Mampiditra hira

1. OliviaR ( 12/06/2026 15:01)
Bonjour 
Ahoana mampiditra hira ato ry Hery Serasera? 
novalian'i Azrael666 ny 22 andro lasa
2. hery ( 14/06/2026 11:15)
OliviaR:
Bonjour 
Ahoana mampiditra hira ato ry Hery Serasera? 

Hira tononkira ve sa tena hira mp3?

- Raha tononkira dia ao amin'ny https://tononkira.serasera.org dia misy hoe hampiditra hira
- Raha hira mp3 ohatra dia ao amin'ny https://radiovazogasy.com dia misy hoe Envoyez vos mp3
3. OliviaR ( 14/06/2026 11:57)
hery:
OliviaR:
Bonjour 
Ahoana mampiditra hira ato ry Hery Serasera? 

Hira tononkira ve sa tena hira mp3?

- Raha tononkira dia ao amin'ny https://tononkira.serasera.org dia misy hoe hampiditra hira
- Raha hira mp3 ohatra dia ao amin'ny https://radiovazogasy.com dia misy hoe Envoyez vos mp3

Hira mp3 . Ka nety izy taloha d zao ohatran’ataony hoe error
4. OliviaR ( 14/06/2026 12:06)
hery:
OliviaR:
Bonjour 
Ahoana mampiditra hira ato ry Hery Serasera? 

Hira tononkira ve sa tena hira mp3?

- Raha tononkira dia ao amin'ny https://tononkira.serasera.org dia misy hoe hampiditra hira
- Raha hira mp3 ohatra dia ao amin'ny https://radiovazogasy.com dia misy hoe Envoyez vos mp3

Ça donne ça :
5. OliviaR ( 14/06/2026 12:07)

6. OliviaR ( 14/06/2026 12:08)
Il semble y avoir un problème technique, veuillez réessayer plus tard
7. Azrael666 ( 22 andro lasa)
Mpanakanto ianao e? Miandrandra izany vazo inedit izany zahay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0503