Nandeha Choralie ve nareo?

1. nyna ( 28/05/2004 10:17)
Moa ve mba misy mandeha choralie isika Namana ato @ serasera? za ohatra tany!
Lazao raha misy tsy mahalala ny atao hoe Choralie!!
novalian'i chipie1 ny 14/06/2004 15:11
2. ramoul ( 28/05/2004 16:23)
Zah tany fa ahoana no tsy nahitako anapo tany kay?
Betsa ny namana ato no nande tazny amin' ny choralie fa ianao tsy hitako nefa zah efa nitady anao. hihi
3. sipagasy ( 28/05/2004 16:37)
fa inn izany??? tsy mba haiko indray iny kann, mba omeo fanazavana hoe!
4. ftma ( 29/05/2004 13:57)
izao koa tany fa tsy nahita anareo, sipagasy choralie dia fihaonan'ny Sampana Tanora (chorale) FPMA rehetra aty France, miara-mihira daholo ireo tanora ireo ka tena mahafinaritra.
5. ralay ( 30/05/2004 15:25)
Yalana tsiny fa tokony ho nasiana filazana tokoa teto @ forum hoe mety hisy namana handeha any @ choralie ka raha mba afaka nifankahita dia tsara.Efa niresahana ihany tao @ tchat fa tsy dia nisy taitra loatra afatsy ireo efa nifankahalala angamba. Aza hadinoina intsony ho an'izay mahalala fihaonana gasy ny milaza eto @ forum.
6. ftma ( 31/05/2004 15:44)
Maromaro ihany no nakany fa tsy nifankahita, efa nody vao nifanontany, amin'ny 2006 indray zany manao fotoana e, any Melun indray no hanaovana azy.
7. ramoul ( 31/05/2004 21:32)
ka dia aty aminay zany no mifankahita amin' ny 2006 é!
Miandry anareo aty zany zah é!
8. nyna ( 01/06/2004 10:47)
eny ary e! mifampilaza zany @ manaraka rehefa misy fihaonana e! afaka mba milaza ve isika hoe avy ao @ FPMA avy aiza? sa tena perso be zany? ka aona zany ny fomba hifankahalalana raha izany?
9. fijo ( 01/06/2004 23:21)
lazao fa mety hoany ihany izahay ka.mety misy mahaliana any dia tonga ny tena
10. ramoul ( 02/06/2004 17:08)
Zah zao avy ao amin' ny tafo Melun ry nyaina
11. nyna ( 03/06/2004 08:21)
ramoul> ah misaotra faly mahafantatra anao!
12. chipie1 ( 08/06/2004 07:24)
beda be ny nande ato namana fa maninn no tsy mamaly e??
13. ftma ( 09/06/2004 11:23)
Chipie, inona no valina?
14. nyna ( 09/06/2004 11:58)
ramoul> nyaina?
15. chipie1 ( 11/06/2004 07:21)
fatma> oe iza no nande choralie ka . Amizay am manaraka mba mifankaita e
16. ftma ( 13/06/2004 18:18)
chipie 1, ok, milaza mialoha izany aho raha mandeha.
17. chipie1 ( 14/06/2004 15:11)
ié !
18. chipie1 ( 14/06/2004 15:11)
mifampilaza zay ande re! hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3442