Fanohanana ny ekipa malagasy

1. ralay ( 24/09/2004 16:44)
Raha mba afaka ianao dia mba mandehana manohana ny ekipa malagasy kanetibe any Grenoble fa mahafinaritra ny ambiansy amin'izany. Isika gasy koa malaza fa tena mahay manohana rehefa tena tafavory maro.
novalian'i fijo ny 05/10/2004 20:54
2. oully ( 26/09/2004 19:24)
Mandray anjara angaha Ralay fa ho any aho :)
3. xxx ( 27/09/2004 08:10)
Nahafinaritra fa tonga maro nanotrona ny mpilalaontsika ny Malagasy maro. Rejimanta manokana ny avy teto Marseille ! Nisy delegasiôna notarihin\'ny DTN gasy Jocelyn koa niara-niosona taminay teny @ gradin na dia nanana toerana voatokana aza izy ireo. Misaotra azy ireo koa isika
Marihina fa ny andro sabotsy tena nisehon\'ny tantara dia 12 hatr@ 25 euros isan\'oul teo ny vidim-pidirana ary ampandohavina avokoa na zaza menavava na ny efa-manjoko mitondra tehina !!
Ao @ lohahevitra fanatanjahantena misy tatitra hafa koa !
Samoina
4. xxx ( 28/09/2004 05:23)
Misaotra an\'i samoina nanao tatitra fa ny tena moa dia nanana faniriana ho any fa dia tsy afaka nandeha indray. Mbola ho be ny ho sisa ka dia @ taona ho avy indray angamba mandeha any Belgique isiska fa misy namana mafana fo mpanohana koa any :lol:
5. ralay ( 01/10/2004 21:09)
Misaotra antsika izay nanohana fa efa hiaraha-mahalala ny vokatra fa nihintsana teo @ 1/4 de finale ny ekipatsika ka @ heritaona indray manao mety² kokoa any Belgika sady misy namana mafana fo tokoa any :lol: de ampy
6. mcz ( 02/10/2004 08:59)
Ralay tsy hita fa fomba njavatra daoly zany fa iza no mahita raha i zao indray no anisany ekipa @ heritaona hataoko mipopoka ny kenety be @ io :lol: :lol: sa aona hoy nareo hihihihihih fety be ny antsika raha mandresy :idea: :D :lol: :-*
7. fijo ( 04/10/2004 19:35)
an an efa tsy manao tsolotra izany intsony ny any mada ka. :-D :-D :-D
8. fijo ( 05/10/2004 20:54)
ka za zatra misotro ronono ko. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1859