Ny ray ama-ndreny sy ny zanaka

1. william ( 05/11/2004 11:14)
Tsy fantatro raha mitovy hevitra amiko ianareo fa isika malagasy matetika dia tsy sahy maneho fitiavana loatra, indrindra eo amin\'ny fifandraisan\'ny ray aman-dreny sy ny zanaka
ka mazana tsy dia afaka mifanakalo hevitra loatra; noho io elanelana io dia tsy tafampita any @ zanaka ny fanabeazana vanona, manjary maditra ny ankizy, tsy sahy mamboraka marina ny ao am-pony
Noho izany dia tokony raha mbola kely ny zanaka dia atao izay hahazahoana ny fony, hanehoana fitiavana izy eny fa na dia efa lehibe aza.
novalian'i titakely ny 28/11/2004 09:07
2. ari.malala ( 05/11/2004 11:28)
Marina mihintsy izany, izaho izao t@ mbola kely ten tsy nahatsapa affection t@ ray aman-dreniko mihintsy, hany ka hoy aho hoe rehefa izaho no manan-janaka any aoriana any dia tsy ataoko orina affection ny zanako! Fa marina io hoe rehefa tsy ampy ny affection sy ny communication dia tsy afaka mifanakaiky ny ray aman-dreny sy ny zanaka.
3. fatsoraly ( 05/11/2004 11:31)
william an! Izaho indray anefa mahita fa isaka no tena maneho fitiavan-janaka noho ny vahiny.
Jereo ange ny antsika babena sy trotroina ny zaza, rotsirotsiana rehefa mitomany na omena ny nonon-dreniny. Ny an\'ny vahiny posety marain-tsy hariva, raha vao mitomany kely dia tsetsemana \"nono fingotra\" malaky ny vavany.

Fa raha fanomezana vola amin-karena no heverinao ho fitiavana dia hafa indray ny fipetrany.
:D
4. bekorontana ( 05/11/2004 11:50)
:twisted: :twisted: tokatrano bekorontana :twisted: :twisted:
5. tsondjo ( 05/11/2004 11:51)
marina io lazain\'i fatsoraly io , fa na dia izany aza rehefa lehibebe ilay zaza malagasy dia tsy dia mahazo tambitamby firy na orokoroka toy ny fahazaza :?
6. ramoul ( 05/11/2004 13:42)
Ny ray aman-dreny gasy no tena manome ny affection amin\'ny zanany noho ny aty ampita, fa ny zanaka no tsy dia mbola mahay mandray an\' io zavatra io tsara ary tsy fantany hoe ahoana ny tokony ataony mba hitazonany an\'io affection parental io? Dia zay no mahatonga ny zaza ankehitriny haditra kley (mariako tsara fa ditra azo leferina io an!) nohon\' ny tsy fahaizany mitazona ny affection izay homen\' ny ray aman-dreniny azy
7. titakely ( 28/11/2004 09:07)
za nefa mahita hoe na inona na inona mola misy ihany tahotra andray amndreny ny zaza gasy noho ny vazaha tena misy difference mihintsy,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1927