RESAKY NY 3eme ETAGE FATAON'I BOR2LAIS @ Atra

81. RBNIR ( 27/04/2020 15:44)
ny an'i Jesosy ny vatana mbola tsy nandalo decomposition satria mbola noporofoina tamin'i tomasy fa tena mbola Izy marina tokoa no velona teo....

« Ary nony afaka havaloana, dia tafangona teo indray ny mpianany, ary teo koa Tomasy. Dia tonga Jesosy, rehefa voarindrina ny varavarana, ka nitsangana teo afovoany, dia nanao hoe: Fiadanana ho anareo. » (Jaona 20:26)
« Ary hoy Izy tamin'i Tomasy: Atehefo eto ny rantsan'tananao, ka jereo ny tanako; ary atehefo eto koa ny tananao, ka ataovy amin'ny lanivoako; ary aza ho isan'izay tsy mino, fa minoa. » (Jaona 20:27)
« Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro! » (Jaona 20:28)

fa tamin'Izy niakatra (asa.1:8-11) vao tsy maintsy novaina indray mipimaso Izy satria ilay nofo aman-dra tsy mahazo mandova ny fanjakan'Andriamanitra...

« Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Ny nofo aman-drà tsy mahazo mandova ny fanjakan'Andriamanitra, ary ny fahalòvana tsy mandova ny tsi-fahalòvana. » (1 Korintiana 15:50)
82. gasy1zay ( 27/04/2020 16:08)
Tsy azoko hoe inona no fampianarana tsy misy kilema naharesy lahatra anao tao RBNIR fa ny afaka ambarako aminao dia misimisy ihany izay zavatra tsy mifanaraka @ baiboly nozarainao teto izay ka averiko foana ny fanontaniko hoe : fampianarana avy @ pasiteranao ve ny zarainao sa araka ny nambaranao hoe maheno feo audible avy @ Jesosy ianao miteny ianao ireny?
83. RBNIR ( 28/04/2020 00:36)
mbola tsy azon'i gasy1zay foana v? ny tena fampianarana tsy misy kilema gasy1zay dia izay avy any amin'Andriamanitra hampitaina amin'ny alalan'i Jesosy Kristy a!
Efa very efa ela be io fampianarana io dia tonga indray i Jesosy mampianatra azy ankehitriny...
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jaona 7:16)

Ny antony niverenany nampianatra dia satria tsy misy olombelona afaka mampianatra an'io izany fa IZy irery no mahafantatra an'io amin'ny antsipirihiny...
84. RBNIR ( 28/04/2020 00:42)
afaka manaraka an'ireo video na koa fandaharana ao amin'ny kolo TV isa-maraina amin'ny 5ora sy sasany koa ngeh ianao gasy1zay e! eto forum , mazava ho azy somary misafotofoto ihany matetika....
https://www.youtube.com/channel/UCbXK-mdmYYdp0P4Ri0j-Xlg
85. gasy1zay ( 28/04/2020 17:44)

RBNIR:

mbola tsy azon'i gasy1zay foana v? ny tena fampianarana tsy misy kilema gasy1zay dia izay avy any amin'Andriamanitra hampitaina amin'ny alalan'i Jesosy Kristy a!
Efa very efa ela be io fampianarana io dia tonga indray i Jesosy mampianatra azy ankehitriny...
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jaona 7:16)

Ny antony niverenany nampianatra dia satria tsy misy olombelona afaka mampianatra an'io izany fa IZy irery no mahafantatra an'io amin'ny antsipirihiny...

fanaovana tsinotsinona ny baiboly ny filazana hoe very ny fampianaran'i Jesoa, ny fampianaran'i Jesoa dia noraketina ao anaty baiboly ary ny Fanahy Masina no nitarika ireo mpanoratra hanoratra ny hafatra tiany hampitaina amintsika mpino.
86. RBNIR ( 28/04/2020 23:12)
gasy1zay:

fanaovana tsinotsinona ny baiboly ny filazana hoe very ny fampianaran'i Jesoa, ny fampianaran'i Jesoa dia noraketina ao anaty baiboly ary ny Fanahy Masina no nitarika ireo mpanoratra hanoratra ny hafatra tiany hampitaina amintsika mpino.

ity izao nisy olona iray..nanana Soratra Masina...dia nanontanian'i filipo hoe...

« Ary Filipo nihazakazaka nankeo aminy, dia nandre azy mamaky teny tao amin'Isaia mpaminany, ka niteny taminy hoe: Moa fantatrao va izay vakinao? » (Asan'ny Apostoly 8:30)

Moa fantatrao va izay vakinao?

Dia namaly ilay olona hoe ...

« Fa hoy izy: Hataoko ahoana no fahay, raha tsy misy mampianatra* ahy? Ary izy nangataka an'i Filipo hiakatra sy hipetraka eo aminy. [* Gr. mitari-dalana] » (Asan'ny Apostoly 8:31)

hataoko ahoana no fahay raha tsy misy mampianatra ahy?

fa maninona no tsy nahay izy?
« Dia hoy Izy: Hianareo no navela* hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra; fa amin'ny olon-kafa dia fanoharana no atao, mba hijery izy, fa tsy hahita, ary hahare, fa tsy hahafantatra (Isa. 6. 9). [*Gr. nomena] » (Lioka 8:10)

tsy nahay izy satria efa misy olona voatokana nampahalalana ny zava-miafina ...

ka io moa rehefa milaza ny tenany ho mahiratra ny olona iray dia hoy i JEsosy hoe...

« Ary hoy Jesosy: Ho fitsarana no nahatongavako amin'izao tontolo izao, mba hahiratra ny tsy mahiratra, ary mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra. » (Jaona 9:39)
« Hoy Jesosy taminy: Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka; nefa hoy ianareo ankehitriny: Mahiratra izahay; dia tsy afaka ny helokareo. » (Jaona 9:41)

koa tsy aleo v jamba dia mba hampahiratiny e????

87. gasy1zay ( 28/04/2020 23:58)

Ilay etiopiana tsy manana ny fampianaran'i Jesoa satria tsy mbola nisy testamenta vaovao t@ izany fa bokin'Isaia no novakiany, fa raha mamaky evanjely ianao dia mahalala ny fampianaran'i Jesoa

Ny nampianarin'i Jesoa ny mpianany dia efa voasoratra ao @ evanjely daoly eny hatr@ fanazavana ireo parabole aza dia voalaza ao ka tsy azoko hoe maninona ianao no hampitovy tena @ ireo jiosy tsy nahazo afatsy fanoharana.

88. RBNIR ( 29/04/2020 00:15)
ka ireo olona ao amin'ny lioka.8 ireo ngeh navela hijery ihany koa fa tsy nahita ary navela handre ihany koa fa tsy nahafantatra e!
nijery izy fa nisy tokoa ny olona natsangana tamin'ny maty , ary nisy koa ireo sitrana marobe sns...nefa nahita marina v izireo???
nandre ilay fampianarana ihany izireo nefa moa nahafantatra ve?? izao no nolazainy momba an'i Jesosy...rehefa nandre ilay fampianaran'i Jesosy izireo....« Ary maro tamin'ireo no nanao hoe: Manana demonia Izy ka efa very saina; nahoana no mihaino Azy ianareo? » (Jaona 10:20)

koa tsy izay rehefa mijery (baiboly) dia hahita avokoa , na izay rehefa mandre (tenin'Andriamanitra) dia hahafantatra avokoa...

fa raha te hahiratra hoy aho...dia ity ny lakile...

« Ary hoy Jesosy: Ho fitsarana no nahatongavako amin'izao tontolo izao, mba hahiratra ny tsy mahiratra, ary mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra. » (Jaona 9:39)
« Hoy Jesosy taminy: Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka; nefa hoy ianareo ankehitriny: Mahiratra izahay; dia tsy afaka ny helokareo. » (Jaona 9:41

eto izao (tsy hanonona anarana aho) mahita vitsivitsy aho milaza fa mahiratra izy nefa indrisy tsy mahita akory ny masony...mandre izy nefa indrisy tsy misy fantany akory avy eo....
89. gasy1zay ( 29/04/2020 01:00)
Jao 14:26 fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin’ ny Ray amin’ ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.

ireo olona tsy mahatakatra ireo dia tsy mbola nahazo ny Fanahy Masina, fa raha manana ny Fanahy Masina ianao dia tokony hahay sy hahatakatra ny voasoratra ao @ Soratra Masina
90. RBNIR ( 29/04/2020 03:46)
Izany hoe ny FM izany no mampianatra ankehitriny fa Jesosy dia nalefa tany amin'ny fiainan-tsi-hita (hades)??? lieu infernale?? na dia efa niteny mazava aza i Jesosy tamin'ilay jiolahy hoe Anio no hihaonanao ahy ho any paradisa???

tena mba mieritrereta ihany gasy1zay fa sao dia ny saina no tia karokaroka loatra dia FM no voahosopotaka a!

Mba fantatrao v ny antony mahatonga an'i rhaj0 hihirahira an'io eto aloha e?? fantany fa diso io ary io no hanenjehany ny maro ankehitriny...
91. gasy1zay ( 29/04/2020 15:02)
Aza mampiteny ahy izay tsy noteneniko kosa ry RBNIR a! Vakio tsara hoy aho ny baibolinao fa ny zavatra ambarako aminao dia voasoratra ao daoly fa tsy fampianarana noforonina sanatria.

i Jesoa ry RBNIR dia mitoetra eo ankavanan'ny Ray fa tsy any @ fiainantsy hita intsony satria efa nantsangan'Andriamanitra t@ maty izy araka ilay verset nozaraiko fa ho solony ety antany dia nirahiny ny Fanahy Masina

Jao 14:26 fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin’ ny Ray amin’ ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.

Acte 2 :
32Dieu a relevé de la mort ce Jésus dont je parle et nous en sommes tous témoins.
33Il a été élevé à la droite de Dieu et il a reçu du Père le Saint-Esprit qui avait été promis ; il l’a répandu sur nous, et c’est ce que vous voyez et entendez maintenant.

Mazava be fa ny Fanahy Masina araky ny nambaran'i Jesoa eo @ Jaona 14:26 io no mampianatra antsika ankehitriny raha tsy hoe handa ny asan'ny FM angaha ianao
92. bor2lais ( 29/04/2020 15:38)
Ka amin-dry RBNIR ange Ray=Jesoa=FM e !
93. midrou ( 29/04/2020 16:24)
gasy1zay:

ireo olona tsy mahatakatra ireo dia tsy mbola nahazo ny Fanahy Masina, fa raha manana ny Fanahy Masina ianao dia tokony hahay sy hahatakatra ny voasoratraao @ Soratra Masina

Tena marina aloha fa @ miasa tokoa ny Fanahy Masina @ zao andro faran zao e!
Ary nohon fiasany no nahatong anay ho resy lahatra.

Fa averiko hatran o'a fa Jesosy Kristy irery no manana ny tena FAHAMARINANA ary tsy misy na dia olona iray aza hiambo hahalala izay voasoratra ao @ Baiboly

FA KOSA IZY EFA LASA ANY @ VONINAHINY ary ny F.M no nampidininy.

Fa matoa misy MAHALALA dia :

Matio 13 : 11. Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela* hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela**. [* Grika: nomena] [** Grika: nomena]

Izy mihintsy no nanome alàlana mb hahafantarana( nampianatra)

I Pasitera Fitiavana Herinirina zao dia isan ireo navelany hahalala:-)
Vavolombelon zan n fampianarany tsy misy kilema

Lioka 10 : 16. Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy.

I Jesosy Kristy no niandohany,dia nomeny ( nampianariny) ny apostoly, ary rehefa mitory ireo dia miasa ny F.M mandresy lahatra.

Asan'ny Apostoly 16 : 14. Ary nisy vehivavy atao hoe Lydia, mpivarotra lamba volomparasy, avy any an-tanàna Tyatira, izay nivavaka tamin'Andriamanitra, dia nihaino izy, ary ny Tompo nanokatra ny fony hitandrina ny teny izay nolazain'i Paoly.

94. gasy1zay ( 29/04/2020 17:51)
ka io rehefa mandray ny famonjena ianao dia mahazo ny FM ka ny FM no mampianatra anao ny zavatra rehetra, tokony tsy hisy intsony hoe olona iray toy ny t@ andron'ny mpaminany fahiny no mahazo teny na fampianarana avy amin'Andriamanitra fa ny FM ao anatinao no mampianatra anao mivantana ary mampahafantatra anao ny sitrapony, ny Fanahy Masina ao anatinao mitovy ny Fanahy Masina tao @ apostoly fahiny ary mitovy ny Fanahy Masina tao @ ireo mpanompon'Andriamanitra malaza teto antany

1 Corinthiens: 12.13 Nous avons tous, en effet, été baptisés dans un seul Esprit, pour former un seul corps, soit Juifs, soit Grecs, soit esclaves, soit libres, et nous avons tous été abreuvés d'un seul Esprit.

95. rhaj0 ( 29/04/2020 18:44)
gasy1zay:
...rehefa mandray ny famonjena ianao dia mahazo ny FM ...

RAha ny fahitako avy aty ampoton'oroko dia tena IMAZINERA daholo izany "raisina" sy "azo" izany an... famonjena eee.. FM ee....

Ny sainao ihany no mamboaboatra an'ireo ao.

Jereo tsara ry Gasy1zay fa na i RBNIR izay miresaka @ JEsosy azany TSY maha-imaziner izany imazination-nao izany.
Dia hanontanio koa ohatra i Bor2lais raha mahita an'izany imazination-nao mihatra aminao izany koa izy, avy any @ 3eme etage-ny any izany
96. gasy1zay ( 29/04/2020 18:48)
aza dia ataonao tsinontsinona toa izany kosa RBNIR e! Mino aho fa takany izany, sa tsy izany rahalahy RBNIR?
97. midrou ( 29/04/2020 20:13)
ty zao misy ohatra raisiko mivantana;

Asan'ny Apostoly 9 : 4. dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo[/] nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?

ara baiboly io:-)
dia tsarovy fa mbola tena miteny @ izay tiny hitenenana io Jesosy io.

I pr Fitiavana H dia tena [i]nandre feo
mivantana tahakan io ko!

Dinio ampahendrena ze ampenariny dia hotsapanao fa marina izany.
98. rhaj0 ( 29/04/2020 22:22)
midrou:
I pr Fitiavana H dia tena nandre feo mivantana tahakan io ko!

IZA no vavolombelona?
99. RBNIR ( 29/04/2020 23:46)
vavolombelona? nisy?....olona 2 izy no teo (tadiavo dia anontanio) aleo ianao no mihitsy mitady azy sao heverinao hoe mbola mandainga indray koa...hitako mantsy fa heverinao fa mandainga aho raha miteny hoe Jesosy mihitsy no manamafy amiko ankehitriny fa tsy nandainga izy fa tena Jesosy marina tokoa no nifidy azy.....
100. gasy1zay ( 30/04/2020 15:18)
midrou:

ty zao misy ohatra raisiko mivantana;

Asan'ny Apostoly 9 : 4. dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo[/] nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?

ara baiboly io:-)
dia tsarovy fa mbola tena miteny @ izay tiny hitenenana io Jesosy io.

I pr Fitiavana H dia tena [i]nandre feo
mivantana tahakan io ko!

Dinio ampahendrena ze ampenariny dia hotsapanao fa marina izany.

Misy antony ry midrou matoa i Jesoa niseho t@ Paoly a! Tsy fantatro raha hainao fa ny olona tsy afaka mandray ny Fanahy Masina raha tsy efa natera-baovao, i Paoly tsy afaka ny handray ny Fanahy Masina raha tsy efa nandray an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy mpamonjy azy, izy anefa dia tsy nino mintsy hoe nintsangana t@ maty i Jesoa ary izay no antony nanenjehiny ireo kristiana t@ izany.

Araho tsara ny tantaran'i Paoly :

17Ananias part et arrive dans la maison. Il pose les mains sur la tête de Saul en lui disant : « Saul, mon frère, c’est le Seigneur qui m’envoie. C’est ce Jésus qui s’est montré à toi sur la route où tu marchais. Il m’envoie pour que tu retrouves la vue et que tu sois rempli de l’Esprit Saint. »

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1833