vetso.serasera.org

hery ( 13/08/2019 17:56)
OMBIN-TSARETY Aoka aloha re Tompoko, mba haka aina kely, Ny entana manindry tsy hita velively, Tsy araky ny aina fa tsy hoe hakamoana, Ny vozona marary, ny kibo tena noana ... https://vetso.serasera.... tohiny
hery ( 23/03/2019 07:43)
Ho an'izay tsy nahatsikaritra dia misy tononkalo vitsivitsy azo henoina ao amin'ny vetso.serasera.org Mbola vao zato mahery eo aloha no vita fa rehefa mamaky tononkalo sasany ianareo dia misy azo hih... tohiny
ajnal ( 25/05/2017 10:17)
arabaina daolo isika reetra indrindra fa isika reny ô!!! sao mb mis afak mandef n tononkalon'ireo mpanoratra ireo ao @ tononkalo malagasy f mb ef nitad az tao aho fa ts nahit toy n an'i Jasmine "ilay... tohiny
novalian'i hery ny 23/03/2019 07:41
ora ( 21/11/2016 13:16)
sao mba afaka mahazo ny tonon'ilay tonokalo momba ilay Ray aman-dreny nifampiresaka tamin-janany izay nalfa nianatra aty Andrenivohitra iny ve ry Hery? inona ny lohateniny?... tohiny
novalian'i hery ny 21/11/2016 18:46
hery ( 23/02/2016 06:15)
Misaotra antsika rehetra hatrany fa efa mahatratra 8252 izao ny tononkalo ao amin'ny vetso.serasera.org http://vetso.serasera.org Samy nandalo fotoana kely naha "poeta" azy daholo isika ka tsy mahame... tohiny
hafahafa ( 27/10/2014 12:56)
Salut. MIHARIVOLA & D-CIBL ihany. misaotra betsaka anao nanohana anay hatrany am lovecover. raha tsy teo ianareo namana tsy mitohy ny lalana. merci beaucoup :) ity ny lien makao am lovecover dia mba m... tohiny
5laody ( 08/11/2013 17:43)
Salama daholo, Te mba hianatra hitendry kabôsy aho ka sao efa nisy nanamboatra taminareo? Misaotra amin'ny valinteny.... tohiny
novalian'i 5laody ny 05/07/2014 11:53
hery ( 01/12/2012 10:28)
Ireto ireo tononkalo be mpitia ao amin'ny vetso.serasera.org hatry ny androany :-) Ireo tononkalo be mpitia eto amin'ny serasera 1. [url=http://vetso.serasera.org/tononkalo/ryana/azafady-1]AZAFADY[/... tohiny
novalian'i sahia ny 11/10/2019 10:11
tootoomuch ( 07/06/2011 09:53)
Mahantra dia hampahatraina,jamba dia noahajambaina,malemy dia noahalemena ,resy dia nohoresena............. FA TSY ANIO NA RAHAMPITSO NO HIOVA IZANY REHETRA ZANY ......FA MBOLA HO AVY KOSA ILAY MARAIN... tohiny
novalian'i den ny 25/04/2016 06:06
Amiko ( 17/04/2011 07:27)
indro ry mpamaky misy vetso iray atolotro ho anao eto @ty takelaka ity! AHY I?MADAGASCAR Na misy aza tany afa manandaza sady... tohiny
novalian'i hery ny 18/04/2011 04:58
stysane ( 19/12/2010 13:21)
Mbola tadidinao ve aho ! ra mifanena indray isika? Mbola voatahirinao ve lay fitiavako masiaka ? ... tohiny
YDIFAS ( 15/12/2010 11:37)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... tohiny
kaktus ( 15/09/2010 04:54)
inon ary izany: mifanohitra @ lehilahy bokona... tohiny
AndriambyII ( 03/05/2010 00:23)
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2010 23:32
zakilinina ( 09/01/2010 09:32)
Hitako tao amin'ny gazety iray fa koltoraly no andikana ny culturel. Angaha tsy efa hoe kolo na kolontsiana no andikantsika ny culture ?... tohiny
hery ( 25/11/2009 10:55)
Efa ho avy ny fety fa dia mba mitady tsianjery krismasy indray eee... Aza atao an'le mahazatra be ireny. Tsy manin na misy hoe "Tonga ny noel Miala Rajoel" lol... tohiny
novalian'i hery ny 18/11/2023 14:07
raozigasy ( 16/06/2009 22:52)
"Antsa an'onjam-peo no kalo" io no tetik'asa atolotra ny mpanoratra tononkalo malagasy rehetra tsy ankanavaka , ho fampiroboroboana ny kanto malagasy. ... tohiny
novalian'i pissoa ny 30/06/2009 09:03
hery ( 13/06/2009 15:44)
Mangingina ny politika? Aleo hangina any... ny tena mpanao politika dia ny miady amin'ny sisiny sy ny manao actions. Koa andao ary hi-vetso indray. Ao amin'ny [url]http://vetso.serasera.org[/url] dia... tohiny
raozigasy ( 26/05/2009 22:54)
Miarahaba antsika rehetra tia ny kanto malagasy, Nomena endrika vaovao ny takelaka vetso tononkalo, ka dia manasa anao hitsidika sy hanome ny hevitrao enti-manatsara hatrany ny takelaka Isika ... tohiny
Zozoro ( 06/04/2009 13:03)
...Ho inonao ny setrasetra Sy ireo lango fandemena Ry Fitiavana ato anaty Izay mitafy Fahenrena.....!!! Aza miantso tody akory Na hanozona ny anjarany Fa hany Hery, sy Fitàna... ...Dia Fi... tohiny
novalian'i Zozoro ny 03/05/2009 21:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0471