Mpanandro fetsy

1. jhouhlambout ( 03/04/2004 15:37)
Ne trichez pas ! Cela prend que 30 secondes...

1. Prenez votre nombre préféré, il doit être plus grand que 1.
2. Multipliez le par 2
3. Additionnez 5
4. Multipliez le par 50, vous avez sûrement besoin d'une calculatrice
5. Si vous avez déjà eu votre anniversaire cette année ajoutez 1753, sinon ajoutez 1752
6. Maintenant, faites une soustraction. Enlevez l'année de votre naissance (ex: 1970)
Alors quel est le résultat ?!

Le premier, ou les 2 premiers chiffres correspondent à votre nombre préféré.
Les 2 chiffres suivants correspondent à votre âge....

novalian'i kitjo ny 11/04/2004 08:02
2. donemaskit ( 04/04/2004 09:16)
raha somary tsy mahavoa maths, dia talanjona bé
3. kitjo ( 04/04/2004 09:34)
raisonnement @matematika,fa mety misy fanina an
oh le milalao karatra manisa sy mitadidy ihany io d misy milaza fa manao magie
4. jhouhlambout ( 04/04/2004 11:54)
5. ramoul ( 04/04/2004 17:41)
soa ihany fa ny zaza no voafetsy fa tsy ny lehibe kounko
6. jhouhlambout ( 04/04/2004 21:12)
Nts, misy lehibe voafetsy kou...
7. ikaretsaka ( 04/04/2004 23:05)
misy koa aloha e
8. tenio ( 05/04/2004 15:45)
Tsy azonay izany satria izahay tsy nahita fianarana
9. jhouhlambout ( 05/04/2004 17:37)
tenio> aza mandainga eo é, hitako ialahy t@ lé nanao démonstration bé iny mikasika ny Energie de liason par nucléon sa olona mitovy @ ialahy fotsiny iny?
10. tenio ( 06/04/2004 08:39)
jhouhlambout: inona izany"Energie de liaison par nucléon" izany? Izaho ary zara raha mahay manisa hatramin'ny zato klé.
11. jhouhlambout ( 06/04/2004 12:11)
tenio: tsss aza mody fann é
za zao mihintsy no nahita
12. six ( 07/04/2004 07:32)
sarotra be
13. kitjo ( 07/04/2004 16:07)
avereno le Energie de liaison zany JHl jerenay an
amzay tadidin tenio
14. jhouhlambout ( 07/04/2004 17:44)
Ka tenio ny specialiste @ lay izy fa mody fanina...
15. ralipo ( 08/04/2004 21:30)
Io njay le resakandv tsisy idiran'ny zandarma @ marie mihintsy le resaka.
Inona tkoa zany resaka nrj de liaison par nucleon zany ry zalahy mbo adikao @ teny gasy hoe?
16. jhouhlambout ( 09/04/2004 12:18)
zany hono ry tenio a!
17. rindranavalona ( 09/04/2004 15:08)
Jhouhlambout> Angamba misy tsy mety kely ilay laza adina, raha:
1. Prenez votre nombre préféré, il doit être plus grand que 1.
5. Si vous avez déjà eu votre anniversaire cette année ajoutez 1753, sinon ajoutez 1752

dia tokony ho lasa :
1. Prenez votre nombre préféré (entier N), il doit être compris entre 1 et 9.
5. Si vous avez déjà eu votre anniversaire cette année ajoutez 1754, sinon ajoutez 1753

satria raha raisina hoe X ilay nombre préféré, ary A ny année de naissance dia toa izao raha adika ara-matematika ny laza adin'i Jhoul (raisintsika ny cas voalohany):
(2.X + 5).50 + 1753 - A
Izany hoe:
100.X + 250 + 1753 - A

dia lasa hoe:
100.X + 2003 - A

ka ny 100.X raha avadika amin'ny valiny tokony ho izy dia lasa:
X00 (Satria X tsy miohatra ny 9 ary tsy latsaky ny 1)
ary ny 2003 - A no tokony ho taonanao (Taona tsy miohatra ny 99)

Ka teo no nisy ny indrokely, satria efa 2004 isika izao (Cas voalohany io an! ilay hoe efa nankalasa ny anniversaire tamin'ity taona ity.)

Ka raha atao tsika hoe d dizaine amin'ny taonanao ary u no unité dia tokony ho ohatr'izao izany no isa azo farany :
Xdu

Fa andramo anie ilay taloha raha tsy mandainga e! Tsy ampy 1 ny taonanao, ary raha maka isa 10 no miohatra amin'ilay X dia ...
Andramo e!
18. jhouhlambout ( 09/04/2004 17:55)
Marina tokoa izany, Samy diso calcul zany é! Ary enao tena.....
19. rindranavalona ( 10/04/2004 07:14)
jhouhlambout> tena ...inona ry Jhoul ?
20. jhouhlambout ( 10/04/2004 08:19)
tena rindranavalona marina ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1095