365 jours de Paix garantie !

41. RBNIR ( 18/06/2020 13:15)
aiza ary izany ato daholo ary ny zavatra tadiavinao e!
fa averina ihany tsy voatery otran'izay fataon'olombelona hoy aho ny fataon'Andriamanitra!!

https://www.futura-sciences.com/sante/definitions/genetique-clonage-310/

Isika mantsy izao vao manomboka mahafantatra ny momba ny atao hoe clonage...

Izy nefa efa tamin'izany andro izany no.....
42. rhaj0 ( 18/06/2020 13:45)
RBNIR:
Isika mantsy izao vao manomboka mahafantatra ny momba ny atao hoe clonage...

Z'afady kely re ry RBNIR, f'aza mba savisavihanao hitovy aminao ho'a ny olona, ka hoe "isika isika"...
i Jesosy no azonao savisavihana hitovy fisainana aminao ao.


A brief history of cloning. 1938 – the first idea of cloning: ...
43. RBNIR ( 18/06/2020 13:47)

rhaj0:

RBNIR:
Isika mantsy izao vao manomboka mahafantatra ny momba ny atao hoe clonage...

Z'afady kely re ry RBNIR, f'aza mba savisavihanao hitovy aminao ho'a ny olona, ka hoe "isika isika"...
i Jesosy no azonao savisavihana hitovy fisainana aminao ao.


A brief history of cloning. 1938 – the first idea of cloning: ...

FAMORONANA------>1938 firy taona no elanelany .....teknolojia manao ahoana re ny an'Andriamanitra ao izao e???? efa mba nosaininao v????
44. rhaj0 ( 18/06/2020 15:45)
Firy taona no elanelany? 6.000 taona izy teo? :-)

RAha ny marina dia ny imazination an'ilay nametraka an-tsoratra ny Angano t@ taona -1.200, izany hoe 3.220 taona lasa izay, no resaka.

Dia toatoa ny ahoana hono ny fi(s)ainana t@ izany taona -1.200 izany?
Jereo ato

https://en.wikipedia.org/wiki/12th_century_BC
1200 BC: The first civilization in Central and North America develops in about 1200 BC in the coastal regions of the southern part of the Gulf of Mexico. Known as the Olmec civilization, its early site is at San Lorenzo. Read more
1200 BC: The Phoenicians found the port of Lisbon, Portugal




Dia ilay olona nanoratsoratra ny Anganon'i MAdama Eva tao @ vohitra kely tao moyen-orient tao, ilay raolona io @ io dia tena TSY mahalala akory fa atsy Amazonia anie misy olona koa, ary atsy Azia atsimo atsinanana ny niavian'ny razamben'ny Malagasy.
45. RBNIR ( 19/06/2020 08:56)
rhaj0:

Firy taona no elanelany? 6.000 taona izy teo? :-)

Raha atao hoe marina ilay 6 000 taona dia mba heritrereto sy saintsaino anie ny elanelana eo amin'ny fahaizan'ilay nahary sy ny olombelona e????

Moa tsy marina 100% ity teny ity???

« Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah. » (Isaia 55:8)
« Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany no hahavon'ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo. » (Isaia 55:9)

Ka tokony homena voninahitra Izy sa tsia???
46. rhaj0 ( 20/06/2020 16:42)
Ka ahoana azany ohatra ny namoronana an-draolona?
- According to Genesis 2:7 "And the Lord God formed man of the dust of the ground, and breathed into his nostrils the breath of life; and man became a living soul".

RAha mampiasa ny coco sy ny interinety nefa ianao ry RBNIR, dia hahatakatra fa kay :
ny notorin'ny sivilizasiona hafa ihany no naverina notorina tao @ Baiboly.

https://en.wikipedia.org/wiki/Creation_of_life_from_clay
- In Greek mythology, according to Pseudo-Apollodorus,[1] Prometheus molded men out of water and earth.
- According to Egyptian mythology, the god Khnum creates human children from clay before placing them into their mother's womb.[3]
- According to Chinese mythology, (see Chu Ci and Imperial Readings of the Taiping Era), Nüwa molded figures from the yellow earth, giving them life and the ability to bear children.
- According to Inca mythology the creator god Viracocha formed humans from clay on his second attempt at creating living creatures.



Dia IZA no manana ilay "fahaizana" be ry RBNIR?


Io ho'a fa ilay bainimbainina t@ taona -1.200 , rehefa napetrany an-tsoratra ho'a ny tantara ao @ Baiboly io ho'a, dia izay no mba takatry ny hoza-dohany. Dia h@ izao ve ianao ry RBNIR dia mbola ao foana? Ampiasao comme il faut ho'a ny coco sy ny internety ee...
47. RBNIR ( 22/06/2020 04:42)
rhaj0:

RAha mampiasa ny coco sy ny interinety nefa ianao ry RBNIR, dia hahatakatra fa kay :
ny notorin'ny sivilizasiona hafa ihany no naverina notorina tao @ Baiboly.

Betsaka anie ireo finoana hafa misavika Azy (an'ilay Andriamanitra tokana sady marina) e!
Ohatra ny silamo, tsy manaiky fa ismaela ambanin'isaaka dia manaiky fa Ilay Andriamanitra nivavahan'i Abrahama marina tokoa no tena Izy saingy...namorona finoana hafa izireo....
48. rhaj0 ( 22/06/2020 09:55)
Kiraonaolaoziha, Kiraonaolaoziha ry RBNIR aaa...
Dia tena mbola tsy mety mi-click aminao foana ve izany k'le.. rahoviana ihany...

- According to Egyptian mythology, the God Khnum creates human children from clay before placing them into their mother's womb.[3]
+++ Khnum was worshipped from the 1st dynasty (c. 2925–2775 bce)
- According to Genesis 2:7 "And the Lord God formed man of the dust of the ground, and breathed into his nostrils the breath of life; and man became a living soul".
+++ The Old Testament is the original Hebrew Bible, the sacred scriptures of the Jewish faith, written at different times between about 1200 and 165 BC



Dia ampiana jeogirafia... jeogirafia.. Sao mba mi-click ihany ny coco-ndRBNIR.. sa rahoviana ihany..

- According to Inca mythology the creator God Viracocha formed humans from clay on his second attempt at creating living creatures.


Ka ilay Finoana IZA no Rainisavisavika ry RBNIR?
Ary ilay Finoana IZA no manana ny "fahaizana" beuh?

49. RBNIR ( 22/06/2020 10:24)
(vers 2925-2775 avant notre ère) nefa i rhaj0 nanamafy hoe ny famoronana ao anaty genesisy dia tany amin'ny 6000 taona tany? iza no taloha?

:-)

Na izany aza tsy mitovy e! mampihomehy b ilay tantaran'i rhaj0...

before placing them into their mother's
:-)
50. rhaj0 ( 22/06/2020 12:25)
RBNIR:
(vers 2925-2775 avant notre ère) nefa i rhaj0 nanamafy hoe ny famoronana ao anaty genesisy dia tany amin'ny 6000 taona tany? iza no taloha?

Ilay nosoratana (tao @ baiboly) dia t@ taona -1.200, izay taty taoriana.

Fa mampihomehy daholo ireto mythology eee (baiboly ao anatiny). Ny an'i Lord God izany nilalao vovoka HONO izy. i God Khnum sy God Viracocha indray feta tany HONO.

Hitako ery ilay bainbainina t@ izany fotoan'androny sy jeogirafiany izany, dia hanontanian'ny papoozy (RBNIR) hoe, ahoana kay ny namoronana an'i Raolona? Dia izay hitan'i Bainina eo no amoromporonany resaka, hoe vovoka no nisy tao @ dezak'i moyen orient, ary feta tany tatsy Amerika atsimo. Dia mandry ary finaritra ery ny sain'ny papoozy RBNIR.

... dia ahoana koa dia ahoana akoho ny manaraka? :-)
51. RBNIR ( 22/06/2020 12:29)
RBNIR:

before placing them into their mother's
:-)

Fa iza no taloha ny atody sa ny akoho??? :-)
52. rhaj0 ( 22/06/2020 14:16)
Izay izany no mba hitan'ny Ejipsiana tany @ taona -3000 mbo namoromporona ny God Khnum.

Ny tao moyen-orient t@ taona -1200 koa azany mbo namoromporona hoe, volavolainy avy @ dust = vovoka HONO ilay izy. Dia tsihaitsihay hoe, tonga dia lehilahilehibe amina taova efa henjana beuh, sa mbola zazakely no voavolavola tao. Dia tsofin'i Lord God ny vava orona HONO, ary dia velona ilay volavolam-bovoka.

Ka raha tsofina ve ilay vovoka dia tsy hiparitaka indray re ry Lord God ee... :-)

Hotry ny ahoana moa ny tantaran'i Pinnochio? rehefa voarafitra ilay hazo, dia notsimpindina ny orony, ary dia nipelipelika i Pinnochio? toa ny conte de fees no lehibe kokoa ny fitombenany an.. :-)
53. RBNIR ( 23/06/2020 05:28)
Fa izao averiko ihany...

TENA MARINA FA MBOLA VELONA ANY I JESOSY ARY MIRESAKA AMIN'NY OLONA IZAY TIANY RESAHINA IZY ANKEHITRINY ARY IZAY NO MAHATONGA AHY SAHY MIHIZINGIZINA FA TENA NY BAIBOLY NO MARINA ARY ILAY RAIN I JESOSY NO TENA ANDRIAMANITRA TOKONY HIVAVAHANA SY INOANA TENY!!!

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
54. rhaj0 ( 23/06/2020 10:40)
mivazavaza HONO rehefa mazioskiola ny soratra atao.. Io ho'a ry RBNIR, rahefa (manomboka) tonga saina ianao fa hoe, kay tena voarebireby voafitaka voambaka giravy @ ity resa-pinoana ity, dia io manongo tena manongo fo sy saina ary fanahy io, ary dia tsy maninona tsy maninona eo dia "mivazavaza"... hi hi hi... "aza lasa adala" fotsiny ho'a, fa resaho hoe, ahoana ny feeling-nao ao eee... mety (afaka) hanampy anao ihany ny eto :-)


Fa miresaka an'i JEsosy i RBNIR, dia raha mampiasa coco sy interinety ianao, dia hahita fa dia samy namoromporona fa "virijiny miteraka" daholo koa ny sivilizasiona isan-karazany.

Ohatra:
the virgin Chimalman conceived Quetzalcoatl by swallowing an emerald... tany Meksika fahagolabe

'ndana aseseho Ineny Gogola, ataovy ny devoaranao ry RBNIR, fa inty lisitra kely:.
- Horus sy Isis ny @ Ejipsiana
- Krishna sy Devaki ny @ Hindu
- Romulus and Remus sy Rhea Silvia ny @ Romana
- Plato sy Perictione ny @ Grika
- Zoroaster sy Dughdova ny tao Azerbaidjan
- izay vao i Jesosy sy Maria tao moyen-orient de l'an zero



Raha hivanitika indray ianao ry RBNIR ny @ Quetzalcoatl (hoe mitelina emeraude HONO), nefa izany kay no nalain'i Jesosy tahaka, dia ... mivanitika double an'i Jesosy anie i RBNIR @ izany eee..


Fa dia ao ianao izany ee..
"Aza lasa adala fotsiny" fa tohizo ihany ilay "vazavaza" lava eto mba hanalanao ny fonao ao ry RBNIR aa.. :-)
55. RBNIR ( 23/06/2020 14:03)
« Ezaho ny fiantsonao, fa aza atao malemy, Asandrato ny feonao ho tahaka ny an'ny anjomara, ka ambarao amin'ny oloko ny fahadisoany Ary amin'ny taranak'i Jakoba ny fahotany; » (Isaia 58:1)
56. rhaj0 ( 23/06/2020 15:12)
Dia mivazavazaha ao azany ry RBNIR aa.. tena @ voninahitr'i Lord God tokoany izany an..


Fa mIresaka an'Ikala Maria virijiny...

Dia ilay raki-tsoratra t@ teny Hebreo kay hono manondro an'i Maria hoe, ilay Viavy.

Fa rehefa navadika t@ teny Grika, dia ilay @ teny Grika izay sady manondro hoe Viavy, no manondro koa hoe Virijiny no nampiasaina.

Fa nitsotsotsotso avy tany ny Latina sy ny Anglisy ary Frantsay, ary dia ilay Virijiny no noraisiny.


Fongary ny @ Teny Hebreo, na miresaha @ Jiosy, fa dia mivanitika fotsiny zareo @ izany resaka "virijiny" izany. DIa araho tsara ny tantara ao @ BAiboly ao, raha tena hoe "virijiny" tokoany Ikala Maria rehefa niaraka ELAELA t@ Josefa tao.


Ary dia asa raha hilelalela indray i RBNIR rahefa mamaly resaka eto...
nefa anie ikala Maria azany mba mampalelo :-)
57. RBNIR ( 25/06/2020 12:23)
rhaj0:

Fongary ny @ Teny Hebreo, na miresaha @ Jiosy, fa dia mivanitika fotsiny zareo @ izany resaka "virijiny" izany. DIa araho tsara ny tantara ao @ BAiboly ao, raha tena hoe "virijiny" tokoany Ikala Maria rehefa niaraka ELAELA t@ Josefa tao.

Norimaly ange izany e, ny jiosy tsy tia an'i Jesosy dia manaratsy an'i Maria v tsy ho vitany???
58. rhaj0 ( 25/06/2020 16:46)
Ny an-dry RBNIR ve moa, izay tsy mitovy @ fiheviny ao, izay fihevin-dRBNIR IRERY ao, ka miteny, dia "manaratsy" daholo.

inona no "manaratsy" @ izao "zava-nisy" izao re ry RBNIR:

Dia ilay raki-tsoratra t@ teny Hebreo kay hono manondro an'i Maria hoe, ilay Viavy.

Fa rehefa navadika t@ teny Grika, dia ilay @ teny Grika izay sady manondro hoe Viavy, no manondro koa hoe Virijiny no nampiasaina.

Fa nitsotsotsotso avy tany ny Latina sy ny Anglisy ary Frantsay, ary dia ilay Virijiny no noraisiny

59. RBNIR ( 27/06/2020 21:13)
rhaj0:

[i]Dia ilay raki-tsoratra t@ teny Hebreo kay hono manondro an'i Maria hoe, ilay Viavy.

ka mba eto antsoratra eto ary ilay dikateny hebreo averimberinao ity raha izany dia mba ho hitan'ny be sy ny maro e!....
60. RBNIR ( 27/06/2020 21:32)
mbola tsy nahita mantsy aho rhaj0 raha momba ny evanjely tamin'ny teny hebreo
ny testameta taloha no efa hitako ...

https://www.mechon-mamre.org/f/ft/ft0.htm

https://www.mechon-mamre.org/f/ft/ft0101.htm

fa ny testameta vaovao mbola tsy nahita mihitsy aho...izay no mahatonga ahy hiteny hoe sao dia mba fanaratsiana ilay izy e???

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9397