Andinindininy momba ny valim-pifidianana ofisialy!

1. jentilisa ( 23/12/2006 15:13)
Noezahiko ny nanao andinindininy ny aminn'y valim-pifidianana ofisialy§ Misy ny tenin'Atoa Ny Hasina sy Saina Michel ihany koa taorian'ny fanambarana!

http://jentilisa.blogspot.com
novalian'i heribe ny 25/12/2006 05:43
2. lapino ( 23/12/2006 17:04)
Misaotra an'i jentilisa mitatitra vaovao hatrany e! Sady malaky dia malaky.

Dia manantena izany isika fa hotohizana ny lalana ! :)
3. pissoa ( 23/12/2006 17:09)
Misaotra an'i Jentilisa.

Dia manantena fa atomboka amin'izay ny "tena lalana" :)
4. tezitra ( 23/12/2006 17:43)

Marc RAVALOMANANA a été placé sous mandat de dépôt N° 230-RP/88/TSE/130FAME/JR par Madame la Substitut du Procureur de la République d'Antananarivo, l'aristocrate Jacqueline RAKOTOMANGA (Andriambavy), à la prison d'Antanimora – Antananarivo, le 1er Septembre 1988, pour corruption alors qu'il était Directeur Général de la Société TIKO.

DIA SAMY MANANTENA FA HOTOHIZANA NY LALANA
5. Fiffi ( 23/12/2006 21:12)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
6. heribe ( 25/12/2006 05:43)
=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2876