You are here: home > Forum

Commentaires tononkalo

Lohahevitra : vetso.serasera.org
Fitohizan'ny hafatra : Commentaires tononkalo
Valiny : 18
hery - 09/06/2004 10:17
Manahoana daholo,
Efa hitanareo ve fa ny tononkalo rehetra dia azo asiana commentaires daholo ao amin'ny vetso.serasera.org http://vetso.serasera.org
Mamporisika ny mpanoratra ny filazanareo ny momba ny tononkalony.

Mazotoa.
Valio | Miverina eny ambony
samoina - 09/06/2004 10:52
Ary feno lakôly mihintsy ity seraseranao ity Rahery a !
Nitsofoka tao @ tononkalo zà de saika adino tao indray .hihihi !
Fisaorana zato heny e ! Halefa tsy ho ela ny anjara biriky fanohanana lalina kokoa ho mari-pankasitrahana e !
Valio | Miverina eny ambony
nykanto - 09/06/2004 10:53
Misaotra an'i Hery nampahatsiahy tokoa izany soso-kevitra izany ... tena ilain'ny mpanoratra tokoa ny mandray ireo hevitra marosamihafa avy amin'ny mpamaky ny saganasany mba ahafahany manatsara na manitsy ny asany ankoatry ny fankaherezana sy famporisihana izay tena ilainy ihany koa.
Ny Kanto
Valio | Miverina eny ambony
chipie1 - 09/06/2004 12:43
tokony atao am teny gasy daolo !
satria site gasy ito ...
Valio | Miverina eny ambony
hery - 09/06/2004 13:02
Raha tsy diso aho dia tsy misy c ao amin'ny abidia malagasy

Donc raha teny gasy daholo dia tokony tsy nekena hiditra ho namana i chipie1
Valio | Miverina eny ambony
chipie1 - 09/06/2004 18:16
hery>
commentaires ane no tadiavina am tononkalo e, donc tsy itako zay idirany i abidia gasy am zany
Valio | Miverina eny ambony
hery - 09/06/2004 20:49
chipie1> inona no dikan'ny donc amin'ny teny gasy?
Valio | Miverina eny ambony
chipie1 - 09/06/2004 22:28
hery> noho izany = donc
: )
Valio | Miverina eny ambony
yonikafopl - 10/06/2004 03:45
chipie1 ka indraindray ange ilay haingam-panahy tonga miainga @ ilay teny vahiny , anglisy na frantsay e! dia tsy azo ampidirina ve zany???????
Valio | Miverina eny ambony
chipie1 - 10/06/2004 12:07
an3 mba teny ane no nataoko e!
kômentera ko zay !!! fa samy manana ny eritreriny io
Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 11/06/2004 09:17
hihihih hery & i chipie1
Valio | Miverina eny ambony
lanto - 12/06/2004 01:17
Ny tononkalo ve no tenenin'i chipie1 ? Izaho indray tsy mahita olana raha manoratra @ teny vahiny ny mpanoratra malagasy. Na tonga t@ teny vahiny araka ny tenin'i yonika aza ny aingam-panahy dia mbola gasy ihany ilay mpanoratra, dia izay no jerena. Ny asa soratra malagasy sasany aza adika indray @ teny vahiny mba hampahafantarina e ! Fa tsy manome tsiny an'izay tsy mahazohazo ny tononkalo @ teny vahiny sasany ato @ site an ! Samy @ tiany io dia asehoy any @ fanehoan-kevitra momba ilay tonokalo ny hevitrao sy ny tsikera e !
Valio | Miverina eny ambony
hery - 12/06/2004 12:13
Misy gasy mieritreritra vazaha :( dé inona moa no azonao atao amin'izany fa zé eritreretiny eo no soratany.
Fa hamafisiko fa ny site dia amin'ny teny gasy fa ny ao anatiny ve moa izay ny namana no mamelona azy dia sarotra ihany no hiteny
Valio | Miverina eny ambony
methode - 07/07/2004 02:26
Izaho izao dia mitady tononkalo hoan'ny anniversaire amin'ny teny anglisy raha misy manana any mba hindramana! Tsy mahay teny gasy le akamanay fa teny anglisy no hainy!
Misaotra amin'ny fanomezana alalana hanao commentaires e! Rehefa lasa mpanoratra izahay dia ho hita eo ny commentaires!
Valio | Miverina eny ambony
bichette - 07/07/2004 09:29
hum !
Valio | Miverina eny ambony
randjy - 07/07/2004 14:21
For you my friend for you my dear
For who I writte this poeme
I 'm always persuaded that for ever is our friendly


ho an'i methode de tohizo eh!
de corrigeo koa
Valio | Miverina eny ambony
bichette - 09/07/2004 11:25
melsi randjy an !
Valio | Miverina eny ambony
hasikanto - 23/08/2005 06:27
Salut daholo

Variana aho mijery ity trakelaka ity. Misaotra an'izay nahita hevitra.

F'izao,ilay commentaire ve na sy mpanoratra aza afaka manao

Mavo
Valio | Miverina eny ambony
hasikanto - 23/08/2005 06:29
Voavaliko sahady ilay fanontaniana fa azafady

Efa nijery sy namaky aho

Misaotra

Mavo
Valio | Miverina eny ambony