Sciences sociales

1. xxx ( 21/05/2004 18:49)
misy faculté sciences sociales ve any dago?département ana sociologie-science politique ohatra?
novalian'i masinkery ny 10/11/2005 09:41
2. oully ( 23/05/2004 13:35)
Toa tsy misy fa sociologie sotra no misy any, fa ny any amin'ny sekoly tsy miankina izay nijoro taty aoriana no tsy fantatro. Tsara tokoa raha misy io taranja io any.
3. unik ( 06/06/2004 17:24)
zao vo valiana ny fanontanianao fa mbola nitady an leizy tany dago.
Valiny : eny , misy sciences sociales any dago, ao amin ny ICM na Institut Catholique de Madagascar, eny Ambatoroka zany!
4. angie ( 08/06/2004 08:00)
marina io za efa nijery tany t@ 2001, sady manana boky betsaka zareo izany hoe efa mba miezaka manatsara azy hatrany.
5. fijo ( 29/06/2004 23:45)
raha azoko dia privée izany ilay ivon toerana?
6. pitchou ( 30/06/2004 06:08)
sociologie sy anthropologie alou d misy aty e! science pô tsy haiko loatra!
7. booboo ( 30/06/2004 13:07)
fijo> ie
8. titakely ( 22/08/2004 13:47)
ao amin'ny departement Histoire misy dia misy branche na etude à partir ny deuxième annee atao hoe science sociale de developpement sur selection na dossier no mahatafiditra ami'nio ary tena vitsy no raisina pour 4 ans ny etude avy eo , afaka manohy aty Belgique na suisse avy eo fa misy igfandraisana ny université ny departement Histoire any tanà,
9. masinkery ( 10/11/2005 09:41)

ao amin'ny Institut Catholique de Madagascar no misy ilay fianarana sciences sociales, dia marihina fa tsy eny Ambatoroka araka ny voalaza eo ambony, fa eny Antananimena,

mamoaka mpianatra bac+3, ary voalaza fa isan'ny tsara ny fianarana, tsy mahagaga satria ny sehatra sosialy manavanana ny katolika

mandrapihaona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1751