FISARAHANA

1. mijo ( 20/10/2004 14:19)
Inona ny mety mahatonga ny mpivady hisaraka ?.Ary inona no mety ho fiantraikan\'izany eo @ ankizy.
2. routa ( 20/10/2004 15:40)
amiko tsy misy fifandeferana fa mifanenjana ziy roa ,vady atolotra koa, ny fitoerana miaraka @ rafozana na eo @ lahy na vavy,
ny fahasarotampiaro be loatra, ny fisarahantoerana be ela loatra , fianoana feon olona sy ny sisa2 eo @ ankizy matetika simba tanteraka ny @ny tsy dia itako hoe sambatra ny ankizy rehefa misy ny fisarahana tsy itany ankizy ny halehany mampalahelo ny ankizy
3. rvoulah ( 20/10/2004 18:00)
amiko ny mety mahatonga ny mpivady hisaraka de tsy misy fitiavana intsony , tsy misy fifampitokisana instony , ady lava sy gidragidra foana ny fiainana de zay no iafarany.
ny ankizy kosa amizay tsy équilibré mihintsy ny fiainany satria ny zaza de mila affection sy ny présence ny ray sy ny reny , mety ho lasa maditra be tsy hay tenenina le zaza.
raha mbola azo atao de aleo mifandefitra .
4. fijo ( 20/10/2004 20:02)
ny antony ngamba dia ireo efa voalaza ireo,fa ny ankizy kosa dia ampahafantarina azy fa na misaraka aza i dada sy neny dia samy tia azy ka tsy tokony hatahotra izy.
5. tsounie ( 22/10/2004 12:54)
zao an !samy manaiky zany tsika fa ratsy ny fisarahan\'ny mpivady ho an\'ny zanany.Katsy aleo zay fomba mba tsy hahatongavana @ zany no asian-teny?Raha tsisy intsony ny fitiavana de azo atao anie ny miara-monina fotsiny e!?ny mpivady rahateo efa mpifankahalala.
Fa raha gidragidra kosa araka ny nanambaran\'i rvolah azy kosa de za mintsy no manao we aleo misaraka satria vao mainka koa misavoritaka ny zaza
6. tsilan ( 22/10/2004 13:14)
Fanampin\'ny etsy ambony milaza ny anton\'ny fisarahana.
Ny mpivady matetika misaraka dia ireo mpivady samy miasa. Ny antony dia noho ny fahatsapana fa tsy mila mifampiankina amin\'ny fitadiavana. Ka raha vao misy olana dia ny hisaraka no masaka ao an-tsaina. Izany no tena mahatonga ny olona amin\'ny tanan-dehibe sy ny tany mandroso be fisaraham-panambadiana.
Misy ary betsaka ny hoe izaho te-hisaraka fa ny zanako no mampalahelo ahy. Dia miaritra eo. Ary miandry ilay hoe amin\'ny farany ve ny vadiko tsy ho folaka ihany eh, tsy ho antitra rahoviana angaha.
Dia eny marary fo fotsiny eny, ka lasa fahasahiranana ho an\'ny ankizy indray. Ny ankizy rahateo sahiran-tsaina lava miheritreritra hoe miady lava ny Ray aman-dReniny, na mampila ny Dadany sy ny Mamany. Toa zary menatr\'olona lava izao isaky ny andeha hianatra na isaky ny hiala ny trano.
7. jhouhlambout ( 26/10/2004 12:15)
8. bekorontana ( 06/11/2004 11:38)
:twisted: qui veut s\'marier d\'nouveau? :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4727