ANTSA AN\'I KRISTY MADA AO LYON

1. landihazo ( 08/12/2004 15:52)
Faly mampandre anareo fa hanao concert izy ireo ao LYON amin\'ny alahady 12 desambra 2004 izao amin\'ny 18 ora. Izany moa dia ho atao ao amin\'ny 66-68 rue Vendôme Métro A, arrêt Foch.
Tsy misy vidim-pidirana fa hisy fitatazan-drakitra. Koa manasa anareo rehetra mipetraka eto Frantsa ho avy hiara hifaly. :wink:
novalian'i fyjl ny 10/12/2004 09:09
2. landihazo ( 08/12/2004 15:54)
Ento ny namana aman-tsakaiza e
3. booboo ( 08/12/2004 15:54)
sao dé mba hananao koa ny daty hafa hanaovan-dry zareo raha any @ régions hafa azafady ?
4. landihazo ( 08/12/2004 15:59)
booboo > raha vao azo ny daty hafa dia hampandrenena avy hatrany ny namana rehetra :wink:
5. landihazo ( 08/12/2004 16:00)
hampandrenesana fa tsy hampandrenena fa azafady, diso tsipelina :wink:
6. ramoul ( 08/12/2004 20:42)
hoento ny akohonanao!
7. chipie1 ( 08/12/2004 21:26)
fa iza mou zany \"antsany kristy\"? toa tsy mbola hainay ?
8. fijo ( 08/12/2004 22:33)
izany ve tsy hampatory le
9. mcfy ( 09/12/2004 00:01)
fijo, refa avy miasa ary d mandana matory lesy a!
10. ikaretsaka ( 09/12/2004 05:29)
fijo mitondra ondana e.. de ao ela midodo.. manome rythme ko ny feon\'ialahy miesona be ngamba :^) :-D
11. fijo ( 09/12/2004 21:27)
tsssssssssssssss
12. landihazo ( 10/12/2004 07:26)
MIALA TSINY FA AMIN NY 16H ILAY IZY FA TSY 18H
13. fyjl ( 10/12/2004 09:09)
Mankahery hatrany ny ANTSA AN\'I KRISTY ary manentana ny namana rehetra any mba hanatrika ny fampisehoana satria. Ny mpinamana mifankahita, volivoly ho afaka ary ny aim-panahy ho azo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3042