Heros maty
1. tenio
(
26/11/2004 16:41)
Asa ianareo na mitovy hevitra amiko fa tsy tiako mihintsy ny film ka maty ilay \"heros\" amin\'ny farany ?
Exemple: Gladiator, Armangedon, Titanic, Tigre et Dragon.... na koa hoe mijalijaly be ilay \"heros\" sady katahotra, Exemple: le signeur des anneaux itony.
Ny film tiako dia ilay \"heros\" tsy matahotra sady tsy mety maty mihintsy na inona na inona mitranga. Exemple: film\'i Jet Li na Steven Seagal,....sy ny film ohatran\'i Tomb Raider,
Iza no mba mitovy hevitra amiko??

novalian'i chipie1 ny 29/11/2004 13:47
2. booboo
(
26/11/2004 16:49)
Zà ! ny ahy koa tsy tiako mihitsy lé film ka maty koa ny \" gentils\" ohatra ny t@ Troyes ! Soreeeena zà nony avy teo a !
Dé tsy tiako koa lé film gidra reny ka misy vevavy dé ny ipotrany ao fotsiny hi-crac boum boum @ lé rôle dé zay ! pfffffffff
Dé tsy tiako koa lé film gidra reny ka misy vevavy dé ny ipotrany ao fotsiny hi-crac boum boum @ lé rôle dé zay ! pfffffffff
3. tenio
(
26/11/2004 17:01)
booboo>inona le crac boum boum???? mamonjy boum ve de mihinana croquettes?? .....
4. booboo
(
26/11/2004 19:11)
tenio, ramaso>crac boum boum zany lé feona raha refa misy oul lé mi-ouiiiiii ouiiiiii ouiiiiii reny e :°)
8. kally
(
27/11/2004 13:10)
Ramaso>Booboo any tsary sipan\'i Bira!!
Lasa arme de distraction massive eo kanjo indry ry Booboo nefa raha mazoto hampianatra marina ve..tandremo adino ny mitantara aminay :-D
Lasa arme de distraction massive eo kanjo indry ry Booboo nefa raha mazoto hampianatra marina ve..tandremo adino ny mitantara aminay :-D
11. fanja1
(
27/11/2004 17:21)
Tenio, film ny alain delon zany no tinao fa izy tsy mety maty mihintsy @ farany! :-D :-D
13. booboo
(
27/11/2004 20:18)
kally>hiiiitako ! aleoko ihany lé mitazatazana ety lavidavitra ny fandehan\'ny raharaham-porum :-D
chipie1> :°)
chipie1> :°)
14. korotamby
(
28/11/2004 12:13)
refo tsy maty sy tsy mitomany ro za mijery azy dia efa milamine :^)