fisarahana

1. fijo ( 02/11/2004 23:46)
hivoaka izao ny lalana vaovao momba ny fisarahana,ka ny tena hitako fa tsara sy mifanaraka amin\'ny tena fiainana ao dia ny momba ny mpivady misaratoerana.taloha dia tsy maintsy miandry 6taona ianao vao mahazo mangataka fisarahana raha misara toerana,izao kosa roa taona dia efa hazonao hatao io fangatahana io.
fivoarana lehibe io hoan\'izay te hanolo.
novalian'i sakakely ny 25/07/2005 10:14
2. xxx ( 03/11/2004 01:50)
:wink: d isaky ny 2 taona zany ry fijo afaka misolosolo foana amin\'izay?? ... ih ih ih ... :}
mba ahfahfa koa zany lalàna zany ... amin\'ny tany aiza io ry fijo??... ndeha hifindra any anay! ... ngamba! ih ih ih
3. ikaretsaka ( 03/11/2004 04:59)
2 taona monj aiznay ko
4. sipagasy ( 03/11/2004 07:42)
za indray ry fijo miandry ilay mariazy \"CDD \"ann tsy atao \"CDI \"intsony hihihi
5. ramoul ( 03/11/2004 13:18)
vô roa taona monja zay no niarahanay de efa osoloiny vao² sahady ny tenako :(
Zany kousa efa tsy lasa tsony kleazana! de isaky ny roa taona zany hisolo vady fôna?
Fa io zavatra io ve mo we, ra misolo vady in\' 5 enao de migadra fa fanararaotana b mintsy zany?
6. fijo ( 03/11/2004 21:21)
aty frantsa io lalana io.
ramoul>mahazo misolo foana ingahy mandrapahita izay raikitra ka.
sipagasy>any Iran misy io karazana mariage CDD io.misy aza mariazy 1 volana dia ok any.
7. fijo ( 03/11/2004 23:07)
ilay izy anie hoe rehefa misaratoerana mandritran\'ny roa taona fa tsy hoe miara mihaina dia atsipy e
8. fijo ( 03/11/2004 23:39)
ie.izay indray ef alasa divorce pour faute.
9. sipagasy ( 09/11/2004 20:30)
hihihihi
10. fijo ( 09/11/2004 22:10)
adidy anie io e,ary aoka hazava fa raha tsymanaiky manao an\'io ny iray amin\'ny mpivady dia fototra hazo hangatahana fisarahana izay.ka tandremo.
any mada izao ohatra mbola tsy misy izany viol entre epoux izany.
fa aty moa efa mba misy ny fiovan\'ny lalana dia tafiditra ilay izy.fa sarotra porofoina io.
11. sipagasy ( 09/11/2004 23:09)
tsy misy zavatra tsy ahitana porofo ry fijo annn
12. fijo ( 09/11/2004 23:37)
za tsy milaza hoe tsy misy fa sarotra.
13. sakakely ( 25/07/2005 10:14)
Inona avy tokoa kay no atao raha hangataka fisaraham panabadiana ? Ny procédure arahina zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7047