You are here: home > Forum

efa akaiky tokoa ny.andro farany ef @ vanimpotoana ny tombo kase faha4 isika.@zao k mila miverina Atra tena.izy marina.isika

Lohahevitra : Fivavahana, finoana
Fitohizan'ny hafatra : Re: efa akaiky tokoa ny.andro farany ef @ vanimpotoana ny tombo kase faha4 isika.@zao k mila miverina Atra tena.izy marina.isika
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2
gasy1zay - 22/05/2020 20:05
Ny dikan'ny hoe katolika dia Universel na manerana ny tany/ izao tontolo izao

izany hoe raha miresaka hoe fiangonana katolika dia tokony hoe fiangonana universel no dikany

fa rehefa miresaka hoe fiangonana katolika romana ( vatican) dia ilay fiangonana naoriana tao aorin'ny fanapahakevitry ilay emperora Romana Constantin 1er t@ taona 313

https://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89glise_catholique#Histoire
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 25/05/2020 00:54
Matio 16:18 Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako;

Ilay ao @ io Matio 16:18 io izany, TSY hoe ara-baki-teny, TSY hoe aorina ao Ambatolampy ny Fiangonan-Jesosy, fa resaka "tsy hita maso".

Reformuler-o kely hoe io ry Gasy1zay, arak'ilay interpretasio-nao


Dia rehefa eto ihany, ianao ve ry Gasy1zay mba manarka ny hafatr'i Jesosy ao @ Matio 16:24, sa "tsy hita maso" koa io resaka ao io?
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2