Fantaro ny fomba amam-panao any amin'ny misy anao!!!!!!

21. booboo ( 28/07/2004 06:49)
Ny aty aminay indray ( la lorraine ) dé @ fomba fiteny dé asiana articles aby zé azo anasisihana articles, na anaran'oul ara ! dé rehefa manoro toerana dé " là haut " dôl fa tsisy " là bàs". Dé ny quiches sy tourtes lorraines ary ny petit pâté lorrains sy ny bergamottes no tena malaza, dé mirabelle kou kay ! dé ny ankamaroan'ny lorrains miniers dôl taloha dé ambony beee n taux n'ny chômage satria tsisy mivoha tsony ny mines. "Républicains "dôl kou ny ankamaroan'ny les lorrains.
22. kitjo ( 29/07/2004 15:19)
Ny aty ndray d fahasahiranana mitsy ny miara-misakafo @ol

silamo tsy mihinan-kisoa
sinoa (sasany) tsy mihinann\' omby
......
tsy maintsy misy hanina mahafady azy aby.

tsary hay tsn zay ho atao!
23. methode ( 29/07/2004 22:16)
Ny aty Burkina aloha dia atsasaky ny vidin\'ny hen\'omby sy hen\'ondry ny henakisoa satria silamo ny akamaroan\'ny olona aty!! Mitabataba eran\'ny tanana ny haut parleurs n-dry zzareo na andro na alina!! Tena sahirana aho tamin\'ny voalohany fa tsy mety mahita tory raha vaomaheny ilay izy!!
24. kitjo ( 01/08/2004 13:11)
Ny aty henakisoa luxe oh io lazain ramaso io koa d lafo be.9silamo aby ny mpivarotra d ts misy mivarotra kanefa ny 1/3 mponina vahiny mihinana kisoa dia ifampitadiavana zany)

Ny hena omby avy any Australie sy New Zealand lafo ny manafatra azy d lafo koa!

d ny akoho mora be satria io no hanin izy mianakavy maraintsy hariva!
fa matsatsooooooo
25. methode ( 01/08/2004 18:55)
Ny eto indray dia saika fihinana daholo rehefa karazam-biby!! Misy chenilles toy ny bibindandy any amintsika ireny dia hanin'ny aty koa ary feno ny tsena!!
26. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 12:23)
Bjr daholo ! Tena mahaliana ! Aty Madagasikara tsy fomba indray ity fa haratsian-tsaina : rah te ho tafiditra ho mpiasam-panjakana ny mpampianatra fram iray d raha vehivavy izy dia miara-mandry amin'ireo tompon'andraikitra maromaro ao an-toerana ar raha lehilahy indray dia mandoa karama enim-bolana aorian'ny nahavoaray ! Indrisy ry Malagasy ! Gasy aho fa mahamenatra ahy izany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1299