RESAKY NY 3eme ETAGE FATAON'I BOR2LAIS @ Atra

121. gasy1zay ( 06/05/2020 00:57)
Ny boky masina hoan'ny silamo coran tsy misy ifandraisany @ Torah sy ny Testamenta taloha,

ny boky masina hoan'ny Judaisma sy Kristianisma dia mitovy ( torah sy testamenta taloha)

ka maninona moa no ilazana hoe mitovy ny Andriamanitra ivavahan'izy telo ireo?

mety mitovy ny caracteristique Yaweh sy Allah fa Andriamanitra iray ihany ve ? Tsy haiko ny momba ny Allah ka tsy mety ny hanome hevitra mazava momba azy

fa ny mikasika ilay YHWH indray dia ito ngamba no afaka manazava an'i rhaj0:

https://www.youtube.com/watch?v=vxPgZ_-tzLU
122. rhaj0 ( 06/05/2020 02:07)
Samy nidina avy t@ Abrahama daholo ireo fivavahana telo ireo. Izany hoe, samy mivavaka @ izay nivavahan'i Abrahama.
Marina sa tsy marina ry Gasy1zay?

Dia mbola samy mino an'i Madama Eva, hoe noforin'ilay Mpamorona koa izy telo.
Marina sa tsy marina ry Gasy1zay?


Ny Boky, Torah sy Bible ary Coran, dia nosoratsoratan'ny Beloha isany, ary TSY izay Boky any no reference.
Fa dia samia fotsiny mijery an'i Abrahama sy Madama Eva, izay razambe iombonan'ny J, K ary M.


Ary dia mazava ho azy, ary averina ihany, fa dia
- miara-miandrandra an'ilay Mpamorona an'i Madama Eva izay iombonany ny J, K and M
- miara-miondrika @ ilay nivavahan'ny razambe dia ilay Abrahama iombonany ny J, K and M.


Ka rehefa hozy ny Kristiana hoe, iray fa samy hafa endrika i YWVH sy Kristy, dia ...
raha tsy faly @ izany ny Jiosy dia afaka mibontsina. :-)
Raha ny marina, dia tena tsy faly @ io ny Jiosy. Ny JIosy dia TSY manaiky fa JEsosy no MEsia, na koa hoe zanak'i YWVH, izany ihany no namantsihan-dreo azy tany

Dia rehefa hozy ny MOslimo hoe, Madama Eva no Moslimo voalohany teto an-tany. dia ..
raha tsy faly @ izany ny Kristiana dia mahazo manary rivotra :-)
Ka taranaka Moslimo koa izany ny Kristiana (sy Jiosy), raha araka ny MOslimo.


F'angaha tsy idiran-doza rehefa izany ifanaovan-dry J,K,M an'ity fisainana Itsimahalalaafatsynysaimpantany ity ee...


Dia ao...
- samy ao @ imazination-ny ao..
- samy mifanozonozona ny cousin sy cousine ao @ Abrahama ao.
- samy be famariparitra sy misavisavika ny andaniny ho ambany ziogan'ny finoany tsi11 ao.

123. RBNIR ( 06/05/2020 07:11)
rhaj0:

- Andriamanitra @ Malagasy Ntaolo dia teny manondro ilay Vadin'i Zanahary

Tena izao izany no izy rehefa "angano" no inoana...manao fikarohana ny mpikaroka malagasy dia mahita fa Andriamanitra =Zanahary= Andriananahary...

fa ny an'i rhaj0 dia TSIA hatrany Andriamanitra = vadin'i Zanahary...
:-)
124. RBNIR ( 06/05/2020 07:32)
minomino foana i rhaj0 :-) mino angano....:-)
125. gasy1zay ( 06/05/2020 15:18)
ny torah-baiboly-coran no fototry ireo finoana ireo fa tsy azoko hoe tsy izany no référence hoy rhaj0, fa inona zany no tokony ho référence?
126. rhaj0 ( 06/05/2020 15:45)
hi h ihi... izany ve ilay hoe misintona lakolosy?... avela foana i RBNIR hiteniteny sy hanoratsoratra eto hampihahaka ary hampanakoako tsara ny hadalany. Ding dong...
Ary izay voasoratra dia voasoratra eto @ internet eto fa tsisy ankamerim-bosotra an.. :-)

Izao izao hita tsara mihintsy ny maha-tsara voazanaka an'i RBNIR, MosiE KolonisE, TSY mahay akoriny ny Anganon'ny Ntaolo, kolotoran'ny Razana, fa nilaozany mievoka Bokim-bazaha tonta, tsisy ifandraisany @ fi(s)ainany ao Dago ao akoriny


[size=20]Ndana jereo ny Anganon'ny Ntaolo, pejy 202.

Dia mba fantaro hoe, iza avy ireto:
- Andriananahary
- Andriamanitra
- Razanahary
- Jaomanera
- Ramosa[/size]


tena tokony mandeha milevim-belona mihintsy ianao ry RBNIR... satria moa tsy mahafaty ny henatra :-)

127. rhaj0 ( 06/05/2020 16:12)
Miala tsiny kely @ Gasy1zay azany, fa ny tiako lazaina dia hoe:
torah-baiboly-coran no fototry ireo finoana ireo, fa ny "reference" (na citation) ampifandraisana ny resantsika, dia ilay hoe:
- miara-miandrandra an'ilay Mpamorona an'i Madama Eva izay iombonany ny J, K and M
- miara-miondrika @ ilay nivavahan'ny razambe dia ilay Abrahama iombonany ny J, K and M.


Ka rehefa hozy ny Kristiana hoe, iray fa samy hafa endrika i YWVH sy Kristy, dia ...
raha tsy faly @ izany ny Jiosy dia afaka mibontsina.
Raha ny marina, dia tena tsy faly @ io ny Jiosy. Ny JIosy dia TSY manaiky fa JEsosy no MEsia, na koa hoe zanak'i YWVH, izany ihany no namantsihan-dreo azy tany

Dia rehefa hozy ny MOslimo hoe, Madama Eva no Moslimo voalohany teto an-tany. dia ..
raha tsy faly @ izany ny Kristiana dia mahazo manary rivotra
Ka taranaka Moslimo koa izany ny Kristiana (sy Jiosy), raha araka ny MOslimo.


F'angaha tsy idiran-doza rehefa izany ifanaovan-dry J,K,M an'ity fisainana Itsimahalalaafatsynysaimpantany ity ee...


Dia ao...
- samy ao @ imazination-ny ao..
- samy mifanozonozona ny cousin sy cousine ao @ Abrahama ao.
- samy be famariparitra sy misavisavika ny andaniny ho ambany ziogan'ny finoany tsi11 ao.
128. gasy1zay ( 06/05/2020 18:47)
ka tsy azoko aloha hoe inona ny olan'i rhaj0 raha Andriamanitr'i Abrahama ihany no tompoin'ny silamo? Sa mba mitady Andriamanitra tompoina koa i rhaj0?

Amiko ny olona rehetra tokony ho Corps-Ame-Esprit daoly, ka izay no antony mampiroborobo ny réligion na ny pseudo-réligion( new age/spiritisme/etc..) satria misy banga tokony ho feno ao @ ilay esprit-ny, saingy rehefa tsy revelation avy amin'Andriamanitra izany hoe Andriamanitra mintsy no tena nifandray t@ olona ka nampafantatra ny momba azy ( Andriamanitra niseho t@ Abrahama, Mosesy, ...Jesoa tonga tety an-tany nampianatra, ny Fanahy Masina nilatsaka t@ mpino...) dia lasa raolombelona no mamisavisa @ zay takatry ny sainy hoe ohatran'iza izao mpahary izao.

Izaho aloha rhaj0 tsy mieritreritra ny fifandraisako amin'Andriamanitra ho réligion, fa amiko ny réligion dia conception an'olombelona an'Andriamanitra fa tsy voatery hoe Andriamanitra no namorona azy. Ny anay sy Andriamanitra dia fifandraisana sy fifaneraserana :)
129. rhaj0 ( 06/05/2020 20:46)
Ka taranaka Moslimo koa izany i Gasy1zay ao?
Satria @ Moslimo, dia i Madama Eva no Moslimo voalohany teto ambony tany.

Sa hoe... izay lazain-dry Moslimo any, dia afaka entiny any Taipeh?

hi hi hi.. dia hozy koa ny Moslimo sy ny Jiosy hoe, raha hilaza koa ianao Kristiana fa i YWVH sy Jesosy dia 3 no 1, dia afaka entinao any Taiwan koa izany.


Dia mivanitika fotsiny zahay Atheist :-)


Raha ny @ corps-ame-esprit-spritism-FM-Atra-YWVH-fanahy-avelo-angatra-katsaka-voanjobory... rahefa misy zavatra TSY takatry ny saina, dia samy namoromporona tao daholo ry Beloha isany. Dia indrisy ry tava-tsosisy, fa rehefa atao ny recoupement izao, dia tena samy hafa ny famaritana mivoaka, satria samy namolavola t@ fotoana sy jeogirafiany miaraka t@ izay ambaratongam-pahalalany tany ny tsirairay.

Dia tsy hitanao ve ry Gasy1zay fa io guerre des definitions sy guerre des vokabolary sy giramera io no iafaran'ny ataon'ny Mpino(mino foana), toa ny ataonao sy RBNIR eto io?

Dia marary fo ery nareo roaroa rahefa toherin'ny andaniny, na hoe tsy azony, ilay finoa(noam-poa)na kelininareo ao.


Dia mbola mivanitika foana fotsiny zahay Atheist :-)
130. RBNIR ( 07/05/2020 07:30)
rhaj0:

[size=20]Ndana jereo ny Anganon'ny Ntaolo, pejy 202.

Ka tsy marina v no nolazaiko e? minomino foana i rhaj0 hoy aho mino angano e! :-)

131. rhaj0 ( 07/05/2020 10:16)
Ho an'izay liana ny ahalala ny fahendren'ny Ntaolo, dia ao @ pejy 202 ao @ Anganon'ny Ntaolo, dia milaza fa, ho an'ny Antemoro, dia

[size=16]- i Andriananahary dia vadin'i Andriamanitra, ary Razanahary no vadikely.
- i Jaomanery no lahimatoa, ary Ramosa ny zandriny.[/size]

Izay ny finoan'ny Ntaolo Malagasy (Antemoro).


Fa nosavisavihan'ny Misionera Fotsy sy Andrianaivoravelona ilay teny hoe "Andriamanitra", ary nalainy, ka nameny izay anarana izay ilay God/Dieu Kristiana.


Koa dia mahafantatra ianao izao, ary tsarovy mandrakizay, fa raha miresaka an'ilay hoe Andriamanitra ianao:
- dia izay ilay Vadin'i Andriananahary, ho an'ny Malagasy manaja ny Razany sy ny Kolotorany
- fa kosa, dia izay HONO ilay God/Dieu Kristiana, ho an'ireo tsara-voazanaky ny Fotsy

132. RBNIR ( 07/05/2020 10:30)
rhaj0:

Ho an'izay liana ny ahalala ny fahendren'ny Ntaolo, dia ao @ pejy 202 ao @ Anganon'ny Ntaolo, dia milaza fa, ho an'ny Antemoro, dia

dia mbola misaotra an'i rhaj0 hatrany aloha noho ny fanamafisany amin'ny fomba ofisialy eto fa izy dia mino(mino) foana ireo angano fahiny...

:-)
133. rhaj0 ( 07/05/2020 10:45)
Ny Atheist dia TSY mino an'izany hoe, misy "Mpamorona" izany, na koa misy "Bainina ao ambony ao" izany, na an'ny Vazaha io na ny an'ny Ntaolo (Antemoro).

Izay ny ahy.


Fa ahoana kosa ny aminao ry RBNIR? Ahoana @ izay ianao @ ity fantsy ity?

Koa dia mahafantatra tsara ianao izao, ary tsarovy mandrakizay, fa raha miresaka an'ilay hoe Andriamanitra ianao, dia .... :

- dia izay ilay Vadin'i Andriananahary, ho an'ny Malagasy manaja ny Razany sy ny Kolotorany
- fa kosa, dia izay HONO ilay God/Dieu Kristiana, ho an'ireo tsara-voazanaky ny Fotsy



- Ka ahoana ny feeling-nao ao.. menatra be ve?
Satria dia tsy mba nampiasa saina fa dia nanao oui Missie tao, ary izany dia h@ ianao efa lehilahilehibe izao 2020 izao?

- sa tena te-hitomany ianao ao, fa dia tena nasavorovoron'ny Fotsy ny sainao ao?

- sa tena vasoka be ianao, fa nihevi-tena ho hoe raitra, kay tena TSY hainao akoriny IZA no antsointsoinao @ io anarana tonotononinao lava ao io?

- sa toa fantampantatrao ihany, fa izao ianao vao tonga saina, fa kay NIVAVAKA T@ VADIN'I ANDRIANANAHARY kay ianao ao io izay ela izay, ary izany anefa dia bedin'ny Didy voalohany @ Didy 10 Kristiana ondananao lava ao io?

- sa ...


Lazao eto ny feeling-nao ry RBNIR, fa afaka ary te-mba hanampy anao ihany aho io eee :-)
134. RBNIR ( 07/05/2020 11:16)
rhaj0:

[quote=Koa dia mahafantatra tsara ianao izao, ary tsarovy mandrakizay, fa raha miresaka an'ilay hoe Andriamanitra ianao, dia .... ]
- dia izay ilay Vadin'i Andriananahary, ho an'ny Malagasy manaja ny Razany sy ny Kolotorany
- fa kosa, dia izay HONO ilay God/Dieu Kristiana, ho an'ireo tsara-voazanaky ny Fotsy

Ny kristiana ngeh nandray izay nolazain'ny mpandinika malagasy e! fa tsy nolazain'ny angano....

ary rehefa nandinika tsara ireo mpandinika malagasy dia namoaka fa Andriamanitra = Zanahary =Andriananahary ihany...
135. rhaj0 ( 07/05/2020 12:26)
RBNIR:
Ny kristiana ngeh nandray izay nolazain'ny mpandinika malagasy e! fa tsy nolazain'ny angano....

Dia tsy takatrao ve ny natrehin'ny "mpandinika malagasy" t@ contexte historique-ny ao?

Fa ianao koa ve tsy mba afaka ny "handinika" io Angano Malagasy io izao 2020 izao eee?
Mazava be anie ny ao ee..

Sa mila miera @ Fotsy aloha ianao?
136. gasy1zay ( 07/05/2020 15:45)
rhaj0 > ito koa izao nisy atheista fa tsy nimeme intsony izy izao :

https://www.youtube.com/watch?v=L4I-vRdgLpw
137. rhaj0 ( 07/05/2020 17:24)
Tena mba ho fanajana an'i Gasy1zay, dia tena niezaka aho, ary nihaino an'i Igor. Fa tatsy @ 15 minitra, dia i Igor ihany no nibaradaka: I AM IN BED, DRUNK AND SICK.

hi hi hi... tena sahala @ RBNIR izy izany an... ahoana indray moa ny tantaran'i RBNIR.. Hoe rahefa avy nirevy be iny RBNIR, ary tsy nahita tory tontolon'ny alina, dia ny marina misafo helika ny kary iny, nahita an'i HRNRN t@ TV, ary dia coup de foudre, nanary lamba.. oops.. nahafoy ny 1/10-karenam-beny.. ary h@ izao. (entre-pa.. fa tsy resevera i RBNIR ry GAsy1zay fa mpitia aaa)


Dia izany ve ry Gasy1zay no nandanianao ny bandwidth, mba handresenao ny tenanao lahatra fa tsy mimeme intsony ny Atheist?
Tena vao mainka tapaka ee... :-)

138. gasy1zay ( 07/05/2020 18:13)
lasa zaho avy koa ny nihomehy, hay tokoa moa RBNIR nitovitovy an'zay hono ny témoignageny? azafady fa tsy fanahininoko mba nitady témoignage rencontre avec Dieu aho dia nitontona t@ Igor
139. RBNIR ( 08/05/2020 00:35)
rhaj0:

Fa ianao koa ve tsy mba afaka ny "handinika" io Angano Malagasy io izao 2020 izao eee?
Mazava be anie ny ao ee..

Jesosy nampianatra ahy tsy hino ny anganongano fa izay "marina" ihany...
« ary hampiala ny sofiny amin'ny teny marina tokoa izy ka hivily ho amin'ny anganongano. » (2 Timoty 4:4)


Ny marina dia izao : mbola velona any marina tokoa Izy niseho ary nampianatra olona 1 ary ankehitriny dia porofoiny amiko ny fahamarinan'izany...satria notanterahiny amiko ara-bakiteny ireto teny ireto...

« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jaona 14:17)
« Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankaty aminareo Aho. » (Jaona 14:18)


Tsy afaka hiaina izay zavatra iainako ankehitriny ny olona rehetra, fa dia fijoroana vavolombelona no fitiavana atolotro ny hafa...

anjaran'ny tsi11 sisa na handray izy na tsia ...enga anie fotsiny hoy aho tsy hanakatona ny famindrapony alohan'ny hahatongavanao saina Izy....

140. rhaj0 ( 08/05/2020 12:54)
RBNIR:
Jesosy nampianatra ahy tsy hino ny anganongano ..

Ny olona normal rehefa mamaky Angano, dia manaraka izay tantara eo, dia mahita inspiration hoe, hum... tena mba mampihomehy ary mampieritreritra kosa Imahaka t@ iny.. fa TSY mandeha mino hoe, dia hiara-hidola @ Imahaka koa, na hoe, "mino" fa Imahaka no Anjely.

Fa ny an-dRBNIR, dia aborotsany ao anaty Angano ho'a ny tenabeny, ka rahefa namaky Blanche-Neige ho'a izy, dia izy hono no Nain #8, na rehefa mamaky Baiboly izy, dia HRNRN hono no Apostoly #13.

F'angaha ho'a toa anao daholo ny olona ry RBNIR aa ... :-)


Dia eto izao ny Anganon'ny Ntaolo, mitantara hoe
[size=18]Ary ny "Vadin'i Andriananahary" dia namena anarana hoe "Andriamanitra".[/size]


Dia ny reflexe-n'i RBNIR , @ maha-"RBNIR-[size=8]mamaky-angano-dia-minomino-foana"[/size] azy, dia hoe "hino" an'i Vadin'i Andriananahary izany izy. Dia tonga saina tampoka ny anao lahy, fa ilay finoa(noam-poa)na an'i RBNIR hafa anefa hoe, Andriamanitra = Jesosy. Donc izany, manambady Jesosy?

Fanina i RBNIR.

Io ho'a no mbo ilazaiko anao RBNIR hoe...

Lazao eto ny feeling-nao ry RBNIR, fa afaka ary te-mba hanampy anao ihany aho io eee ..:

- Ka ahoana ny feeling-nao ao.. menatra be ve?
Satria dia tsy mba nampiasa saina fa dia nanao oui Missie tao, ary izany dia h@ ianao efa lehilahilehibe izao 2020 izao?

- sa tena te-hitomany ianao ao, fa dia tena nasavorovoron'ny Fotsy ny sainao ao?

- sa tena vasoka be ianao, fa nihevi-tena ho hoe raitra, kay tena TSY hainao akoriny IZA no antsointsoinao @ io anarana tonotononinao lava ao io?

- sa toa fantampantatrao ihany, fa izao ianao vao tonga saina, fa kay NIVAVAKA T@ VADIN'I ANDRIANANAHARY kay ianao ao io izay ela izay, ary izany anefa dia bedin'ny Didy voalohany @ Didy 10 Kristiana ondananao lava ao io?

- sa ...



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1725