You are here: home > Forum

tononkalo

Lohahevitra : vetso.serasera.org
Fitohizan'ny hafatra : tononkalo
Valiny : 9
xxx - 26/04/2004 18:28
manin kou kay raha asiana hoe mpanoratra be mpankafy ao @ tonkalo io
Valio | Miverina eny ambony
ramoul - 27/04/2004 15:20
fa nga moa tsy efa misy an'zany ao?
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 28/04/2004 05:22
efa misy tokoa
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 28/04/2004 07:39
ountsss
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 28/04/2004 07:43
tononkalo vao tonga no ao de tononkalo be mpitia.fa tsisy mpanoratra
Valio | Miverina eny ambony
nananie - 28/04/2004 18:00
F'angaha xxxx mpanoratra? Raha te halaza de tonga de ampiarato et o e! Miàlà ao @ anonymat!
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 30/04/2004 07:12
tsy mpanoratra aho kah!hihihi
Valio | Miverina eny ambony
nananie - 30/04/2004 11:46
Dommazy!
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 10/05/2004 01:17
de aôna 'zany ry webmaster a!
Valio | Miverina eny ambony
fiaritiana - 20/11/2005 22:27
ka raha ny mpanoratra no be mpitia fa ny tononkalo tsisy mpitia de ahoana no fipetrany??
Valio | Miverina eny ambony