SABOTSY 18/12/2004, faha 5 taona NAMANA SERASERA

21. fijo ( 02/12/2004 20:57)
izay indray pitchou fa hipitsika le
22. ravatorano ( 03/12/2004 09:31)
ka tsy maintsy misy manao tatitra foana eto rafijo ah , za kosa mino fa tsy mipitsika izany rapitchou fa na tsy ho tonga aza ny vatany d ny fony sy ny fanahiny tonga any ihany.
hatramin ny namonjeko fihaonan ny namana izay aloha dia nahafinaritra foana eh na d ny hahita andry zalah mbola mi pv foana any na dia efa eo ampivoriana aza :-D :-D :-D .
23. sasa ( 04/12/2004 07:09)
sssssssssssssssssssssssss izay ve nama mianatra mirava @ 16h @ izany mbola afaka mamonjy any ve @ izany? fa @ firy no tapitra e!
Sasa
24. fyjl ( 04/12/2004 08:56)
Hatramin\'izao aloha \"Raha nisy roa na telo nivory t@ anaran\'ny NAMANA dia teo afovoany mandrakariva ny FIFANKATIAVANA\"
Raha ny momba ilay hoe atomboka mialoha dia @10h ange izahay efa any e! Eo dia efa manomboka ny fety aminay satria fahafinaretana ho anay ny mikarakara. Koa tongava izay afaka, indrindra ireo andriambavilanitra eeeee!
Ento daholo ny namana na mbola tsy mpikambana ary izy fa namantsika koa izy ireny.
25. xxx ( 04/12/2004 10:58)
pitchou> fa ho aiza, za ve rangà tsy mety mifankahita @ pitchou mihitsy
sasa> tongava fa mbola mahatratra sombiny ihany @ izany ka!
mimich
26. chipie1 ( 04/12/2004 11:02)
pitchou> :-D :-D
27. hery ( 04/12/2004 13:12)
Dia mankahery anareo hatrany e. Izahay aty lavitra aty dia efa manao zay fihaonana vitanay koa... ny fifankatiavana no zava-dehibe.
Dia mahazoa izay ilaina daholo e :-)
28. pitchou ( 04/12/2004 19:33)
Tsy mipitsika izany aho fijo an! tena mbola any aminareo any aho @zany! d krisimasy any vao mody!
mimich> ao re fa miaraka aminareo any ihany ny foko sy ny saiko e!
29. naritsimba ( 06/12/2004 06:02)
Tsy maintsy hoe tonga any foana ny bandy eh!
Adalan\'izay tsy ho any fa hanenina foana ireny be resaka tsy hita ireny mihitsy.

\"Tongava maro fa tsy hanenina ianao sy ny namana entinao\"
30. mimich ( 06/12/2004 06:09)
tandremo ary pitchou tsy mitondra voan-dalana ho anay an!!! , ry fijo indray izany anaovana fihaonana @ 18 ry pitchou ah!
31. pitchou ( 06/12/2004 17:56)
mimich> asa akia izao hoe iza avy no mety ho hita any!
32. fijo ( 06/12/2004 23:05)
ramaso,mangatsiaka izao aty ko
33. angie ( 07/12/2004 10:06)
dia mirary anareo namana rehetra any Madagakasikara hanao fety sambatra @ io fotoana io e dia tsarovy zahay rehefa lafatra ianareo.
Namana foana e :)
34. xxx ( 07/12/2004 10:28)
Hafotaka mihintsy izany fety faran\'ny taona any izany fa hanomboka 18 ary tsy hifarana raha tsy 2 zanvie any angamba an ! Misy an\'i Naritsimba sy Ravato fotsiny de efa masoandro mibaliaka dimbiasan\'ny diavolana fenomanana hatrany ka asakasakareo tsy ho tonga e !
Aza manao kiraro be talon ry andriambavilanitr\'isany fa foara be io fotoana io êê !!
samoina
35. arimalala ( 07/12/2004 11:31)
samoina> tena fety mihitsy io e, fa enao ve d tsy ho avy na d hoe hihinana sambos 1 fotsiny aza??
36. dezy ( 07/12/2004 13:26)
mirary fety choachoa ho anareo rehetra zany ny tenanay e,ny sosy tokony ho anay aty kosa mba fonosy bodifotsy fa alainay any ihany eee de manaova fety sambatra doly eee :-* :-* :-*
37. ketoka ( 08/12/2004 09:16)
Salama daholo ô!
Ny tenanay moa vaovao fa dia ho tonga ary tsy maintsy tonga e!
Ny fangatahana kely fotsiny dia mba asio plaque hoe SERASERA dia mora hitanay e!
Mba te-hahita mantsy nytenanay hoe sahala @ iza izany ..... zany?
38. betty ( 08/12/2004 09:49)
ouinnnnnnnnnnnnnn!!!!!!!!!!!!!!!!!! :)
39. mumu ( 08/12/2004 10:49)
betty hihihihih
pitchou ndao akia ande hijery Bodo Mahery Luc sy Rija amin\'ny 18 aa!!
40. fyjl ( 08/12/2004 11:28)
mumu>ôdôié! hihihihihi
Fanamarihana kely fotsiny :
Hezahana izay hametrahana plaque izay raha tratra e! Na izany aza tsy maintsy hisy namana hijerijerina izay tsy mahita e! Azo atao foana koa ange ny manontany hoe aiza ny INTH e! Mora hita kely io.
\"Zay matoritory mifohaza @ zay ee!\"
\"Asio tsaratsara @ zay enao tsy ngôma
Tsara amintsika miharaka misôma\"
Raha sanatria ianao tsy te-handeha @ io 5è anniversaire io dia mba tongava @ 70è anniversaire eeeeee!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2459