Fanenjehana.

21. nananie ( 30/04/2004 10:04)
Bien dit!
22. angie ( 30/04/2004 10:10)
Ny soa ihany tazomina zalahy a, ny ratsy rehetra alaviro hiala lavitra any fa mamindra @ akama hafa. Aza mamaky loha @ ny adala fa ny tena namana jerena fa ireny no tsy manary.
23. voninkazokely ( 30/04/2004 17:08)
Soa ihany fa tsy misy mpanenjika avy ao aloha fa any aoriana any ihany!
24. jhouhlambout ( 01/05/2004 08:32)
hihihi
25. bido ( 02/05/2004 09:51)
raha misy zavatra iray henjehina hono de milay zay , milay zany ny Serasera Namana e !
26. yonikafopl ( 02/05/2004 19:42)
weeeeeeeeeeeeeeeee!
27. ikaretsaka ( 02/05/2004 21:40)
ary tadidio fa marina ny an'i zokin'i fijo hoe ny mpanenjika tsy maintsy any afara foana.. ary milay ianoa matoa henjehana.. fa izay mamely sy be tatara any @ maizina dia avoahay eto @ mazava eto hombointsika! izay no tsy dia ankasitrahako ilay X nefa manao hevitra mifonofono.. aza tratrako fotsiny!
28. nananie ( 03/05/2004 15:15)
hein hein hein!
29. ikaretsaka ( 03/05/2004 18:16)
tsy tsy sahy mijoro sy miseho amin'ny maha .. azy ko
30. booboo ( 03/05/2004 19:02)
hombohy mafimafy kokoa dé mijoro tsara @ izay !
31. ikaretsaka ( 03/05/2004 19:56)
avoahay ry nananie hombohanmtsika a
32. kitjo ( 04/05/2004 05:18)
za alou victime niaraka t@ nananie t@ io,
tsy azoko oe efa manaratsy any d mbola ampiadina ko ny olona
Nefa tsitako oe in tombotsoa amle izy
fa za aloha tsy mivakl amzany fa refa vizaka m,anenjika ao afara ao v izy tsy hijanona iany
Za ary tsy miherika akory,hiiihhiih

Ra vao hivakian loha ko nge vao maina oe mankasarotra azy e,fa aleo ho ao dvizaka fts aveo
33. aladin ( 04/05/2004 06:19)
fa 'ty kou misy fôpla! miditra ao @ chat le oul de pseudo anao no entiny de mody asiany -kely ery @farany ery .De avy eo 'zany aho miditra mi-chat de misy manakiana be de tsy azoko mints!Kanjo ndray andro de nifanehatra tamiko tao lery.De nampne fa samy nilaza tany @le op ao reo de hoe io dakao!de lery ihany no voatsoaka.ka tsy haiko na mbola hivarina na tsia!
34. methode ( 08/05/2004 00:19)
Mba tiako ho fantatra nananie hoe karazany manahoana le fanenjehana izany! Raha azonao omena ohatra! Sao misy fifandraisany amin'ny mahazo ahy mantsy ilay izy! Nisy namana nifandray be tamiko teto kanefa tampotampoka teo dia niova be ary tsy mety miresaka amiko intsony! Nanontaniako hoe inona no antony, dia lazainy hoe mody fanina aho fa fantatro ny nataoko! Raha ny resaka nataoko taminy anefa tsy nisy resaka tokony nanafintohina mihitsy fa mety ho toy ny nolazain'i aladin io angamba no nahazo ahy!! Mbola tsy enregistré mantsy ny ps tamin'izany fotoana izany! Hatramin'izao dia tsy fantatro ny marina niseho teto! Tsotra fotsiny ny ahy hoe rehefa tsy misy zavatra tokony nanafintohin'olona nataoko na nanimba ny fiainan'olona dia mandry ny saiko fa aleo hanenjika any izay tsy tia! Rehefa ela izy reraka ihany e!!!
35. nananie ( 10/05/2004 14:05)
Ka io lazain'i Methode io mintsy le izy. Mamorona zvt any @ namako le ol, de avy eo ny namako gaga fotsiny hoe fa manin enao no tsy miteny tamiko . Mampiady 'zany lery e! Ka ny fanaony, de mamorona any ambadika izy.

Fa tena tsy mety kosa le zvt nahazo an'i Aladin e! Aza tratrako misy mampiasa ny pseudo-ko anie fa tena tsy avelako mintsy an!!! Efa mananatra za io.
36. kitjo ( 10/05/2004 17:39)
Za ko efa tratran io oh Aladin io sady tany @ site gasy hafa bdb tany le ol namorona anarana d ps oh anah io fa nasiny "o" ray ny tao afara

nasiny signature koa ery ambany oe SIngapour, site 3 nanoratany fa tsy hitako oe inona anefa ny tombotsoany fa soa ihany fa efa misoratra any ny anarako d fantatry ny olona oe tsy za le izy.
Mandreraka fa misy olona d hanao ratsy fts mahafinaritra azy e.

Le mampiady no tena mandreraka fa ny fanafodiny koa raha misy ny olona d aleo tonga d mifampiresaka mazava fa grave le ol raha hanitratra resaka
37. kitjo ( 11/05/2004 17:58)
zay no marina
rehefa reraka ao aoriana ao izy mijanona iany
38. cutie ( 31/05/2004 22:23)

tadiavo ny marina ry reto fa aza mijanona ho victime any fotsiny.
Zao fotsiny ny eritreretro, matoa ry zareo manenjika de tsy misy atao, sy tsy ampy saina, de lasa ny fiainanan'ny oul no tsikeraina.

methode, kara efa niresaka njay nareo zao, de in ny pble. De adihadiho tsara izy. lol

39. fijo ( 01/06/2004 22:18)
misy tokoa io mpanenjika io ato,ary ny tenanay koa dia efa voa,fa za moa tsy mivaky loha aminy.misy namana hafa koa efa voa,ka izao no nanaovanay azy tato.nolazainy anay ilay mpanenjika dia isaky ny miditra dia avy izahay misehatra azy.ary tsy hitako intsony izay nalehany.ka ny vaha olana dia na io lazain'i hery io,na ity nataonay ity.fa ilay ankalamanjana eto kosa aloha tsy mety raha izay no atao.
40. methode ( 05/06/2004 16:24)
Matetika tsy fifankazahoan-dresaka angamba no olana na mety misy sangy mahery ataon'olon-kafa e! Te-hifanazava hahita ny marina aho fa saingy ilay olona tsy mety hazavaina fa aleo hoy izy hivalona any ny tantara efa lasa!!! Tsy hitako izay hatao satria sady te-hahita ny marina aho no tsy te-hanimba ihany koa ny fifandraisanay efa miverina ara-dalàna!! Mety ho sangy diso tafahoatra nataon'ny namana ihany mantsy no nahatonga izany!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2683