fatinjiolahy etsy sy eroa

1. kayrah ( 25/05/2008 06:11)
nareo ve mba maita anireny ol pangataka eny @sisindalana reny,tena mampalaelo izy reny tsy mba misy mitsetra akory ,sady ny andro @zao ririnina nefa izy matory ambaniny tetezana,trano boritra,nefa ianao matory anaty lamba ba be ambaniny tafo aza mahare hatsika!tsy hakamoana mintsy ny azy reny fa ny tsy fidiny,izy ra mba mitady asa any @manambola voailika nefa ra mba mitady kely njay izy voaroaka nefa ny arenan ireo fanjakana otrany mitombo andro aman alina iany,mila ho isanandro mitsy za no maita @vaovao isa kalina hoe zao millions nomeny avy any ivelany ho any fanjakana eto @tsika kanefa otrany ts miova mitsy ny 4amis ,kanefa tsy voatery ny fanjakana iany no afaka manampy azy fa na ny vahoaka aza,maninona t@kere tany atsimo alavitra be tany aza vita no nanome anazy kou ny iray tanana injay ve no ailika fa izay é mba mahatsapa tena izay zatra manilika ny tsy manana :oops: :oops: :oops:
novalian'i kayrah ny 22/06/2008 10:05
2. tess ( 25/05/2008 07:09)
ka izay ilay izy , miangatra ilay fiainana...
3. Gie ( 25/05/2008 07:45)
kayrah:

nefa ny arenan ireo fanjakana otrany mitombo andro aman alina iany,
tsy Madagasikara ihany nefa no tratran'ireny olona tsy manan-kialofana ireny ! fa na mitombo aman'alina aza ny harenan'ny firenena iray , tsy midika velively izany hoe tsy hisy intsony ireny mahantra sy ny tsy manan-kialofana ireny !
"tess":
ka izay ilay izy , miangatra ilay fiainana...
tsy ny fiainana no miangatra ! io fiainana io nga afaka hanao hoe zah ataoko mpanakarena na zah ataoko mahantra ?


4. yonikafopl ( 25/05/2008 11:42)
za njay mahita fa tena kamo reny mpangataka reny, te hahazo tsy misasatra fotsiny. Za tam tany nisy zaza efa lehibebe ihany nangataka, de nataoko we ndao hipetraka any amiko wa de ampianariko de mihinana ze hohaniko, satria ozy we mba omeo vola madama fa nona . De ozy we tsy avelan mamanay fa mangataka ihany hono. :evil:
5. yonikafopl ( 25/05/2008 11:44)
fa inn no hidiran le fatinjiolahy etsy sy eroa am le resaka mpangataka sy 4mis matory eny ambany tetezana?? :wink:
6. endrika01 ( 25/05/2008 12:03)
kayrah:

nareo ve mba maita anireny ol pangataka eny @sisindalana reny,tena mampalaelo izy reny tsy mba misy mitsetra akory ,sady ny andro @zao ririnina nefa izy matory ambaniny tetezana,trano boritra,nefa ianao matory anaty lamba ba be ambaniny tafo aza mahare hatsika!tsy hakamoana mintsy ny azy reny fa ny tsy fidiny,izy ra mba mitady asa any @manambola voailika nefa ra mba mitady kely njay izy voaroaka nefa ny arenan ireo fanjakana otrany mitombo andro aman alina iany,mila ho isanandro mitsy za no maita @vaovao isa kalina hoe zao millions nomeny avy any ivelany ho any fanjakana eto @tsika kanefa otrany ts miova mitsy ny 4amis ,kanefa tsy voatery ny fanjakana iany no afaka manampy azy fa na ny vahoaka aza,maninona t@kere tany atsimo alavitra be tany aza vita no nanome anazy kou ny iray tanana injay ve no ailika fa izay é mba mahatsapa tena izay zatra manilika ny tsy manana :oops: :oops: :oops:







Tsy misy azo omena tsiny na ny mpitondra nany mpiara-monina .
Fa raiso ohatra fotsiny anié ireo mahantra karakarain'ny Pere Pedro é,
Sendra namangy teny zah sy Masera namako be mipetraka eo Antanimena eo,Ramatoa mahantra mapalahelo tsy manan-kialofana no naterinay teny !Faly be ny tena fa hoe mba nanavotra aina,indrisy anefa fa fotoana fohy tao aorian'izay dia lasa ndray niverina teny AnAlakely
de noteneniko,tao anaty Bus mintsy zah no nidina tsy fidiny satria hitako teo @ lay toerana indray!

Fa maninona loatra e ,efa fahazarana ve lay mangataka,
lasa nanorisory be anah izy,tsy nomeko na dia nisy vola aza tany amiko!
tsy hoe tsy mivaky loha aho,na mba miseho hoe zao sy zao ,
Tsy tiko ny mijery olona tsy tia mihoitra eo amin'ny fiainana!

tiako ny olona manana fiezahana,amin'iny mantsy dia vao maika aza ny tena faly ,mahita ny fiovana sy ny ezaka lehibe nataon le olona,de manome foana sady manontany hoe:Sao misy azoko hanampiana anao!



Ny sasany efa omenao savony hanasany lamba nefa amidiny,mahafaly azy ireny angamnba lay toerany!fa dia ny tena no menatra!

Hafa ndray ireo mpangataka manana takaitra , iny tsy azonao lavina fa iaraha-mahita!


Angamba ny tsara amin'izy ireny dia alefan'ny fanjakana maboly sy miompy any Ambanivohitra lavitra be ny tanan-dehibe de miova kely @ zay ny foto-pisainany, lavitra ny Ville! De sady ry zareo koa no asiana manao ny trano fonenany,omena tany!ny vahiny aza ve manorina trano eto @ Nosy de Malagasy tompon-tany indray no tsy omena,ireo sahirana fa tsy hoe reo efa ra-mpanana be de omena omena ihany ,satria afaka mi-bizna!,hi hi
:-D :-D :-D :-D
7. ikaretsaka ( 25/05/2008 16:52)
yonikafopl:

fa inn no hidiran le fatinjiolahy etsy sy eroa am le resaka mpangataka sy 4mis matory eny ambany tetezana?? :wink:


za koa mba gaga
8. ainaheri ( 25/05/2008 19:51)
kayrah:

nareo ve mba maita anireny ol pangataka eny @sisindalana reny,tena mampalaelo izy reny tsy mba misy mitsetra akory ,sady ny andro @zao ririnina nefa izy matory ambaniny tetezana,trano boritra,nefa ianao matory anaty lamba ba be ambaniny tafo aza mahare hatsika!tsy hakamoana mintsy ny azy reny fa ny tsy fidiny,izy ra mba mitady asa any @manambola voailika nefa ra mba mitady kely njay izy voaroaka nefa ny arenan ireo fanjakana otrany mitombo andro aman alina iany,mila ho isanandro mitsy za no maita @vaovao isa kalina hoe zao millions nomeny avy any ivelany ho any fanjakana eto @tsika kanefa otrany ts miova mitsy ny 4amis ,kanefa tsy voatery ny fanjakana iany no afaka manampy azy fa na ny vahoaka aza,maninona t@kere tany atsimo alavitra be tany aza vita no nanome anazy kou ny iray tanana injay ve no ailika fa izay é mba mahatsapa tena izay zatra manilika ny tsy manana :oops: :oops: :oops:


Ary zany resak'elà zany manao resaka tsy loa-body an,ny lohateny alou tsisy ifandraisany @ zvtr soratana,vorontsiloza no lohahevitra ka omby vavy be ronono no tantaraina!!
Ny mikasika ny 4mis ndray,ataoko ny sasany @ izy reny fitiavana ny te hatory eny amoron-dalana satria eny no misy ambiansy,firy @ izy ireny mou no nalain'i Pere Pedro fa niverina ny sasany,satria tsy zatra miasa fa manao asa antselika sy mangari-posy eny no ataony raha²!!

Ary tsy misy idiran'ny vola azon'ny fanjakana avyany ivelany kosa angamba ny fanajariana ny 4mis,raha tsy we vola natokana sy nolaniana tao @ ANP ngamba mba hanatsarana ny fiainan'ny 4mis,nefa mbola tsy nisy zany,ra tsy hay le izy d aza raisina antendrony f'angah ao Tana rery no misy 4mis no budget-panjakana no hanatsarana ny fiainan'ny 4mis ao Tana!!!!!


9. rush ( 26/05/2008 14:42)
mampalahelo aloha ny mijery ny mpatory andalambe,fa manome sakafo 4mis ianao d mahafaty an'zareo fa tsy zatra minana sakafo madio ry zareo.
inona ny mahamay ny olona hiakatra antanan-dehibe nefa tsy diploma antanana,na ny fahaizana manoratra sy mamaky teny koa; mahare hono ry zareo fa mora ny fahitana vola ao andrenivohitra ao,zany ange no maha-maro ny tsy an'asa ao e,manendaka sy mangalatra sisa azo atao,mitsindroka ny zaoridira, mahonena ka,filàna daolo ihany fa mety diso làlana zareo reny amiko,sarotra ny hanampy satria misy mangataka refa tsy omenao(reny matanjaka be reny), dia ianao ndray no ompainy, rahonany, mampatahotra ka!
10. belakely ( 26/05/2008 20:01)
samy manana ny heviny aloha e! misy malahelo fa raha izaho tssssssss, tsy tokony atao fitaovana angatahana ilay ratra amin'ny tenany satria tsy ny olona rehetra no mahazaka mijery an'iny.
matoa koa izy misy fahasamponana dia vokatry ny nataonay taloha izay!!!!
jereo ange ireny olona sembana ireny raha tsy mahery vaika daholo e: kizitina, masiaka, fetsifetsy........diniho ange
11. yonikafopl ( 27/05/2008 06:18)
belakely za nandinika fa diso dia diso ny fiheveranao. :)
12. ainaheri ( 27/05/2008 12:05)
littlebela> eny ee hevitrao le izy ary samy mamoaka ny heviny,fa amiko kosa alou diso be ra vokatry ny nataonareo talou no nahasampona ilay nateraka,tsisy idiran'zay kou alou le fangatahan eny amoron-dalana ,satria io samy manana ny tetika entina itadiavana,na aty ivelany aza misy io,fa le fery kosa alou tsy izy satria azo tsaboina iny!!
13. ni81 ( 27/05/2008 19:34)
Misy karazan'olona ao dago ao voalaza fa ny mangataka mihitsy no mahafinaritra azy fa tsy vonona hihoitra ankoatra izany izy.
Taloha koa dia nisy ireo nafindra monina namboly teny akaikin'Ankazobe, nisy trano vita hipetrahany tany, fa dia nitsoaka niverina tao Antananarivo renivohitra ny ankamaroany avy eo. Angamba tsy tiany ny fifehezana misy fa efa zatra baranahiny izy ireo. :roll:
14. endrika01 ( 28/05/2008 09:45)
belakely:

samy manana ny heviny aloha e! misy malahelo fa raha izaho tssssssss, tsy tokony atao fitaovana angatahana ilay ratra amin'ny tenany satria tsy ny olona rehetra no mahazaka mijery an'iny.
matoa koa izy misy fahasamponana dia vokatry ny nataonay taloha izay!!!!
jereo ange ireny olona sembana ireny raha tsy mahery vaika daholo e: kizitina, masiaka, fetsifetsy........diniho ange



Tsy ny rehetra angamba no kizitina,masiaka,fetsifetsy,dia io fahasembanana io koa anie tsy hoe vokatry ny nataon'ireny sembana rehatra ireny e,
Misy zao Reny nanala zaza dia tsy lasa dia lasa sembana lay zaza,tsy
avy @ lay zaza mintsy io,izy ve no omena tsiny refa lehibe!mba tsy zay kosa e,
Misy ndray oatra tapa-tanana tany am-piasana de we vokatry ny nataony ve izay?
mba tsy afa-nanoatra izy!mety ho lasa kizitina izy satria,taloha afaka miasa nandray vola be,fa ankehitriny indrisy fa tsy nisy panampy fa mangataka,
de mety lasa hatramin'ny ozona suy ny sisa,tsy fidiny azy ireny fa avy @ lay cas mahazo azy! :cry: :cry:
15. B13 ( 29/05/2008 15:46)
ka ny tsy fananana no mahatonga le fangalarana

:cry:
16. B13 ( 29/05/2008 15:50)
Fa maninona loatra e ,efa fahazarana ve lay mangataka,tsy de izay loatra fa tsy zakany ny anaovany papiatrano azy ka aleony any mangataka :(
17. naughtyboy ( 29/05/2008 16:20)
fitezana sy fanabeazana aratsaina no heveriko mandaitra fa io ndray de miankina @ ts1/1 no ivoatra na ijanona @ misy azy na ivarilavo,za kalo tsy
manda ra miakina aman'aina na tsy fidiny de manampy fa ra atao asa fivelomana ny fangatahana de tsy masaka mintsiny..tsisy hafa @ reny rmi-ste ao frantsa reny misy toko ny matihanina de tsy hivoatra eo mandrakizay
amiko ra mangataka hanina isan'andro no fanaony oul 1 de tolorako angady izy ambolena ---->refa tsy amokatra izy aleo andry fotsy any , tsisy kaly tonga oazy eny ambony vilia lava zaoka aleo aloha isasatra vao idanina ny kibo :)
18. naughtyboy ( 29/05/2008 17:19)
fampianarana azy hahay andray andraikitra no vahaolana tsara ndrindra ho azy reny fa tsy ny fiankinandoha lava zao @ fanampiny hafa..
19. belakely ( 02/06/2008 00:33)
yonikafopl: manaova statistika fa raha folo no dinihana, angamba 1 na 2 no tsy manahirana.
le vokatry ny nataony taloha ange dia hoe: "ny tody tsy misy fa ny atao no miverina e!"

20. kayrah ( 22/06/2008 10:05)
zay nkoziny B13azy no izy é,ts zakany ny ataon reo mapetrano azy na apjaliny izy de aleony makeny noho ny etrakiny panana nefa zany fa ra ts misy ny fanavakavahana de madio ny tanana :( :{ :cry: :-o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2474