Te hianatra any ampita

1. xxx ( 14/08/2004 14:28)
manaôna daholo
Za wa ry zareo manomana ny maîtrise-ko @ ity taona ity ka maniry ny hanoy ny fianarako any Europe (indrindra ao France) ary tsy mahafantatra ny fombafomba fanao amin'izany , koa mangataka ny toro-hevitra avy aminareo (DESS no tiako hanohizana azy).
Marihiko aloha fa bourse sy Univ no tadiaviko e,
novalian'i jon ny 08/09/2005 12:37
2. fijo ( 16/08/2004 22:08)
ny DESS dia mitaky 13 de moyenne.koa enjeo aloha io.dia manaova fangatahana amina universite aty avy eo,ary dia miaraka amin'izay manaova fangatahana bourse fa raha manana io salan'isa io ianao,dia mino aho fa ahazo.
3. rvoulah ( 20/10/2004 18:04)
mila note tsara tokoa ny DESS , indrindra amity système vaovao aty europe ty LMD ( Licence Master Doctorat) ,.
de raha hitady univ ndray de jereo fa b d b ny univ manao inscription en ligne , de ao enao no mameno dossier fa tsy voatery manao demande.
mety ho very @ poste sns koa manko iny.
ny bourse ndray de any MADA no mijereva fa raha aty france aloha somary sarotra ihany indrindra raha tsy vazaha sy milay be ny note e
4. zandrinifijo ( 21/10/2004 04:14)
kay vve 13/20 fotsiny de afaka manao DESS? zefa iany kay reto vaza reto
5. rvoulah ( 21/10/2004 11:39)
:roll:
6. kinaoly ( 21/10/2004 13:57)
jereo koa fa mety misy manao echanges universitaires ny fianarana aty de amzay afaka mahazo bourse vazaha
7. gasymanja ( 21/10/2004 14:00)
:D
Ny tena tsara dia tsy mankany France intsony fa efa saturer.

Ny tsara indray izao dia Canada (province de Quebec), na Afrique du Sud.

Ny Bourse tsara indrindra dia izay omen\'ny Organisme AUF. 500 EUR /mois + billet d\'avion A/R (retour a Dago pendant les vacances d\'ete ).

Raha France ihany no tianao, dia tsy aleo ve manandrana miditra 2eme annee Ecole d\'Ingenieur ou Ecole de Commerce toy izay manao DESS (exception DESS Paris Dauphine).

Ecole d\'Ingenieur tsara: Ecole centrale Paris ou Lyon, Arts et Metiers Aix en Provence, INSA Lyon ou Toulouse, ENST Paris ou Bretagne.

Ecole de commerce tsara: ESSEC, HEC, EM-LYON, Edhec Lille, CERAM Sophia Antipolis, IEP Paris.

Mahereza e.
8. zandrinifijo ( 24/10/2004 07:56)
france iany oa fa aza miala amy france.
9. rvoulah ( 04/11/2004 10:31)
boursière auf ve gasy manja?
10. fatsoraly ( 04/11/2004 10:40)
xxxx> efa lasa ve sa mbola e! Mampamangy @ fijo sy bichette \"mianadahy\" any rehefa tonga any an! hahaha
11. jon ( 08/09/2005 12:37)
mety mahazo mangataka boursse afahana mianatra any ivelany ve ny mpianatra ao@ ny cntmad
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.147