Sakafo manaitaitra

1. nikopol ( 06/08/2004 06:44)
Misy karazan-tsakafo manaitaitra hono, na ranony io na vetiny.

Inona ny anareo no karazan-tsakafo manaitaitra anareo?

Asioko ohatra kely :

1) jus de sakamalaho
2) soupe d'Anamalà
3) Huitre

:lol:
novalian'i idealy ny 02/09/2004 17:26
2. hendry ( 06/08/2004 08:21)
Manaitaitra amin´ny ahoana ny huitre ry nikopol?
Ny sakafo masiaka rehetra no tokony hanaitaitra sa?
3. kally ( 06/08/2004 08:43)
Ry Nikopol izany taitaitra be ihany rehefa avy misotro ron'akoho be sakamalaho?Na avy nihinana huuitre?Mba hafa koa ianareo izany ry reto.
4. nikopol ( 06/08/2004 10:19)
kally sy hendry, diaso isika hiaraka hihinana huitre sy ron'akoho sy sakamalaho dia ho hita eo ny fandehany. :lol:
5. kally ( 06/08/2004 10:37)
Efa nihinana aho fa toa tsy hitako ho taitaitra nankaiza,ny saina koa angaha no tena mitondra an'io.Izahay efa hatry ny kely vao mikohaka kely dia omena sakamalaho sy tantely,na indray mandeha isan-kerinandro ampisotroina ron'akoho be sakamalaho ka asa efa donto hatry ny fony kely angamba ka tsy taitra intsony. :lol:
6. nikopol ( 09/08/2004 07:39)
Kally kosa sao dia ireny kely dia efa taitaitra ireny? :lol:
7. chipie1 ( 31/08/2004 13:38)
:-D
8. idealy ( 02/09/2004 17:26)
tena tsy azoko ilay oe tai²tra tena marina eh tsy aleo ve calme iany e sa zà tsy maharaka resakareo nefa efa lehibe ihany aho fa tsy azoko ilay resaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3329