Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fanamozikaly, milahatra araka ny daty
fanamozikaly ( 22/10/2017 17:29)
Mitady ny mpihira sy ny lohatenin-kira
Miarahaba ny mpiserasera, mba te hanontany aho hoe misy mahalala an'ity hira ity ve isika ? Somary malefaka ilay hira, nefa ohatran'ny maheno an'i zoky Silo aho amin'ny ilay feo ka sao misy mahalala, ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.006