memoire de discussion

1. nyna ( 29/07/2004 13:00)
Hery a! mety possible ve ny hananana rubrique ahafahana mampatsiahy ny discussion nidirana farany!

zaho mantsy manana io problème io satria tsy mba tadidiko mihitsy hoe taiza avy aho no niresaka t@ zaho niresaka tato farany!

Azonao ve ny tiako lazaina?
Misaotra mialoha @ valiny mahafa-po!!
novalian'i wawawa ny 03/08/2004 20:36
2. ramoul ( 29/07/2004 13:27)
Tsara fietraka mihitsy ny fanontanianao ry nyna fa zah koa mantsy voan\' io zavatra io fôna.
3. hery ( 29/07/2004 15:15)
Ok,
réalisable izany raha ny fihevitro azy... karazana historique kely. Fa mety hoe tsy ho lava loatra satria misy eo amin\'ny 1100 mahery eo isika no indray manoratra ato.

Hodinihana
4. nyna ( 03/08/2004 20:08)
hery > misaotra anao!!!
5. nyna ( 03/08/2004 20:10)
saika adinoko!

Hery> mba afaka signalenao ve za ohatra rehefa mandeha io rubrique io sy ny fampiasana azy? misaotra betsaka
6. wawawa ( 03/08/2004 20:36)
Marina mintsy io!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1471