Ela be tsy nandalo tato

1. gasyjean ( 07/12/2020 18:10)
Mandeha ny fotoana miha-lehibe ny tena,fa mbola mahatsiaro ireo fihaonana virtoaly teto amin'ny serasera,org ka mba mametraka teny kely eto androany.Mahasedra fotoana ny serasera.org tohizo hatrany RaHery!!
novalian'i hery ny 07/08/2023 13:14
2. hery ( 07/12/2020 23:10)
:-)

Misaotra mandalondalo e.
Mieritreritra ny hanavao kely ny dinika eto mihitsy aho io .
3. gasyjean ( 12/12/2020 12:20)

hery:

:-)

Misaotra mandalondalo e.
Mieritreritra ny hanavao kely ny dinika eto mihitsy aho io .


Misaotra namaly ahy Maître! Mba soso-kevitra kely, ny pejy web rehetra izao efa mba "responsive designe" daholo, mba ho jerena amin'ny telefonina sns.
4. hery ( 12/12/2020 15:13)

gasyjean:



Misaotra namaly ahy Maître! Mba soso-kevitra kely, ny pejy web rehetra izao efa mba "responsive designe" daholo, mba ho jerena amin'ny telefonina sns.


ie, efa tsy maintsy mandeha amin'izay.

Ny tononkira sns efa responsive fa ny forum mbola non.
5. hery ( 19/12/2020 08:20)
Natomboka androany ny fijerena akaiky an'ity forum ity :-p
6. midrou ( 18/01/2021 12:17)
Salama hery a!
Mahafinaritra ary mankasitraka hatrany..! Fa mba te hanontany za hoe fa maninona no tsy mety miseho ny saritavako nefa efa tafiditra ary efa notehirizina.
Mba mila (fanapiana) fanazavana raha mety azafady dia misaotra mialoha. :-)
7. midrou ( 18/01/2021 12:28)
Aiza no tsindrina ilay f5
8. hery ( 06/02/2021 08:06)
Izay vao manomboka milamindamina tsikelikely amin'izay.

Efa miseho ny sarintava ka
9. Tokinao ( 07/02/2021 18:55)
Salama Hery!
mba mangataka contact fa mba misy anontaniana manokana azafady e.

mba omeo mail, na num, na compte fb azafdy e. Izay mba mora hitanao :).
10. Tokinao ( 07/02/2021 18:56)
Salama Hery!
mba mangataka contact fa mba misy anontaniana manokana azafady e.

mba omeo mail, na num, na compte fb azafdy e. Izay mba mora hitanao :).
11. Tokinao ( 07/02/2021 19:06)
Salama Hery!
mba mangataka contact fa mba misy anontaniana manokana azafady e.

mba omeo mail, na num, na compte fb azafdy e. Izay mba mora hitanao :).
12. hery ( 07/02/2021 19:46)
hery@serasera.org ihany ka.

13. Fittiavana ( 07/08/2023 13:06)
hery:
hery@serasera.org ihany ka.


Afaka mandray anjara amin'ny resaka graphic design aho raha ilaina tompoko !
Fandraisan'anjara ihany fa tsy karama akory !
14. hery ( 07/08/2023 13:14)
Fittiavana:

Afaka mandray anjara amin'ny resaka graphic design aho raha ilaina tompoko !
Fandraisan'anjara ihany fa tsy karama akory !


Ianao ve ilay nandefa email tamiko? Mbola aty amin'ny vacances aho dia mbola tsy nandinika tsara.

Fa azonao atao foana ny mi-proposer. Izaho tsy manana hevitra firy amin'ny design.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1101