Adalan-tsakafo

1. fatsoraly ( 05/08/2004 23:23)
Ary ahoana ry zareo ny vahaolana @ le olona adalan-tsakafo ilay vao miditra ny tranonao ireny dia manoka-bilany sy fridge?

Hmmm! Mbola ho tratran'ny vilany mahamay angamba vao....
novalian'i robinhood ny 19/04/2005 12:36
2. ludo ( 06/08/2004 06:24)
Aza asina olana zany nama fa tsara zany
ny nahandronao matoa izy manoka-bilany fona aa, ary io ko miankina @ hery laniny tany ivelany tany d ao antrano izy manarin'azy!!!
3. hendry ( 06/08/2004 08:26)
Ary sao dia tsy adalan-tsakafo fa mba te hampiseho aminao fotsiny hoe tsy mihafahafa izy rehefa any aminao. Na zany na tsy zany toa tsy fahalalam-pomba loatra ilay misavasava sakafon´olona raha tsy hoe ngah olona mifankazatra be.
4. booboo ( 06/08/2004 13:36)
aleo ho main'ny vilany any kou ! fay tsara @ zay
5. robinhood ( 19/04/2005 12:36)
Toa tsy milay zany manoka-bilanin'olona zany ko. Sady tonga dia faly be aho raha may eo izy .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3162