Fampihavanampirenena hoe...
1. Oay
(
11/04/2009 07:57)
Mahafinaritra fa mifandinika ny ankoholafiny rehetra misy eto @ firenena!
Noho izany d:
Hiverina i Ravalomanana d averina @ toerany eny Iavoloha! tsy aiko ny titra fa d azo atao hoe président honorifique!
Mijanona etsy Ambotsirohitra i Andry Rajoelina sy ny HAT!
Mitsangana ny governemanta iombonana!
Mahazo famelankeloka faobe daholo ny mpanao politika!
Miverina ry Ratsiraka sy ny tariny!
Raikitra ny fanomanana @ fidirana @ repoblika vao²!
Miova ny lalampanorenana
Miova ny lalampifidianana
Afaka mifampitady @ alalan'ny fifidianana @ izay ny heri-politika misy eto @ firenena!
Ka d faly i Oay satria vita ny gidragidra manimba firenena sy mampiady fianakaviana
Faly i Oay satria tsy raikitra ny fikasan'ny TGV hanao sesitany an'i Ravalomanana
Faly i Oay satria afaka mody i Ratsiraka sy ry Tantely ary Pierrot!
Faly i Oay satria tsy afaka handrangitra adipoko i dadabe Zafy!
FALY I OAY SATRIA MANDALA FIHAVANANA NY MPANAO POLITIKA MALAGASY!

novalian'i fijo ny 14/04/2009 22:28
2. bozyboleta
(
11/04/2009 08:02)
MIFOHAZAAAAAAAAA!
Efa @ 11:00 zao mbola manofy ihany i oay. :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:

3. Oay
(
11/04/2009 08:08)
Tsy manonofy zany za ry bozy fa amiko d satria efa mifampidinika d izao izany ny zavatra tokony hivoaka @ ilay fifampidinihana!
Sa misy tsy mety ve ilay izy!
Sa misy mitongilana ve ilay fomba fijery!

5. Oay
(
11/04/2009 08:36)
Noue:
La vie est un réve, mais réver n'est pas vivre :-D :-D :-D :-D
Mbola averiko fa raha misy tsy mampety ny hiverenan'ny filaminana eto Madagasikara d azavao, fa saiko ny milaza fa rehefa tsy feno ireo fepetra ireo d tsy maintsy ady antrano ny hiafaran'izao korontana izao ka d ho rà mandriaka ny eto Madagasikara ary na iza na iza hitondra eo d tsy hisy anampy ny avy any ivelany satria tany tsy milamina!
Noue efa mba nifanarahana hoe rehefa teny Malagasy ny hifampiresahana d mba teny hajaina é! d ity ary ny valiny é:La vie ne se résume pas en une seule phrase!
6. Noue
(
11/04/2009 08:47)
Oay:tsotra be ny valiny ee! avereno ny filoha Ravalomanana, dia tokony mahay miandry ny tour-ny ry tgv ! @ fifidianana @ rariny sy hintsiny fa tsy ny fanaovana coup d'etat akory no hampilamina velively ny firenena!
Mbola averiko fa raha misy tsy mampety ny hiverenan'ny filaminana eto Madagasikara d azavao,
ny olana anie dia ianareo minia miziriziry tsy manaiky an'io eee ! imaginéo kely oatra oe ny toeran'i Oay ve hanaovan'ny olona bodongerina @ tsinapany dia ho faly ve Oay?? je ne le crois pas ! ary ity dia fanjakana sy ny firenena no resahina fa tsy kilalao train tgv akory
7. Oay
(
11/04/2009 09:27)

Noue ka ilay izy ny fahitako ny resaka d efa mandeha any @ ilay governemanta iombonana ny resaka @ izao fotoana izao!
D otrany efa hitako koa hoe tsy d misy manakana ny fiverenan'i Ravalomanana intsony ihany koa fa d hoe mipetraka eny Iavoloha izy d président à titre honorifique otran'ny nataon'i Ratsiraka t@ 1991, d ny HAT mijanona eo ihany koa manao ny asany fa ny mpiraiminisitra no tendren'i Ravalomanana d ny governemanta iombonana.
D tsy maintsy atao koa ilay famotsonkeloka faobe mba hahafahan'ny rehetra miverina eto Madagsikara.
Ka raha hiteny moa ianao hoe tsy maintsy miverina i Ravalomanana d atao otrany tsy nisy ireny korontana rehetra ireny d azavao amiko hoe ahoana izany ny ataonareo? Misaotra @ valinteny!
8. locl
(
11/04/2009 09:46)
Marina daholo ny anaeo e! Hiverina eo Dada fa ny fiandrianam-pirenena no tsy maintsy tsinjoviny.
Tsy mahafaty antoka ny TGV ny miandry tour, ary sur koa nage fa tsy hisy voahilika izany eo e!
Tout le monde participe, fa i Dadabe Ratsiraka kosa ve aloha mbola haharaka baolina e????? :o

9. TWING
(
11/04/2009 09:46)
Oay
tena tsara ny hetritra, ary tena vaha olana ireo
mikasika ilay teny frantsay, Démocratie no filaza an izao fa avelao fa misy anvendranana ihany .lol
ho fanampin ireo dia mety efa miditra lalina angamba aho fa ny fanalalahana ny serasera ary ny fanarahamaso ny varotra (liberté de presse, loi sur les concurrence éonomik)mba tsy hisy intsony ny fitongilanana.
ohatra @ ireo ny TVM,VIVA,MBS sy TIKO,KOBAMA,...
ny adalan ny hafa avela hihosompotaka fa ny an ny tena tafiana lamba soga

10. Oay
(
11/04/2009 09:58)
TWING:

Misaotra an'i TWING é!
Tsy misy olona tongalafatra é! fa ny azo lazaina d i Oay se veut étre un démocrate republicain ainsi il respecte naturellement les idées bien soutenues ainsi que le droit de parole à tout chacun d'entre nous.
Saotra @ ilay fahendrena momba ny adala ny olona e! Mahafinaritra é!
11. andrywui
(
11/04/2009 10:44)
Rah hoe hamindran fo Ravalo amin'ireo hadalana xbe efa vitany teto M/car de ny manao Lehiben'ny Fokotany angamb rah mety ny vahoaka no ametrahana azy !!!! sady tsy miditr etxo tson zan icny ry Oay a!! antsoiko tt d swite ilay cap sat raikalahy masiaka be iny hitifitr andRavalonareo fa ataovy moa e!! manana ny numero n'iny bandy iny aho fa iny koa efa nampihinanin'i Ravalo henjana iny tany Majunga
12. Oay
(
11/04/2009 11:16)
andrywui:

Ô lety ry andrywui a! Ka le izy lety tsy misy fika fa tsy maintsy mifandinika aloha a! fa raha tsy izany d mitohy ny korontana!
D ny mampilay an'ilay izy d tairina ilay famelak'eloka faobe d mody daholo ny retraretra d raikitra ny fifidianana d tsy afeniko aloha fa za manahy hoe Ravalomanana vs Ratsiraka ny fihodinana faharoa é!
13. Mirananirina
(
11/04/2009 11:20)
Oay;enga anie ho tanteraka izany,raha miara-miasa daholo ireo,mety lasa lavitra ny firenena a
14. rapresi
(
11/04/2009 13:18)
iza ko no hiaramiasa aminy tgvendrana,raha tsy ireo adala be ireo,vendrana no doudou be dôly
16. Oay
(
11/04/2009 14:39)
Noue:
La vie est un réve, mais réver n'est pas vivre :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Noue, je n'ai pas envie de polémiquer! Tout ce dont j'ai envie de vous demander c'est de décortiquer les éléments qui composent votre phrase.
La Vie est un réve= La vie sujet, Est le verbe, un réve le complement OK!
mais réver n'est pas vivre= dites moi ou est-ce-qu'il est le sujet qui vous permet de conjuguer le verbe étre au troisième personne de singulier!
Ainsi une fois de plus je me permets de vous corriger:
mais réver ce n'est pas vivre en effet il vous faut le pronom démonstratif ce à fin que votre phrase respecte la règle,toute fois si vous avez envie de vous servir les infinitifs vous devez l'écrire: réver ne pas vivre! et tout cela ce sont des règles grammaticales à respecter sans dérogation aucune! Mais tout cela c'est le français du petit nègre!
17. ra8enforce
(
11/04/2009 14:52)
premier tour ihany dia vitan'i ra8 eh,fahatahorana efa fantatra,ary efa tonga saina ny vahoaka ,izaho aloha dia tena mahatoky fa ho vitan'i ra8 raha sanatria ka tsy hors jeu