voalaza fa miankina amin ny politika...

1. ravatorano ( 26/05/2004 09:44)
ny zavatra rhtr.
Miankina amin ny politika ny toekarena,ny kolotoraly,ny fiaraha monina , ny asa sosialy,ny fanatanjahan tena.
Nisy aza mpanao sary karikatira izay niteny hoe raha tsy misy ny politika dia tsisy fiaraha monina vanina eto ambonin ny tany !
Manaiky an izany v ianareo ???
Misaotra amin ny fandraisana anjara
novalian'i ramoul ny 10/06/2004 16:19
2. fijo ( 26/05/2004 20:04)
marina aloha fa tsy misy zavatra mandeha raha tsy ny politika momba iny zavatra iny no tsara lamina.saingy eto dia avahako ilay politika (natao hitondrana sy handaminana ny fiarahamonina)sy ilay (polifika fitadiavana toerana izay maro mpampiasa any an tanana)
ohatra fotsiny.aty europa(france)izay mba azo lazaina fa tany manana sy mandroso,dia tsy tafavoaka firy sy spaoro ato aminy.satria ny politikan'ny spaoro mihintsy no mirefarefa.ka tsy ahafahan'ny mpanao spaoro mivelatra.ny kolontsaina koa aty dia toa io ihany.
izany hoe,miankina tokoa amin'izay rafitra,na lamina politikan'ny mpitondra ny hivoaran'ny zavatra iray.
3. ramoul ( 10/06/2004 16:19)
rah zay ndray no jerena dia misy karazany roa ny politika.
1/ ny politika voalohany dia ilay politika izay ampiasain' ny mpitondra fanjakana izay iarahana mahita fa anaovan-dry zalahy fannangonan-karena fotsiny.
2/ny politika faharoa dia ilay mikasika ny spaoro sns izay nolazain' fijo io ambony io.
Na ny olona tsirairay avy ary manana ny politika izay mampandea azy avy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7401