sauces

1. booboo ( 28/09/2004 07:36)
mba zarao aby zé karazany fantatrareo sy ny raha miaraka aminy. Sôtra ô !
novalian'i nanourand ny 23/07/2005 22:16
2. andrea ( 29/09/2004 14:30)
Misy karazany betsaka :
• Sauce à l\'ail Salée
• Sauce à l\'italienne Salée
• Sauce aigre douce Salée
• Sauce au madère Salée
• Sauce au Noilly Salée
• Sauce au pistou Salée
• Sauce au poivre vert Salée
• Sauce au roquefort Salée
• Sauce au soja Salée
• Sauce au vin blanc Salée
• Sauce au vin rouge Salée
• Sauce au xérès Salée
• Sauce au yaourt Salée
• Sauce aurore Salée
• Sauce aux câpres Salée
• Sauce béarnaise Salée
• Sauce béchamel Salée
• Sauce bordelaise Salée
• Sauce chocolat café Sucrée
• Sauce citron à l\'aneth Salée
• Sauce diable Salée
• Sauce et farce bolognaise Salée
• Sauce hollandaise Salée
• Sauce meurette Salée
• Sauce milanaise Salée
• Sauce Mornay Salée
• Sauce tartare Salée
• Sauce tomate
....
dia ilay inona no tianao ?
3. kally ( 29/09/2004 14:38)
Mba omeo fanaovana sauce aigre-douce ary dia misaotra mialoha e!
4. andrea ( 29/09/2004 15:34)
1- Maka vilany , dia hafanaina ny tantely , izay mahalasa ny tantely ho lasa rano
Asiana ranom-boasary , dia ampagotrahana.
Mety asiana raisin sec, tongolo lay voatetika, sira sy poivra, avy eo avela hangatsiaka.

2- Alaina ny hodimboasary, harotsaka rano mangotraka mandritra ny segondra vitsivitsy.

3- Harotsaka ny menaka ao anaty vilany , kapohana kely . Arotsaka ny hodimboasary ( lasa fotsifotsy ) afaka ampiana amande .
5. booboo ( 29/09/2004 16:25)
andrea>sôtra alongany t@ lé karazany booooooooooobaka beeeee. Samy tiana aby reo retra kah :°)
6. heartbreakkid ( 29/09/2004 17:16)
Hadinonareo ilay sôsy mahazatra ny vahoaka:
500FMg na ariary zato!
1000Fmg na roanjato!
5000fmg na arivo ariary!
10 000 Fmg na roa arivo ariary!
25 000 Fmg na dimy arivo ariary!
50 000 Fmg na iray alina ariary! ( ngeza be io fa tsy mahazo ninoninona betsaka, sady pub-ny Tim koa)
7. andrea ( 29/09/2004 18:39)
ramoso et a heartbreakkid > sakafo lesy tsy vola a !! ny an\'i lisany sôsy f oana no tadiavina
8. fijo ( 29/09/2004 19:53)
ka samy saosy kosa io ko.
9. kally ( 30/09/2004 16:21)
Misaotra Andrea t@ ilay sôsy a! dia inona no hohanina miaraka aminy?trondro sô akoho sô hena natono sô inona?
10. fijo ( 30/09/2004 20:17)
hena natono?kay ndao ary e
11. bichette ( 01/10/2004 06:24)
angaha tena cordon bleu i andrea ? :P
12. tsiperifery ( 01/10/2004 07:43)
Mafinaritra sy isaorana Andréa fa manao ezaka manazava ny fanaovan\'azy @ teny malagasy .
Bichette >Cordon \" fotsy-mena-maitso\" izy homentsika tehaka mafy : Killapy ! Kilapy ! Kilapy !
13. kally ( 01/10/2004 17:08)
Fa adinodinon\'i Andrea ange ny fatrany avy e!sa atao mitovitovy any angamba amin\'izay izy mamy marikivy tsara e?
14. fijo ( 05/10/2004 22:26)
io indray ady gasy ka.tombana ihany ny fatrany.
15. bichette ( 06/10/2004 06:22)
tehaka mafy ho an\'i Andréa. clap clap clap, ip ip ip houurrrrraaaaaa !
16. bichette ( 06/10/2004 06:23)
Ny fatrany angamba feeling ny tsirairay indray, samy manana ny gout- tiany hi hi hi hi sa ahoana aky ry andréa ? sasany tia mamimamy be ny sasany tia marikivikivy be sns :^)
17. fijo ( 06/10/2004 20:35)
bichette tia inona?marikivy sa masirasira?
18. bichette ( 07/10/2004 06:09)

:-D
fijo > ny ahy ilay masisiaka ireny no tiako
19. ftma ( 07/10/2004 15:48)
misy sauces fanao amin\'ny akoho ity raha andramanareo:
ranon\'ny voasary makirana 2 + moutarde eran\'ny sotro lehibe, sakay voatoto eran\'ny sotrokely. araraka eo ambonin\'ny akoho (fe an\'akoho) io sauces io alohan\'ny anatsofohana azy ao anaty four, andrahoy 30mn dia asorina ao anatin\'ilay sauces ny ankoho (ataovy eo ambony grille 20mn mba ho maimay) dia rehefa maimay ilay akoho vao haverina ao antin\' ilay sauces.
20. fijo ( 07/10/2004 20:31)
tohiny,rehefa izay dia antsoy izahay sy bichette fa tonga amin\'ilay masisiaka tianay tsara io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2696