Amin'ny firy izao any aminareo ?

1. voninkazokely ( 21/04/2004 00:47)
Manakory aby!
Amin'ny firy kay izao azafady? : any Madagasikara , ary an'i Frantsa, ary any amin'ny USA any, ary any Chine.....sns..

Mba azonareo tompon'andraikitra apetaka eny amin'ny sisiny eny ve ny famantaran'andron'izao tontolo izao é?

Satria tsy fantatra izay ho tenenina na bonne nuit na bonne journée ho an'ireo namana mipetraka any amin'ny firenena hafa!
Ahoana ny hevitrareo ry namana?
Misaotra betsaka mialoha anareo mamaly!
novalian'i kitjo ny 08/06/2004 15:43
2. ikaretsaka ( 21/04/2004 03:38)
la USA misy time zone adiny 4 de USA aiza io?
3. hery ( 21/04/2004 07:54)
Ataovy hoe manahoana dia am'zay tsy mieritreritra hoe nuit sa jour :)

Hafa ihany hoa ny Malagasy
4. kally ( 21/04/2004 07:57)
Raha fantatrao hoa aiza no misy ilay namanao dia anjaranao ny mba mitady hoe firy ny elanelan'orany mihoatra amin'ny toerana misy anao,fa nahoana no dia hiandry tolorana foana?
Sady io nolazain'i Hery io no tsara,miteny gasy ny samy gasy.
5. ramoul ( 21/04/2004 16:16)
le notenenin' hery tsara fa le namana b d b de sady tsy mba amin' ny toerana iray ohany fa manerana izao tonlolo izao mintsy dia mba te hahafantatra izay ora any aminazy izahay.
Tsara mintsy ny fangatahanao ry voninkazokely,hisaorako b d b ianao.
6. ikaretsaka ( 21/04/2004 18:33)
ka apetaka daholo ny fuseau horaires iznay dia heo ze meme fuseau amin'i madagasikara mitovy ora? sa asiana GMT + (number) koa any @ mombamomba anao dia amboarina dia afaka mi kalkil?
7. xxx ( 21/04/2004 21:51)
ohatran ny lasa kalkil be makarary an doha ko zany , rehefa miditra de salut salut daholo fotsiny de rehefa hivoaka de radem daholo
8. kitjo ( 22/04/2004 02:20)
anontanio ze ol miresaka aminao ra tsy zany d ataovy oe
bonne nuit ra alina ,bn jrnee ra atoandro, ts aiko tsn oe fa bon tout ra ts maintsy atao teny frantsay znay
fa ny mora nddra d veloma sy manaona na sali
9. voninkazokely ( 23/04/2004 08:12)
Mifona fa diso é!
Atao ahoana fa mba vendrana ny tena ka manontanintany foana ohatran'ny kalagaigy é!
Tsy maninona fa esory any ary ity hevitra ity raha dia tena maharikoriko anareo ohatr'izao é!!!!!!!!!
10. hery ( 23/04/2004 15:31)
Hihihi,

Fa aiza kou zé maharikoriko eo?
11. ikaretsaka ( 23/04/2004 23:32)
azo atao ihany ilay izy raha nandinika tsara aho an..
asiana hoe amin'ny firy izao aty:

(dia menu scroll down.. hoe)

frantsa, singapore, italie, Toetra iraisan'i Amerika (Etats unis d'amerika ) tapany atsinanana ampovoany andrefana, pasifika, madagasikara, Iraka, sns.. dia miseho ilay ora.. sa gravy be ny mi progany an'izany ho anareo mpi formatika?
12. nananie ( 28/04/2004 16:01)
Za alou tsy pro mais je fourre mon nez un peu partout!lol!
Aôna hono zany e?
13. kally ( 04/05/2004 21:17)
Ny fanontaniana ry Voninkazokely tsy midika hoe vendrana ianao sanatria a!fa nametraka soso-kevitra ianao dia misy ny tsy mitovy fihevitra aminao dia maneho ny antony sy maneho izay metimety kokoa fotsiny.Ary angamba tsy nisy rikoriko izany teto(ianao mantsy nilaza hoe raha maharikoriko).Izay no maha-forum ny forum:tsy olona mitovy hevitra foana no miresaka ao.
14. voninkazokely ( 31/05/2004 12:41)
Misaotra ry Kally a!
15. nikopol ( 01/06/2004 06:25)
Tsy hoe tsy mitovy hevitra amin'i Kally aho fa sao mba marina ihany ny an'i Voninkazokely.
16. voninkazokely ( 07/06/2004 21:44)
Za mbô nanontany lera kooo
17. kitjo ( 08/06/2004 14:34)
sao d efa tokony hanokom-bary v,hihihihhihi

na misy efa tokony hatory mangatsika ny fandrina fa variana ato @ forum,hihiih
18. samoina ( 08/06/2004 14:49)
efa tokony hiesona mintsy izao ny any @ tanin-tsinoa any !! hihgi
19. kitjo ( 08/06/2004 14:53)
hahhahhaha
andraaaaaay, mbola miandry an le mpanafana k,lollll

aiza ve ka ny andry Samoina sy ry fijo za aty andeha atory ireo izy, mifoha ireo mbola eo ihany,
ttttsssssss
20. samoina ( 08/06/2004 15:06)
ka tsy avelanao hatory tsinona zahay kouh ! Sa ahôna lefijo ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3584