RESAKY NY 3eme ETAGE FATAON'I BOR2LAIS @ Atra

221. gasy1zay ( 27/05/2020 12:36)
rhaj0:

gasy1zay:
tsy fampianaran'olombelona fa voasoratra ao anaty baiboly ao daoly izany ...

F'i Paoly angaha ohatra tsy olombelona? na koa i John The Elder?

Satria ve izy ireo niteny hoe niseho taminy HONO i Jesosy, dia inoanao daholo izay teneniny ee...

Aiza moa no tsy mba ianaran-dry HRNRN koa izany. Dia tratra tao koa ry RBNIR ary dia vozonan-draHRNRN ao.

Jereo tsara izay conteksta sy izay kiraonaolozia an'izay tsindrotsindrohanao ao anaty Baiboly ao ry Gasy1zay aaa... TSY RBNIR akory ianao.


Tsy i Paoly na ireo mpanoratra epistily ihany no nanambara an'io fa tena niteny tokoa i Jesoa fa IZAY REHETRA MINO dia hiteny @ fiteny tsy fanta(ny)tra toy ireo mpianatra nandray ny FM t@ pentekoty

Marc 16.17 Voici les miracles qui accompagneront ceux qui auront cru : en mon nom, ils chasseront les démons ; ils parleront de nouvelles langues
222. gasy1zay ( 27/05/2020 12:59)
rhaj0 > vakio tsara ny nitranga t@ pentekoty t@ ireo mpianatra nilatsahan'ny FM fa pentekoty @ alahady an!

1-Nilatsahan'ny FM ry zareo
2- Fenon'ny FM
3- Niteny @ fiteny tsy fantatra/na tsy mbola hainy
4- Niteny t@ fitenin'ireo jiosy hafa firenena

diniho tsara ny reaction an'ireo olona hafa:

a) nisy tonga dia nilaza hoe avy amin'Andriamanitra izao zavatra izao dia tonga dia nibebaka sy niova fo
b) nisy nilaza hoe mamon'ny divay ireo mpianatra


dia maka recul kely rhaj0,

Fa maninona no nisy nilaza hoe mamo ry zareo?

dia io zao rhaj0 efa naka position hoe izay miteny @ fiteny tsy fantatra dia : extase réligieuse / transe ou délire

ka tsy hitan'ny rhaj0 hoe mitovy mintsy ve ilay resaka na dia nitranga 2000 taona lasa aza? hatr@ zao isika miteny izao dia mbola misy milaza hoe izay olona miaina ny fahafenoan'ny FM tahaka ny mpianatra fahizay dia midélire/mamo/fanatique/charismatika

izaho aloha dia miaiky hoe misy Fake speaking in tongue toy ny hoe misy mpaminany sandoka, saingy mino aho resy lahatra fa mbola misy ny fanomezampahasoavan'ny FM ary ao anatiny ny fiteny @ fiteny tsy fantatra

223. gasy1zay ( 27/05/2020 13:19)
Fampianarana @ teny anglisy ny @ fanomezampahasooavan'ny FM ny fiteny tsy fantatra ;

https://gatewaypeople.com/sermons/does-he-speak-in-tongues


Fampianarana @ teny frantsay fanomezampahasooavan'ny FM ny fiteny tsy fantatra

https://www.youtube.com/watch?v=TBvOYE1rOa0

224. rhaj0 ( 27/05/2020 15:20)
NIjery kely an'ilay INgahikelinao (anglisy) teo aho ry Gasy1zay.. tatsy @ minitra faha-5

Ka ny fahazoako azy izany, rahefa avy manao ilay speak in tongue izany ilery, dia ao @ ilay extase religieuse, transe ou délire, izay mahavalalanina ny mpijery, ary dia izay teny mivoaka eo, dia TSISY mahalala, na ny mpijery na ny voany. Fa avy eo HONO ilery, lasa masina be, na izy na izay ataony na teneniny any.

Dia io ho'a izany toa ny ataon'ny Haitiana, na koa, (mety) ilay voan'ny ramanenjana any amintsika, na koa, ilay mpidaina be hindu izay lazain'ny mpino azy fa miresaka @ Brahma.. Ary io koa, dia efa nanao an'io koa ny Grika fahagola..

Averiko eto indray ny soratro ity fa tafavadika ny pejy
rhaj0:

ilay fiteny tsy fantatra dia ilay hoe
[size=10]speaks in a tongue (that) does not speak to people but to God
parle en langue (qui) ne parle pas aux hommes, mais à Dieu[/size]

Dia avadibadiho tsara Ineny Gogola, fa hoz'izy
[size=10]A person who has what is known as “the gift of tongues” is usually in the midst of religious ecstasy, trance, or delirium. ... Experts call this phenomenon glossolalia, a Greek compound of the words glossa, meaning “tongue” or “language,” and lalein, meaning “to talk.” Speaking in tongues occurred in ancient Greek religion.[/size]

ecstasy, trance, or delirium
extase religieuse, transe ou délire


Nalain'ny Kristianisma avy t@ revin'ny Grika fahagola izany izy io ee.. na hoe, mitovy revy @ Grika fahagola koa izany ny Kristiana eee...

Dia ndana koa ange miresaka amina Haitiana (avy any Haiti), fa holazalazainy aminao ao ny @ izany koa ee... Fa tena tsy mahavita ny vitan'ireto Haitiana kosany aloha raha izay Katolika Karisimatika sy ny born again ee...
i Gasy1zy izao efa nibaboka fa tsy mahavita azy. Sa mahavita ihany ianao rahefa "tarihin'ny FM" ao ry Gasy1zay?
Dia sirika be koa fa tsy takatry ny hoza-dohan'i HRNRN sy RBNIR akoriny koa izany :-)
225. gasy1zay ( 27/05/2020 16:02)
mety efa resaka 4ème étage ngamba ilay miteny @ fiteny tsy fantatra :) nefa dia tena voalazan'ny baiboly tokoa

nambaran'i Jesoa eto :

Marc16.17 Voici les miracles qui accompagneront ceux qui auront cru : en mon nom, ils chasseront les démons ; ils parleront de nouvelles langues

nambaran'i Lioka (mpanoratra ny Asan'ny apostoly) eto

Actes: 2.4 Et ils furent tous remplis du Saint Esprit, et se mirent à parler en d'autres langues, selon que l'Esprit leur donnait de s'exprimer

Actes: 10.46 Car ils les entendaient parler en langues et glorifier Dieu.

Nambaran'i Paoly eto

1 Corinthiens: 14.4 Celui qui parle en langue s'édifie lui-même ; celui qui prophétise édifie l'Église.
1 Corinthiens: 14.2 En effet, celui qui parle en langue ne parle pas aux hommes, mais à Dieu, car personne ne le comprend, et c'est en esprit qu'il dit des mystères.
1 Corinthiens: 14.14 Car si je prie en langue, mon esprit est en prière, mais mon intelligence demeure stérile.

Nambaran'i Jaona eto

Jean: 4.24 Dieu est Esprit, et il faut que ceux qui l'adorent l'adorent en esprit et en vérité.

aona ny adorer Dieu en esprit? dia ilay nambaran'i Paoly etsy ambony
Car si je prie en langue, mon esprit est en prière

Nambaran'i Joda eto

Jude: 1.20 Pour vous, bien-aimés, vous édifiant vous-mêmes sur votre très sainte foi, et priant par le Saint Esprit,


jereo tsara fa mifanaraka daoly ny voasoratra
226. midrou ( 27/05/2020 18:38)
gasy1zay:

mety efa resaka 4ème étage ngamba ilay miteny @ fiteny tsy fantatranefa dia tena voalazan'ny baiboly tokoa



De any @ etage fahafiry zany no atao hoe tena izy (tanteraka) ry gasy1zay?!!!

Raha ny @ lay teny tsy fantatra de aleo hanazava fohifohy aho!

Efesiana 1 : 13. Ao aminy koa ianareo, rehefa renareo ny tenin'ny fahamarinana, dia ny filazantsara famonjena anareo,- eny, ao aminy koa ianareo, rehefa nino, no nasiana tombo-kase tamin'ny Fanahy Masina araka ny teny fikasana. 14. Izany Fanahy izany no santatry ny lovantsika ho amin'ny fanavotana ny olona izay nahiny ho an'ny tenany, ho fiderana ny voninahiny.

In moa lay lova?
= FIAINANA MANDRAKIZAY
Io lay tena antony hivavahana hozy RBNIR zay,ary tena izany tokoa!!
Ka io tsy oe any @ Jerosalema vaovao isika vao tena resy lahatra fa hoe voavonjy (avotra) ...fa dieny ianao mbola velona izao....
=> Dia efa misantatra sahady izy ho lovanao rahatrizay...
@ Fomba ahoana???
[size=20]Fiteny tsy fantatra[/size]
Satria rehefa any @ fiainana mandrakizay dia tsy misy intsony ny : teny malagasy/anglais/grika...sns
Fa iray ny fiteny dia ilay fiteny tsy fantatra iainana dieny izao
(ny fiteny tsy fantatra mantsy dia tsy fiteny ety an tany fa fitenin'ny lanitra, ka na mbola eto an tany aza aho dia afaka misantatra sahady hiresaka @ A/tra @ fiteny tsy fantatra satria efa ankohonan'A/tra,mponin'ny fiainana mandrakizay:-)
227. gasy1zay ( 27/05/2020 19:53)
midrou > tsy mifanaraka amin'ny baiboly ny fanazavanao,

1 Cor 13 : 8 Français Courant © L’amour est éternel. Les messages divins cesseront un jour, le don de parler en des langues inconnues prendra fin, la connaissance disparaîtra.
9En effet, nous connaissons partiellement et nous prophétisons partiellement,
10mais quand ce qui est parfait sera venu, ce qui est partiel disparaîtra.

Rehefa tonga ny tanteraka dia ho foana ny fiteny @ fiteny tsy fantatra satria afaka miresaka mivantana @ Andriamanitra ianao
228. rhaj0 ( 28/05/2020 00:45)
Mampome mihintsy nareo 'reto kah... ka tonga saina ve hoe, tena n'inon'inona atao eo, na andohalika na idradradradra tahak'n'inona eo, na ikimpy ambara-pahaloakany voamaso, dia TSY hahavita mba manao ity "fiteny tsy fantatra", izany hoe, mba hanana izany hoe the gift of tongue.

Efa lazaina foana fa mandalo @ ilay hoe extase religieuse, transe ou délire io.
i Jesosy azany t@ fotoan'androny (rehefa nivavaka) dia nanao hoe, nipatrapatraka mihintsy ny tsy tokony ipatrapatraka.

Fa TSY AMPY FINOANA angaha ilay Kristiana gasy, na i Gasy1zay na i RBNIR, na i HRNRN na i Midrou kely, dia TSY mahavita azy. TSY mahavita azy eee... Dia loza fa rehefa TSy mahavita azy dia TSY mba afaka miresaka @ Dieu izany HONO.

Ary dia lany ron-doha manodikodina Baiboly eo, dia mamariparitra sy mamoromporona (h@ i zaza Midrou avy koa mba manao).


Ny tena mahatapaka, dia i RBNIR izany jejojejo be hoe, "miresaka @ Jesosy" HONO. Izao tonga saina nedala, fa kay izy TSY mahay manao ity "fiteny tsy fantatra & the gift of tongue ity. Koa na ilay concept an'io azany TSY takatry ny hoza-dohan'i RBNIR sy HRNRN akoriny. Nanontany i Gasy1zay, izay nedala vao taitra, dia mba nanao fikarohana (ny katolika eokarsitika) hono.

Dia oainina be mihintsy fa M(P)ANDAINGA ianao ry RBNIR (sy Pasitera Herinirina), fa TSISY an'izany "miresaka @ Jesosy" izany 'le RBNIR (sy 'le HRNRN) rahefa takarivariva izany aa...

[size=10]Lehilahilehibeeeee... tsy menatreeee... f'angaha ataonao fa tsy hitan'i Bainina ao ambony ao ho'a ianao io ry RBNIR aaa.. [/size]

Ka tsy efa lasa menasofina ve ianao ao ry RBNIR mahare an'i Jesosy milaza anao (foana) hoe:
[size=10]Matio 17: 16 - [/size]
[size=12]Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo?[/size]
[size=9]Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo?[/size]
[size=7]Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo?[/size]
229. midrou ( 28/05/2020 10:57)
gasy1zay:

midrou > tsy mifanaraka amin'ny baiboly ny fanazavanao,1 Cor 13 : 8 Français Courant © L’amour est éternel. Les messages divins cesseront un jour, le don de parler en des langues inconnues prendra fin, la connaissance disparaîtra.9En effet, nous connaissons partiellement et nous prophétisons partiellement,10mais quand ce qui est parfait sera venu, ce qui est partiel disparaîtra.Rehefa tonga ny tanteraka dia ho foana ny fiteny @ fiteny tsy fantatra satria afaka miresaka mivantana @ Andriamanitra ianao


Ara-baiboly zany ry gasy1zay a!
Aleo alamiko/alahatro tsara ary e!

Efesiana 1 : 13. Ao aminy koa ianareo, rehefa renareo ny tenin'ny fahamarinana, dia ny filazantsara famonjena anareo,- eny, ao aminy koa ianareo, rehefa nino, no nasiana tombo-kase tamin'ny Fanahy Masina araka ny teny fikasana. 14. Izany Fanahy izany no santatry ny lovantsika ho amin'ny fanavotana ny olona izay nahiny ho an'ny tenany, ho fiderana ny voninahiny.

1- Tsinontsinona aloha/tsy zanak'A/tra/mpanota/mbola tsy nandray NY famonjena...
2-Fa rehefa nandre NY tenin'ny fahamarinana ka resy lahatra/Nino dia tonga ao Aminy
3- Rehefa tonga ao aminy (zay vao)dia siana TOMBO-KASÉ t@ FM

Porofon'io:
Jaona 14 : 17. dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo.

Izany hoe raha mbola ao @ zao tontolo zao de tsy afaka ny handray NY FM mihintsy
Izany hoe ny an'A/tra dia mandresy izao tontolo izao(fanaony)
4- NY tombo-kasé dia raisina @ alalan'ny FM( fireny tsy fantatra no famantarana)
tahakan'ny nitranga t@n dry Kornelio...
Io tombo-kasé io no marika fa tena an'A/tra tokoa ilay olona
Romana 8 : 9. Fa ianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy, raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin'i Kristy, dia tsy Azy izy.
Izany hoe izay manana/hitoeran'ny FM/vita batisan'ny FM no an'i Kristy...

Ka NY FM dia santatr'ilay Lova holovaina rahatrizay( santatra/omena mialoha)

gasy1zay:

1 Cor 13 : 8 Français Courant © L’amour est éternel. Les messages divins cesseront un jour, le don de parler en des langues inconnues prendra fin, la connaissance disparaîtra.


Misy karazany 2 ny teny tsy fantatra ao @ Baiboly..!
NY iray @ ireo no hangina satria tsy ilaina intsony
Fa NY iray kosa dia tsy ho rava fa ho fiteny any @ Jerosalema vaovao l'a e! :-)

TS haiko hoe azonao vé?:-)
230. midrou ( 28/05/2020 13:58)
gasy1zay>ireto lay karazana teny tsy fantra:

• Misy ilay hatao hoe:
- Sansa miakatra
- Sansa midina.

Sansa miakatra:
I Korintiana 14 : 2. Fa izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia tsy miteny amin'olona, fa amin'Andriamanitra; fa amin'ny fanahy no itenenany zava-miafina, ka tsy misy olona mahalala;

Lay hoe miakatra dia mivantana any @ A/tra...
Izany no tsy hahalalan'ny olona azy satria tsy natao ho an'ny olona NY hihaino azy( io lay teny tsy fantatra ; ilay fanahy ao anaty izay hampitenenin'ilay FM no miteny (miresaka) @ A/tra.


Sansa midina:
I Korintiana 14 : 27. Raha misy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, dia avelao ho roa na telo, fa aza atao mihoatra noho izany, ka ampifanarakarahina; ary avelao hisy iray mandika teny. 28. Fa raha tsy misy mpandika teny, dia aoka izy hangina eo amin'ny fiangonana*; fa aoka hiteny amin'ny tenany sy amin'Andriamanitra ihany izy. [* Grika: eklesia]

Ilay midina kosa dia natao ho an'ny olona mihintsy...
Izany hoe :hampitenenin'ny FM ilay fanahin'ilay olona nefa ilay teneniny dia tsy vavaka akory miakatra any @ A/tra fa avy any @ A/tra aza no midina

Ary izay indrindra no hilàna mpandika teny ( tsy hoe hianarana akory ilay mandika teny fa isan'ireo fanomezam-pahasoavana ihany) satria natao HOHENOIN'NY OLONA!

Io dia tsy azo hatao betsaka fa na:2 na 3 mpandika teny 1.ary hamifandimbiasina dia NY fiangonana rehetra mihaino.

• Ka ilay sansa midina no ho FOANA:-)
Sa ahoana hozy enao la:-)
231. midrou ( 28/05/2020 14:27)
gasy1zay:

Rehefa tonga ny tanteraka dia ho foana ny fiteny @ fiteny tsy fantatra satria afaka miresaka mivantana @ Andriamanitra ianao


Reto no porofo fa ilay sansa midina no ho foana:

I Korintiana 13 : 8. Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay; fa raha ny faminaniana, dia ho levona; na ny fiteny tsy fantatra, dia hitsahatra; na ny fahalalana, dia ho foana.

Jereo fa ireo fanomezam-pahasoavana izay asan'ilay FM ihany ireo:

I Korintiana 12 : 7. Ary izy rehetra dia samy nomena ny fampisehoana* ny Fanahy hahasoa. [* Na: fisehoan'] 8. Fa ny anankiray nomen'ny Fanahy teny fahendrena, ary ny anankiray teny fahalalana, araka izany Fanahy izany ihany, 9. ary ny anankiray finoana, amin'izany Fanahy izany ihany, ary ny anankiray fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana, amin'izany Fanahy iray izany ihany, 10. ary ny anankiray ny manao fahagagana*, ary ny anankiray ny maminany, ary ny anankiray ny mahafantatra fanahy samy hafa, ary ny anankiray ny miteny amin'ny fiteny samy hafa tsy fantatra, ary ny anankiray ny mandika fiteny tsy fantatra. [* Grika: hery]

[size=10]Ireo fanomezam-pahasoavana rehetra ireo no ho foana indray andro any!
Tsy NY fiteny tsy fantatra ihany fa izy rehetra satria hatao inona intsony moa ireo any @ fiainana mandrakizay?:-)

Ohatra zao lay hoenti-MANASITRANA...
Hatao inona moa zany?:-)
Any aza tsisy marary tsony:-)[/size]

Ka diniho tsara ihany aloha!

232. gasy1zay ( 28/05/2020 14:49)
midrou > aiza ary ilay verset nahitanao fa rehefa ao @ Jerosalema vaovao dia miteny @ fiteny tsy fantatra?
233. gasy1zay ( 28/05/2020 15:10)

rhaj0:

Mampome mihintsy nareo 'reto kah... ka tonga saina ve hoe, tena n'inon'inona atao eo, na andohalika na idradradradra tahak'n'inona eo, na ikimpy ambara-pahaloakany voamaso, dia TSY hahavita mba manao ity "fiteny tsy fantatra", izany hoe, mba hanana izany hoe the gift of tongue.

Efa lazaina foana fa mandalo @ ilay hoe extase religieuse, transe ou délire io.
i Jesosy azany t@ fotoan'androny (rehefa nivavaka) dia nanao hoe, nipatrapatraka mihintsy ny tsy tokony ipatrapatraka.

Fa TSY AMPY FINOANA angaha ilay Kristiana gasy, na i Gasy1zay na i RBNIR, na i HRNRN na i Midrou kely, dia TSY mahavita azy. TSY mahavita azy eee... Dia loza fa rehefa TSy mahavita azy dia TSY mba afaka miresaka @ Dieu izany HONO.

Ary dia lany ron-doha manodikodina Baiboly eo, dia mamariparitra sy mamoromporona (h@ i zaza Midrou avy koa mba manao).


Ny tena mahatapaka, dia i RBNIR izany jejojejo be hoe, "miresaka @ Jesosy" HONO. Izao tonga saina nedala, fa kay izy TSY mahay manao ity "fiteny tsy fantatra & the gift of tongue ity. Koa na ilay concept an'io azany TSY takatry ny hoza-dohan'i RBNIR sy HRNRN akoriny. Nanontany i Gasy1zay, izay nedala vao taitra, dia mba nanao fikarohana (ny katolika eokarsitika) hono.

Dia oainina be mihintsy fa M(P)ANDAINGA ianao ry RBNIR (sy Pasitera Herinirina), fa TSISY an'izany "miresaka @ Jesosy" izany 'le RBNIR (sy 'le HRNRN) rahefa takarivariva izany aa...

[size=10]Lehilahilehibeeeee... tsy menatreeee... f'angaha ataonao fa tsy hitan'i Bainina ao ambony ao ho'a ianao io ry RBNIR aaa.. [/size]

Ka tsy efa lasa menasofina ve ianao ao ry RBNIR mahare an'i Jesosy milaza anao (foana) hoe:
[size=10]Matio 17: 16 - [/size]
[size=12]Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo?[/size]
[size=9]Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo?[/size]
[size=7]Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo?[/size]



Tena misy fahamarinana ny ambaranao rhaj0 satria dia ireo fiangonana lehibe membre ao @ FFKM dia tsy misy mitory ny atao hoe batisan'ny FM fa dia batisa kristiana @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny FM nefa raha mandinika tsara ny soratra masina ianao dia tena mazava be hoe tranga 2 samihafa io ary ny tranga t@ Kornelio mianakavy dia mazava be hoe nilatsahan'Ny FM izy mianakavy dia niteny @ fiteny tsy fantatra dia nahita izay i Petera zay vao nanapakevitra hoe tokony atao batisa ry zareo.

Ny tena marina dia tena ohatrany tsisy fampianarana mazava ao @ fiangonana FFKM mikasika ny atao hoe batisan'ny FM ary ny fiteny @ fiteny tsy fantatra dia nofehezina hoe fitenin'ny hafa firenena toa ireo diaspora Jiosy nakany Jerosalema t@ pentekoty.

Raha te hahalala ny momba ny batisan'ny FM ianao any Madagasikara dia mila manantona ireo fiangonana pentekotista, nefa moa izy ireny dia sokajian'ny olona ho sekta hatr@ zao

Izaho manokana aloha dia ny fanatrehako conférence évangelique pentekotista no nahalalako ny momba an'io @ fanazavana hafa ankoatry ny fijery FFKM ary avy eo nokarohako manokana tanaty baiboly, teo no teraka ny hetaheta sy fahandresendahatra fa tsy ampy ny fahalalako fahiny.

234. midrou ( 28/05/2020 15:21)
gasy1zay:

Tena misy fahamarinana ny ambaranao rhaj0 satria dia ireo fiangonana lehibe membre ao @ FFKM dia tsy misy mitory ny atao hoe batisan'ny FM fa dia batisa kristiana @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny FM nefa raha mandinika tsara ny soratra masina ianao dia tena mazava be hoe tranga 2 samihafa io ary ny tranga t@ Kornelio mianakavy dia mazava be hoe nilatsahan'Ny FM izy mianakavy dia niteny @ fiteny tsy fantatra dia nahita izay i Peterazay vao nanapakevitra hoe tokony atao batisa ry zareo.Ny tena marina dia tena ohatrany tsisy fampianarana mazava ao @ fiangonana FFKM mikasika ny atao hoe batisan'ny FM ary ny fiteny @ fiteny tsy fantatra dia nofehezina hoe fitenin'ny hafa firenena toa ireo diaspora Jiosy nakany Jerosalema t@ pentekoty.Raha te hahalala ny momba ny batisan'ny FM ianao any Madagasikara dia mila manantona ireo fiangonana pentekotista, nefa moa izy ireny dia sokajian'ny olona hosekta hatr@ zaoIzaho manokana aloha dia ny fanatrehako conférence évangelique pentekotista no nahalalako ny momba an'io @ fanazavana hafa ankoatry ny fijery FFKM ary avy eo nokarohako manokana tanaty baiboly, teo no teraka ny hetaheta sy fahandresendahatra fa tsy ampy ny fahalalako fahiny.



Tena marina ny nambaranao gasy1zay a!
Izaho koa dia mba toa anao io taloha!

Sahiko NY milaza aminao fa NY olona tena mikatsaka izany fahamarinana izany dia tsy maintsy hahita indray andro any

Matio 5 : 6. Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana.

NY firarina de MBA ho tonga any @ ilay tena tanjona e!:-)
235. RBNIR ( 28/05/2020 23:57)
midrou:

Ny tena marina dia tena ohatrany tsisy fampianarana mazava ao @ fiangonana FFKM mikasika ny atao hoe batisan'ny FM ary ny fiteny @ fiteny tsy fantatra dia nofehezina hoe fitenin'ny hafa firenena toa ireo diaspora Jiosy nakany Jerosalema t@ pentekoty.Raha te hahalala ny momba ny batisan'ny FM ianao any Madagasikara dia mila manantona ireo fiangonana pentekotista, nefa moa izy ireny dia sokajian'ny olona hosekta hatr@ zaoIzaho manokana aloha dia ny fanatrehako conférence évangelique pentekotista no nahalalako ny momba an'io @ fanazavana hafa ankoatry ny fijery FFKM ary avy eo nokarohako manokana tanaty baiboly, teo no teraka ny hetaheta sy fahandresendahatra fa tsy ampy ny fahalalako fahiny.

io mihitsy no olana tsy hahafantaran'ny maro ny momba ny atao hoe batisan'ny FM ankehitriny ary koa mahatonga ny olona hatahotra sy hiroso amin'izany batisan'ny FM izany...tsy misy resaka "tabou" anefa izany fa tena zavatra voasoratra mazava tsara anaty baiboly ....
fantatr'ireo mpitondra ireo fa 'tena marina" fa izay no voasoratra ary fantany marina koa ny fisiany saingy tsy apetrany ho laharapahamehana ilay izy fa ataony ho an'ny vondrona kely vitsivitsy ao ampiangonana fotsiny ihany (vondrona fifohazana amin'ny ankapobeny no hanambarany azy)...
ny zavatra tena mampitahotra anefa dia ity teny ity....« Fa ianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy, raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin'i Kristy, dia tsy Azy izy. » (Romana 8:9)

Raha misy tsy manana ny Fanahin'i Kristy dia tsy Azy izy....

dia an'iza izany rehefa tsy an'i Kristy????
236. rhaj0 ( 29/05/2020 11:09)
Ilay "fiteny tsy fantatra" sy ilay hoe "the gift of tongue" anie zareo ka, araka ny efa noresahina teto, dia mihatra h@ anaran'ilay ivavahana io eee...

Efa hoe, YHWH no niantsoana ilay nivavahana tao t@ izany. Fa teny an-dalana, dia very ny fanononana ilay teny YHWH io. Ary dia nanapa-kevitra ny debadeba t@ fotoana'androny tao, fa asisika ao @ Didy 10 ny hoe, "Aza Manononontonona Azy", satria TSY hay intsony ny manonona ilay tena anarany eee...

Dia eritrereto ao tsara anie, fa toatoa izany koa no nanisihina io resaka "fiteny tsy fantatra" sy ilay hoe "the gift of tongue" io.

Tena tsisy idiran'i Tower of Babel izay resaka an'arivo taona lasa izany, fa tena @ ilay hoe:
- misy mahay miani-kazo HONO dia tsy hay izay ngonongononany ao,
- nefa izy @ io tena inspiraka be mihintsy..
mazava ho azy fa inspiraka be rehefa miani-kazo .. extase, transe ou délire
237. midrou ( 01/06/2020 09:56)
rhajO:

Ary dia nanapa-kevitra ny debadeba t@ fotoana'androny tao, fa asisika ao @ Didy 10 ny hoe, "Aza Manononontonona Azy", satria TSY hay intsony ny manonona ilay tena anarany eee...



Diso io rhajO a.....:-)
Ny didy miisa 10 ao @ didy 10 dia Andrmanitra mivantana no nanolotra (niteny) azy teo @ tendrombohitra Sinay....fa tsy fanapaha-kevitry ny debadeba zany...:-)

Eksodosy 19 : 9. [Ny fiomanan'ny Zanak'Isiraely alohan'ny nanomezan'Andriamanitra azy ny Lalàna] Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Indro Aho mankeo aminao ao anatin'ny rahona maizina, mba ho ren'ny olona raha miteny aminao Aho, ka dia hino anao mandrakariva izy. Dia nambaran'i Mosesy tamin'i Jehovah ny tenin'ny olona. 10. Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Mandehana ho eny amin'ny olona, ka manamasina azy anio sy ampitso, ary ampanasao ny fitafiany izy: 11. ary aoka samy hiomana ho amin'ny andro fahatelo izy; fa amin'ny andro fahatelo no hidinan'i Jehovah ho eo imason'ny olona rehetra eo an-tampon'ny tendrombohitra Sinay.



Eksodosy 20 : 1. [Ny nanomezan'Andriamanitra ny Didy Folo] Dia nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra ka nanao hoe: 2. Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana...(
...)

238. rhaj0 ( 01/06/2020 10:24)
Araho ny kronolozia eee... Araho tsara ny kronolozia f'aza mba manao toa an'i RBNIR Ratiatsindrotsindroka Betsimpomtsimpona.
239. RBNIR ( 01/06/2020 17:05)

rhaj0:

Araho ny kronolozia eee... Araho tsara ny kronolozia f'aza mba manao toa an'i RBNIR Ratiatsindrotsindroka Betsimpomtsimpona.

Inona no idiran'ny kronolozia amin'ny Andriamnaitra miteny mivantana amin'ny olona antapitrisany?
Teneno fotsiny tsotra be hoe tsy mino an'izany aho dia vita e!!!

Matanjaka be ilay lovatsofina fa tsy otran'ilay anganon'ny ntaolo rhaj0 a! Izy mivantana mihitsyno nampita ilay didy 10 ho an'ny olona antapitrisany.
240. rhaj0 ( 01/06/2020 20:59)
'le RBNIR RAtiatsindrontsindroka Betsimpontsimpona ity ihany no mampiana-dratsy an'ny Zaza Midrou hitsindrontsindrika toko aman'andininy tsy am-piheverana eo... nefa ho'a i Midrou mba te-ho Kristiana manaraka an'i Kristy ho'a, dia izao ho'a manafangaroaro ny revy fehizay sy ny revy fanavaozana ho'a...

Aza mihaino sy mianatra an'i RBNIR ho'a ry Midrou fa ilery sy HRNRN anie no efa tsy avotra e... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2884