Ny Didy 12

21. rhaj0 ( 20/04/2020 10:37)
rhaj0:
Fa ny mpanjanaka sy ny tsara voazanaka moa no mitatitra ny tantara, ary dia zareo io "manoratra" sy mamilabila ny Tantara, ary manosihosy ny (maha-)Malagasy, ary mamono ny fi(s)ainana Malagasy ho andevon'ny an'ny vazaha.

K'i RBNIR moa efa misafidy ho isan'ny "tsara-voazanaka", voa-christianiser ao ka lasa "kristiana-aloha-vao-gasy", ka dia tsy mila iadian-kevitra akoriny ny @ iny

Fa ity kosa dia akariko eto indray, hamerimberenana hoe,
ilay Didy voalohany @ Didy 10 kristiana anie ka TSY hain'i Kristiana RBNIR ho hajaina akoriny.

Ary averina indray ary ho averina foana fa efa MAZAVAVE BE izao fa ...:

[size=15]TSY ilay Andrmntry ny Kristiana io no inoan'ny Ntaolo Malagasy[/size]
[size=10]TSY ilay Andrmntry ny Kristiana io no inoan'ny Ntaolo Malagasy[/size]
[size=7]TSY ilay Andrmntry ny Kristiana io no inoan'ny Ntaolo Malagasy[/size]

- TSY ilay Andrmntra namorona an'i Adama sy Eva: TSY toa izany no fiforonan'izao tontolo izao @ Ntaolo

- TSY ilay Andmntr'i Abrahama na Mosesy (izay an'ny Jiosy sy Moslimo koa): TSY mahalala izay Didy 10-n'i Mosesy izany ny Ntaolo, fa ny Didy 12 an'ny Nampoina ohatra no fantany

- TSY ilay Andrmntra nanan-janaka lahitokana (avy t@ Maria) dia i Jesosy. TSY ilay Andrmntra izay 3 no 1. Andrmntry ny Kristiana (tao moyen-orient) IRERY izany.
22. RBNIR ( 20/04/2020 12:24)

tsy misy resaka voazanaka io na tsia fa ny fantatro aloha dia malagasy izao no nofidin'i Jesosy ho apostoly vaovao...ary io indray izao aloha no tsy maintsy harahin'izao tontolo izao hoy i Jesosy...

midika v izany fa handeha hanjanaka frantsay sy amerikana koa isika malagasy???
23. rhaj0 ( 20/04/2020 14:14)
=RBNIR... malagasy izao no nofidin'i Jesosy ho apostoly vaovao....

hi hi hi.. dia kristiana-izay-vao-gasy koa no nofidin'i Blanche-Neige ho Nain #8, dia i RBNIR :-) :-)
24. gasy1zay ( 20/04/2020 14:16)
Raha ampifandraisiko @ ilay resaka tatsy dia manontany an'i RBNIR indray aho,

Andrianampoinimerina ve zany manaraka ny lalàn'i Mosesy satria izy mandrara ny ny halatra sy ny vono olona?

Ny tiana hiavina dia tsotra ny lalàn'i Mosesy dia nisy tanjona manokana nametrahan'Andriamanitra azy, natao hoan'ny Jiosy izy ary natao ho arahina mandrampihavin'ny Mesia ( Jesoa Kristy), rehefa tonga Jesoa Kristy dia foana ny lalàn'i Mosesy fa niova lalàn'ny Fanahy Masina

Romain 7 :6 Mais maintenant, nous sommes totalement séparés de ce qui nous écrasait. Alors nous pouvons servir Dieu d’une façon nouvelle, en obéissant à l’Esprit Saint, et nous ne servons plus Dieu à la manière d’autrefois, en obéissant à la loi de Moïse.

Raha alalininao io RBNIR dia mazava be fa ny fanarahana an'Andriamanitra fahiny ( servir Dieu à la manière d'autrefois) dia ny fanarahana ny lalàn'i Mosesy fa ANKEHITRINY dia amin'ny fankatoavana ny Fanahy Masina ... Izay ilay fitarihan'ny Fanahy Masina resahiko eto foana.

Enga anie ny FM hanokatra ny masompanahinao RBNIR! Amen
25. RBNIR ( 20/04/2020 15:35)
gasy1zay:

Ny tiana hiavina dia tsotra ny lalàn'i Mosesy dia nisy tanjona manokana nametrahan'Andriamanitra azy, natao hoan'ny Jiosy izy ...

averina indray tsy lalàna natao ho an'ny Jiosy ihany io fa lalàna natao ho an'ny olona rehetra vonona ny hanaiky sy hanompo an'Andriamanitra...

« Ary ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah mba hanompo Azy sy ho tia ny anaran'i Jehovah mba ho mpanompony dia izay rehetra mitandrina ny Sabata ka tsy manao azy ho tsy masina sady mitana ny fanekeko » (Isaia 56:6)

ary ny synagoga koa dia tsy natokana ho an'ny jiosy irery fa natao ho an'ny rehetra...

« [Ny nitorian'i Paoly sy Barnabasy teny tany Ikonioma sy Lystra ary Derbe, sy ny niverenany nankany Antiokia indray] Ary nony tany Ikonioma Paoly sy Barnabasy, dia niara-niditra tao amin'ny synagogan'ny Jiosy izy ka nitori-teny, ka dia olona betsaka no nino, na Jiosy na jentilisa*. [* Gr. Grika] » (Asan'ny Apostoly 14:1)
« Ary niady hevitra isan-tSabata tao amin'ny synagoga izy ka nampanaiky ny Jiosy sy ny jentilisa. » (Asan'ny Apostoly 18:4)

ilay Andriamanitry ny gasy hoy aho dia efa fantatry ny ntaolo ny fisiany saingy tsy mbola fantany ny Anarany sy ny didiny rehetra raha tsy tonga ny misionera kristiana nampianatra azy...
26. rhaj0 ( 20/04/2020 16:38)
gasy1zay:
Andrianampoinimerina ve zany manaraka ny lalàn'i Mosesy satria izy mandrara ny ny halatra sy ny vono olona?

Tena misaotra an'i GAsy1zay nanipika an'io fanontaniana io. :-)

Tena io tokoany no fataon'i RBNIR. Ny olona na koa revy hafa rehetra, tonga dia tereny sy vozonany ho ao anatin'ny revy sy imagination an'azy RBNIR IRERY ao.

Ka ianao azany izany ry GAsy1zay, mba samy kristiana ianareo, dia mbo metimety ihany.

Fa ny an'i Nampoina na koa ny Atheist, tonga dia fariparitan'nedala ho toa izao sy izao HONO. Dia ampiany hoe, resak'i RBNIR @ Jesosy HONO izany.

Dia hoy foana aho hoe, TSISY mahakitika anay re ry RBNIR izay anao ao aa...
REdiredeo irery ao ny anao ry RBNIR, dia savisaviho ao Jesosy, fa zara aza hita mihahaka eto koa hoe, izay tokoany kay izy io.
27. RBNIR ( 20/04/2020 17:09)
tahaka ny olona iray mahita diamondra io...fantany fa tsara sy sarobidy ilay izy nefa tsy hainy ny hanaovana azy fa kolokoloiny sy tehiriziny tsara fotsiny ambata...
rehefa tonga ny tena mpahay azy dia nanoro azy ny tokony atao sy ny lalambarotra dia izay....
dia otran'izay ilay izy fantany ny fisian'Andriamanitra saingy tsy hainy ny nanompo Azy dia nampianarin'ireo misionera izy hoe otran'izao no tena fanompo an'io Andriamanitra io ary izao koa no tena Anarana fiantso Azy...

fa ny tena mampihomehy anao rhaj0 dia ity...

hoy ianao ery ambony hoe ...

"Mahavariana fa t@ andron'i Nampoina, dia mbola TSY tafiditra ny Kristianisma. Nefa raha jerena ireto Didy 12, dia hotry ny misy mifampitaha @ Didy 10 Kristiana ny sasany. MIsy trace-na finoana avy ao Moyen-orient ihany nefa moa ny Malagasy, raha araky ny raki-tsoratr'i Flacourt."

nefa ety ambany toa lasa nitsipaka tampoka sa lasa tsy nety tampoka ilay baolina???
28. gasy1zay ( 20/04/2020 19:28)
RBNIR > ekena ary fa nisy hafa firenena nasaina nanaraka ny lalan'i Mosesy fahiny saingy mbola averiko hoe mandrampahatonga ny Mesia ihany no nanarahana azy,

jereo eo @ Lioka 18:18 fa raha nanontany an'i Jesoa ny olona hoe ahoana ny handovana ny fanjakan'ny Lanitra dia ny valitenin'i Jesoa hoe araho ny lalàna, rehefa nitsangana t@ maty Jesoa ka nanontany an'i Petera izay nomena ny lakilen'ny fiainana mandrakizay ireo olona notoriany ao @ Asan'ny apostoly 2 :

Pierre leur répondit : — Changez, et que chacun de vous se fasse baptiser au nom de Jésus le Christ ; cela signifiera que vos péchés sont pardonnés. Alors, vous aussi, vous recevrez en cadeau le Saint-Esprit.

azonao ve ry RBNIR hoe maninona no tsy mitovy ny valitenin'i Jesoa sy Petera?

inona ny nitranga entre an'ireo valiteny 2 ireo? Valiny maty Jesoa dia nitsangana t@ maty

Naninona i Petera tsy namaly hoe araho @ zay ny lalàn'i Mosesy fa efa tonga ny FM ...satria efa niova RBNIR a! Efa mandray ny FM ianao dia izy no manova anao sy mitarika anao
29. rhaj0 ( 20/04/2020 21:12)
Namadibadika ny bilaogiko aho, ary dia tapa-tsinay.. :-) :-)
https://rahampitso.blogspot.com/search?q=flacourt

Resaka efa nandeha teto ireto fa, mazava ho azy, tsy ho tafiditra @ coco-ndRBNIR mihitnsy..

FA dia averiko kely indray izany ee..

i Adama voaroaka tao Paradisa:

Flacourt page 58: Après que la digestion en fut faite, il lui prit envie de faire les nécessités naturelles, qu'il fut contraint de faire dans le Paradis. Le diable aussitot alla accuser Adam devant Dieu de son ordure. Ce qui fut cause que Dieu le chassa du Oaradis, et l'envoya en terre...

Letia eee... tena resa-tia kay no nahavoaroaka an'i Adam tao Paradisa...

ny niforonan'i Eva :

Flacourt page 58: ... il [Adam] lui arriva un abcès au gras de la jambe, qui lui dura dix mois, à la fin desquels l'abcès s'ouvrit, et en sortit une jeune fille. Adam envoya l'ange Gabriel à Dieu pour lui demander ce qu'il ferait de cette fille, il lui fit dire par l'ANge qu'il la nourrit soigneusement, et que quand elle serait grande, et en age, il en fit sa femme, laquelle il nomma Rahauva, c'est-à-dire Eve.

Dia miala any izany Raheva.. velezo ny kipantsina
Tsy ilay "taolan-tehezana" izany akoriny kay izy fa ilay "ratran-tavim-pe"...

geeez... dia ahoana rahefa mikabary.. raiso ho ratran-tavim-penao inty mamatou...

Fa rehefa samy amorona marina, maninona tokoany moa no tsy "ratran-tavim-pe" eee.. fa maninona no "taolan-tehezana" ? raha analana ny tavim-pe-nao, mbola misy lasantsy tsara ny ho velona ianao, fa raha ny taolan-tehezanao no analana, tonga dia maaaatttyyyyy...

Coherent koukou ho'a ny an'ny gasy ee... fa naninona kosany azany tsy izay no noeken'izao tontolo izao...
30. RBNIR ( 20/04/2020 21:20)

gasy1zay:

RBNIR > ekena ary fa nisy hafa firenena nasaina nanaraka ny lalan'i Mosesy fahiny saingy mbola averiko hoe mandrampahatonga ny Mesia ihany no nanarahana azy,

jereo eo @ Lioka 18:18 fa raha nanontany an'i Jesoa ny olona hoe ahoana ny handovana ny fanjakan'ny Lanitra dia ny valitenin'i Jesoa hoe araho ny lalàna, rehefa nitsangana t@ maty Jesoa ka nanontany an'i Petera izay nomena ny lakilen'ny fiainana mandrakizay ireo olona notoriany ao @ Asan'ny apostoly 2 :

Pierre leur répondit : — Changez, et que chacun de vous se fasse baptiser au nom de Jésus le Christ ; cela signifiera que vos péchés sont pardonnés. Alors, vous aussi, vous recevrez en cadeau le Saint-Esprit.

azonao ve ry RBNIR hoe maninona no tsy mitovy ny valitenin'i Jesoa sy Petera?

inona ny nitranga entre an'ireo valiteny 2 ireo? Valiny maty Jesoa dia nitsangana t@ maty

Naninona i Petera tsy namaly hoe araho @ zay ny lalàn'i Mosesy fa efa tonga ny FM ...satria efa niova RBNIR a! Efa mandray ny FM ianao dia izy no manova anao sy mitarika anao

« Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina; » (Asan'ny Apostoly 2:38)

Fibebahana no notakiana....mibebaka = fiverenana amin'Andriamanitra = miaiky ny fahotana teo anatrehan'Andriamanitra dia mivonona ny tsy hanao intsony...
fahotana = ota = fandikana ny didin'Andriamanitra (1 Jao.3:4)..
Ny zavatra notakiana voalohany hatrany dia ny fiverenana amin'ny lalàn'Andriamanitra..
31. RBNIR ( 20/04/2020 21:50)
« Anaka, izany zavatra izany no soratako ny aminareo mba tsy hanotanareo. Ary raha misy manota, dia manana Solovava* ao amin'ny Ray isika, dia Jesosy Kristy, Ilay Marina; [* Gr. parakleto; izahao Jao. xiv. 16] » (1 Jaona 2:1)
« ary Izy no avotra* noho ny fahotantsika, ary tsy noho ny antsika ihany, fa noho ny an'izao tontolo izao koa. [* Na: fanatitra fampiononam-pahatezerana; izahao Rom. iii, 25] » (1 Jaona 2:2)
« Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia ny fitandremana ny didiny. » (1 Jaona 2:3)
« Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina tsy ao anatiny. » (1 Jaona 2:4)
« Fa na iza na iza mitandrina ny teniny, dia tanteraka ao aminy marina tokoa ny fitiavana an'Andriamanitra* izany no ahafantarantsika fa ao aminy isika. [* Na: ny fitiavan'Andriamanitra] » (1 Jaona 2:5)
« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa. [* Na: Izao no ahafantarantsika fa ao aminy isika: Izay etc] » (1 Jaona 2:6)
« Ry malala, tsy didy vaovao no soratako aminareo, fa didy ela, izay nanananareo hatramin'ny voalohany. Ny didy ela dia izay teny efa renareo. » (1 Jaona 2:7)

Tsindriny tsara mihitsy hoe
« Ry malala, tsy didy vaovao no soratako aminareo, fa didy ela, izay nanananareo hatramin'ny voalohany. Ny didy ela dia izay teny efa renareo. » (1 Jaona 2:7)

Ny FM efa tonga teo (ilay solovava)..mifona ho an'ny olona eo anatrehan'Andriamanitra...
« fa ny Mpananatra*, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo. [Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:26)
32. RBNIR ( 21/04/2020 06:50)
rhaj0:

Fa rehefa samy amorona marina, maninona tokoany moa no tsy "ratran-tavim-pe" eee.. fa maninona no "taolan-tehezana" ? raha analana ny tavim-pe-nao, mbola misy lasantsy tsara ny ho velona ianao, fa raha ny taolan-tehezanao no analana, tonga dia maaaatttyyyyy...

Coherent koukou ho'a ny an'ny gasy ee... fa naninona kosany azany tsy izay no noeken'izao tontolo izao...

Tsy mahafaty an! bdb ireo te ho tsara bika amin'izao fotoana izao no manala taolantehezana (misy aza 6 mihitsy no indray esorina tsy maty..

http://motmalgache.org/bins/teny2/taolantehezana?w=taolantehezana

taolantehezana = côtes=ribs

https://www.google.com/search?q=pourquoi%20enlever%20une%20c%C3%B4te
33. rhaj0 ( 21/04/2020 12:14)
Ka mba miaiky fa nivaralila ve i RBNIR, sa mbola TSY mino ihany fa
TSY ilay Andrmntry ny Kristiana io no inoan'ny Ntaolo Malagasy ?

Io izao ny an'ny Zafiraminia na koa ny Zafinibrahima tena TSY mitovy @ baiboly kristiana ny fiforonan'ny tany sy adama, sy koa i eva, ilay "ratran-tavim-pe".

Rehefa mivaralila toa io ho'a ry RBNIR dia mba asio honnetetehy inteloktoaly eee..
Fa na tsy hiaiky azany ianao, dia efa hoe, dia hahita aloha raha ianao ry RBNIR rahtrizay ee.. nanafangaro ilay ivavahanao @ tsy izy, ary dia nanitsaka ny Didy voalohany @ Didy 10 kristiana i RBNIR.. SAdy @ izay nosavihanao RBNIR tao @ io resaka io koa i JEsosy, lazainao fa "niresaka t@ Jesosy" ianao ny @ io..

Dia tena raharaha n'enao ry RBNIR kaaa ...
34. gasy1zay ( 21/04/2020 14:21)

RBNIR:

« Anaka, izany zavatra izany no soratako ny aminareo mba tsy hanotanareo. Ary raha misy manota, dia manana Solovava* ao amin'ny Ray isika, dia Jesosy Kristy, Ilay Marina; [* Gr. parakleto; izahao Jao. xiv. 16] » (1 Jaona 2:1)
« ary Izy no avotra* noho ny fahotantsika, ary tsy noho ny antsika ihany, fa noho ny an'izao tontolo izao koa. [* Na: fanatitra fampiononam-pahatezerana; izahao Rom. iii, 25] » (1 Jaona 2:2)
« Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia ny fitandremana ny didiny. » (1 Jaona 2:3)
« Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina tsy ao anatiny. » (1 Jaona 2:4)
« Fa na iza na iza mitandrina ny teniny, dia tanteraka ao aminy marina tokoa ny fitiavana an'Andriamanitra* izany no ahafantarantsika fa ao aminy isika. [* Na: ny fitiavan'Andriamanitra] » (1 Jaona 2:5)
« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa. [* Na: Izao no ahafantarantsika fa ao aminy isika: Izay etc] » (1 Jaona 2:6)
« Ry malala, tsy didy vaovao no soratako aminareo, fa didy ela, izay nanananareo hatramin'ny voalohany. Ny didy ela dia izay teny efa renareo. » (1 Jaona 2:7)

Tsindriny tsara mihitsy hoe
« Ry malala, tsy didy vaovao no soratako aminareo, fa didy ela, izay nanananareo hatramin'ny voalohany. Ny didy ela dia izay teny efa renareo. » (1 Jaona 2:7)

Ny FM efa tonga teo (ilay solovava)..mifona ho an'ny olona eo anatrehan'Andriamanitra...
« fa ny Mpananatra*, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo. [Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:26)

Tadidio RBNIR fa Jaona nanoratra io epistily io ihany no nanoratra ny filazantsaran'i Jaona,

ary efa nozaraiko teto ilay didy noresahiny satria efa nosoratany teto

Jao 13:34 Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa.

ary averiny eto :

1Jaona 2 : 9 Izay milaza fa ao amin’ ny mazava izy, kanefa mankahala ny rahalahiny, dia mbola ao amin’ ny maizina ihany.
10 Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin’ ny mazava, ka tsy misy fahatafintohinana ao aminy.

tsy azoko hoe inona no tsy maintsy hamerenana ny didy any @ lalàn'i Mosesy nefa ny Fanahy Masina afaka mampafantatra anao ny TOKONY ho arahinao, matoa ianao mbola misisika hanaraka ny lalàn'i Mosesy dia mety tsy mbola manaiky ny fitarihan'ny FM ianao

35. RBNIR ( 21/04/2020 15:03)
gasy1zay:

tsy azoko hoe inona no tsy maintsy hamerenana ny didy any @ lalàn'i Mosesy nefa ny Fanahy Masina afaka mampafantatra anao ny TOKONY ho arahinao, matoa ianao mbola misisika hanaraka ny lalàn'i Mosesy dia mety tsy mbola manaiky ny fitarihan'ny FM ianao

Tsy azonao v?
Ity no antony nanomezana ny olona ny FM...

« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Ezekiela 36:27)

Omen'Andriamanitra ny olona ny FM mba hahatonga ny olona handeha araka ny lalàn'Andriamanitra sy hitandrina ny fitsipikany ka hanaraka izany...

P.S : ilay didy vaovao dia 1 ihany (ny mba hifankatiavanareo)...

fa ireo didy lehibe 2 dia didy efa tany aloha avokoa (lalàn'i Mosesy ihany koa e)

36. gasy1zay ( 21/04/2020 16:00)
dia tena mampalahelo tokoa raha izay fotsiny no eritreretinao ho asan'ny FM eo amin'ny fiainanao RBNIR

37. RBNIR ( 21/04/2020 16:39)
tsy hoe izay ihany fa io no tena antony 1 ka raha tsy tanteraka amin'ny olona mihevitra fa nandray ny FM io dia tokony mandinika ny tenany ihany izy ....
satria marina tokoa fa misy dia misy ireo olona mikezaka mafy hanana ny FM satria maika ny haminany izy na koa hanao asa lehibe sns....dia adinony ilay tena antony goavana (fanaovana ny sitrapon'Andriamanitra...) fitandremana sy fanarahana ny didin'Andriamanitra...

« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21)
« Maro no hanao amiko amin'izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia* tamin'ny anaranao va izahay? Ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin'ny anaranao va izahay? [*Demonia = fanahy ratsy, na anjely ratsy] » (Matio 7:22)
« Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, ianareo mpanao meloka. » (Matio 7:23)
38. gasy1zay ( 21/04/2020 17:31)
tsy interpretation anao indray ve ny hoe fanaovana ny sitrapon'ny Ray = fitandremana sy fanarahana ny didin'Andriamanitra?

Romains: 12.2 Ne vous conformez pas au siècle présent, mais soyez transformés par le renouvellement de l'intelligence, afin que vous discerniez quelle est la volonté de Dieu, ce qui est bon, agréable et parfait.

Raha ny lalàna efa fantatry ny rehetra eny fa na i Andrianampoinimerina arak'ilay resaka atsy aza no sitrapon'Andriamanitra dia tsy mila discernement ny fahalalana azy
39. RBNIR ( 22/04/2020 01:39)
aleo hazavaina ary e!

« Ary tsy mba hiditra ao mihitsy izay tsy masina, na izay manao vetaveta, na izay mandainga, fa izay voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana izay an'ny Zanak'ondry ihany. » (Apokalypsy 21:27)

araka io teny io dia ny olona masina ihany no miditra any amin'ilay fanjakan'Andriamanitra...

Iza no hambara fa olona masina?

« Indro ny faharetan'ny olona masina, dia izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy. » (Apokalypsy 14:12)

Olona masina = izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy...
40. rhaj0 ( 22/04/2020 11:51)
RBNIR:
« Ary tsy mba hiditra ao mihitsy izay tsy masina, na izay manao vetaveta, na izay mandainga, fa izay voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana izay an'ny Zanak'ondry ihany. » (Apokalypsy 21:27)

Atsangano ny tanan'izay TSY nanao vetaveta

Esy ee.. Izay no mampety ny revin-dry Born-Again/Virgin-Again an'i Gasy1zay.
Pouh pouh pouh fotsiny io, fa rahefa avy mibebaka mafy sy tena mikimpy comme il faut, dia voafafa daholo na vetaveta na lainga na hala-badin'olona....

Madio ny rano nitana. Masina masina daholo satria "efa tarihin'ny FM ny born-again/virgin again", hozy Gasy1zay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4248