RESAKA TAKARIVAN'i JESOSY T@ RBNIR ANDROANY[

21. RBNIR ( 09/04/2020 17:16)
ngah i rhaj0 no anontaniko? tsyfantatrao angeh ny zavatra resahiko e fa gasy1zay noheveriko fa efa mahafantatra kay tena mbola....
22. rhaj0 ( 09/04/2020 18:14)
RBNIR:
ngah i rhaj0 no anontaniko? ....

RBNIR - 09/04/2020 19:05:
ka nataonareo nidanadana be Milay varavarana dia tsy aritra fa nandeoso ny olona :-)

RBNIR:
ay v i gasy1zay koa tsy mahalala nefa milaza fa tarihiny e????
(...)
Inona izao no efa noteneniny taminao ry gasy1zay fony izy nananatra anao???

rhaj0:
Aza dia mikitakita toa io re ry RBNIR, fa io ange ka mifototra ary mihatra tsara aminao koa ee...:-)

ay v i RBNIR koa tsy mahalala nefa milaza fa miresaka @ Jesosy e????
(...)
Inona izao no efa noteneniny taminao ry RBNIR fony izy niresaka taminao???

23. gasy1zay ( 09/04/2020 18:35)

RBNIR:

gasy1zay:

RBNIR:

tandremo rhaj0 an! présence réel ange no noteneniko teto fa tsy hoe fitarihan'ny FM araka ny filazan'i gasy1zay e!
samihafa ireo...

Mba zarao ary hoe ahoana izany présence réél resahin'i RBNIR izany, hitanao mivantana ve izany JK? Raha ny fampianarana zarainao manko ohatrany misy mivoana @ ny teniny ka ohatrany mampisalasala ahy!

ay v i gasy1zay koa tsy mahalala nefa milaza fa tarihiny e????

« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jaona 14:17)

Inona izao no efa noteneniny taminao ry gasy1zay fony izy nananatra anao???

Ataovy mazava tsara ny resaka fa ianao milaza fa présence réél fa tsy fitarihan'ny FM nefa ny verset zarainao dia resaka Fanahy Masina, inona ny tena marina? Présence réél Fanahy Masina? Dia inona no mahasamy hafa azy sy ny fitarihan'ny FM resahiko eto foana?

24. RBNIR ( 09/04/2020 18:42)
ny iray ilay FM mihitsy no mananatra sy mampianatra....(miresaka Izy amin io fotoana io)ny iray indtay fiheveran ilay olona misy FM mitrika azy (tsy mandre feo fa fiheverana fotsiny ihany)....
25. rhaj0 ( 10/04/2020 13:16)
Tampina ny dOmy ny an'i RBNIR.. Mampihomehy mihintsy fa rahefa atao ny kaonty dia, @ izao fiantombohan'ny vakansy de paka izao, dia jereo kely ny tabilao

:-) Bor2lais: vangy 211
:-) Gasy1zay: vangy 196
:-) RBNIR: vangy 138

Tena TSY manisy sira ny teorian-dRBNIR ny mpisera.. TSISY (te-)mino an'izany RBNIR "miresaka @ Jesosy" izany.

Fanefa lasa lalina ny fifanakalozana teto an... :-)

RBNIR - 07/04/2020 22:44:
fa misy ange ny olona hoy aho e! ny sainy no mibaiko azy dia lazainy fa fitarihan'ny FM daholo..

rhaj0:
IO ange ry RBNIR mihatra tsara aminao koa ee..

fa misy ange ny olona hoy aho e! ny sainy no mibaiko azy dia lazainy fa "miresaka @ Jesosy" HONO izy..

RBNIR:
ay v i gasy1zay koa tsy mahalala nefa milaza fa tarihiny e????
(...)
Inona izao no efa noteneniny taminao ry gasy1zay fony izy nananatra anao???

rhaj0:
Aza dia mikitakita toa io re ry RBNIR, fa io ange ka mifototra ary mihatra tsara aminao koa ee...:-)

ay v i RBNIR koa tsy mahalala nefa milaza fa miresaka @ Jesosy e????
(...)
Inona izao no efa noteneniny taminao ry RBNIR fony izy niresaka taminao???

26. RBNIR ( 10/04/2020 13:30)
otran'izao Izy rehefa miteny amin'ny olona efa tena akaiky Azy rhaj0...

rehefa mananatra olona akaiky azy no tiako holazaina....

« Fa Izy nihodina ka niteny tamin'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana; fahatafintohinana amiko ianao, satria tsy misaina izay an'Andriamanitra ianao, fa izay an'ny olona. » (Matio 16:23)

asa izay tao ampon'i petera fa izy no nomena ny fanalahidy nefa izy no nahazo an'io teny io...

fa hoy Jesosy anefa avy eo taminy hoe...

« Izay* rehetra tiako no anariko sy faizako; koa dia mazotoa ianao, ka mibebaha. [* Gr. Raha Izaho, dia izay] » (Apokalypsy 3:19)

ka tena mba tiako ho re mihitsy hoe ahoana ny nolazainy tamin'i gasy1zay tao tamin'izy nananatra azy tao...(gasy1zay hono mantsy efa tarihan'ilay fahasoavana nomena azy

27. rhaj0 ( 14/04/2020 02:04)
Mampalelo dia mampalelo mihintsy 'le RBNIR 'ty kah...

Ireo kay izany no averimberiny vakiany lava ao. Ary farany tafaraikitra ao an-tsainy. Dia naborotsany ho ao anatin'ireto tantara ireto koa ny tenabeny. Ary dia lazain-dRBNIR, fa toa ny ao @ ireto tantara, dia mba "miresaka @ Jesosy" koa hono i RBNIR.

Io sahala @ i RBNIR namaky Blanche-neige. Dia izay no naverimberiny vakiany lava ao. Ary farany tafaraikitra ao an-tsainy. Dia naborotsany ho ao anatin'ity tantara koa ny tenabeny. Ary dia lazain-dRBNIR, fa toa ny ao @ ity tantara, dia mba "lasa ilay Nain #8, naman'i BN" koa hono i RBNIR.

Efa lazaina foana fa na ny namanao kristiana azany ry RBNIR efa mikomokomo dia mihodina fotsiny fa tsisy manisy sira ity loha-hevitrao ity, satria TSISY mno ny revinao ry RBNIR, nefa dia, vao mainka averin-dRBNIR ahahaka indray ny hadalany.

Fa dia ao ianao ho'a izany ry RBNIR aa... :-)
28. RBNIR ( 14/04/2020 06:18)

Enga anie ka tsy hanenina ianao any aoriana any rhaj0....toy izay aho nihaino an'i RBNIR dia nanaraka ilay fampianarana tsy misy kilema....

Otran'izay aho izao mba avotra fa tsy nijaly aty.....
29. rhaj0 ( 14/04/2020 10:46)
Izay vao tena tampina ny dOmy ny an'i RBNIR.. Efa TSISY argument intsony i RBNIR fa dia manozonozona ao ambany volombavany ao sisa. Jereo kely ny tabilao fa dia tena very 100 ny revin'i RBNIR.

:-) Bor2lais: vangy 281
:-) Gasy1zay: vangy 216
:-) RBNIR: vangy 178

Tena TSISY manisy sira ny teorian-dRBNIR ho'a ny mpisera.. TSISY (te-)mino an'izany RBNIR "miresaka @ Jesosy" izany. Toa ny resaka tatsy @ ilany tatsy, dia

1- TSISY (te)-mino an'izany hoe, RBNIR hono "miresaka @ Jesosy"
2- TSISY (te)-mino an'izany hoe, HRNRN hono "apostoly" sa "profeta" vaovao
3- TSISY (te)-mino an'izany hoe, HRNRN hono "manasitrana izay mendrika" koa
4- Fanampin'ireo, dia mbola kapohinareo ny 1/10-katsembohana koa ny olona

Fanefany kosa ho'a lasa lalina ihany ny fifanakalozana teto an... :-)

K'ahoana, faranana @ ity famintinana ity izany ity lohahevitr'ity ry RBNIR? Ngo dia "hanenenan'i RBNIR" idnray izay teny tsy voahevitra ampiany eto, ka vao mainka mampitombo ny fahafam-baraka.

RBNIR - 07/04/2020 22:44:
fa misy ange ny olona hoy aho e! ny sainy no mibaiko azy dia lazainy fa fitarihan'ny FM daholo..

rhaj0:
IO ange ry RBNIR mihatra tsara aminao koa ee..

fa misy ange ny olona hoy aho e! ny sainy no mibaiko azy dia lazainy fa "miresaka @ Jesosy" HONO izy..

RBNIR:
ay v i gasy1zay koa tsy mahalala nefa milaza fa tarihiny e????
(...)
Inona izao no efa noteneniny taminao ry gasy1zay fony izy nananatra anao???

rhaj0:
Aza dia mikitakita toa io re ry RBNIR, fa io ange ka mifototra ary mihatra tsara aminao koa ee...:-)

ay v i RBNIR koa tsy mahalala nefa milaza fa miresaka @ Jesosy e????
(...)
Inona izao no efa noteneniny taminao ry RBNIR fony izy niresaka taminao???

Sa... "niresaka" taminao ihany Jesosy t@ iny vakansy de Paka iny ry RBNIR?
Fa teo fotsiny i Jesosy niavonavona taminao satria ianao tsinona toa nanala-baraka Azy teto? ;-)
30. RBNIR ( 14/04/2020 15:47)
rhaj0:

Izay vao tena tampina ny dOmy ny an'i RBNIR.. Efa TSISY argument intsony i RBNIR fa dia manozonozona ao ambany volombavany ao sisa. Jereo kely ny tabilao fa dia tena very 100 ny revin'i RBNIR.
:-) Bor2lais: vangy 281
:-) Gasy1zay: vangy 216
:-) RBNIR: vangy 178

Dia ho sanatria tsy zakan'ny olona sahady v ilay fampianarana tsy misy kilema?

« Fa ho avy ny andro izay tsy hahazakan'ny olona ny fampianarana tsy misy kilema*; fa hangidihidy sofina izy, dia hamory mpampianatra ho azy araka ny filany; [* Gr. salama] » (2 Timoty 4:3)

Teny hatsipy kely ho an-dradoko sy gasy1zay indray kosa...dia tena tsy mba mahatahotra an'i Jesosy v ianareo ry zalahy manasokatra ireto vavahady LEHIBE hitondranareo ny olona maro ireto?

« Midira amin'ny vavahady èty ianareo; fa lehibe ny vavahady, ary malalaka ny lalana izay mankany amin'ny fahaverezana, ka maro ny miditra any. » (Matio 7:13)

Hoentinareo aiza ny olona?

31. gasy1zay ( 14/04/2020 18:12)
RBNIR > mba azon'i RBNIR ve aloha hoe naninona no tsy faly t@ galatiana i paoly? valio tsotra io raha hainao ny valiny
32. RBNIR ( 15/04/2020 01:11)
tokony mba faritanao tsara ihany satria ity izao ohatra antony iray...

« [Fananarana ny Galatiana noho ny fivadibadihany, sy ny fanambarana ny mah'Apostoly an'i Paoly] Gaga aho, raha mifindra faingana toy izao ianareo hiala amin'izay efa niantso anareo tamin'ny fahasoavan'i Kristy ho amin'ny filazantsara hafa, » (Galatiana 1:6)

raha io izao dia hoe nivadibadika hono ny galatiana dia tsy nanaiky fa apostoly i paoly...

ka dia niezaka i paoly nanambara fa tena apostoly (olona fidin'i Jesosy mivantana sy nampianarin'i Jesosy mivantana ihany koa fa tsy nandray fampianarana avy amin'ny olona) marina tokoa izy...

« Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany. » (Galatiana 1:11)
« Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany. » (Galatiana 1:12)

sa mbola nisy antony hafa koa gasy1zay?

33. RBNIR ( 15/04/2020 01:36)
rhaj0:

Fanefany kosa ho'a lasa lalina ihany ny fifanakalozana teto an... :-)

tena marina ny anao...
Ity fampianarana tsy misy kilema (avy any ambony) ity tena vitsy no no afaka handray ...tsy mitovy amin'ireo fampianarana rehetra hita eto amin'izao tontolo izao mantsy izy ity..

« Izay avy any ambony dia ambonin'izy rehetra; ary izay avy amin'ny tany dia avy amin'ny tany, ka ny momba ny ety an-tany ihany no lazainy; Izay avy any an-danitra dia ambonin'izy rehetra; » (Jaona 3:31)
« koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany. » (Jaona 3:32)

raha vakinao tsara io dia misy antokony 2 eo...
1 Izay avy any ambony (avy any an-danitra (anankiray ihany io antokony io araka izany )
2 izy rehetra (marobe indray kosa ity antokony faharoa ity)..

Izy rehetra voalaza fa avy amin'ny tany dia ny momba ny eto antany no lazainy (zavatra hitan'ny olona maso no lazainy)
Ilay avy any ambony (ilay avy any an-danitra) kosa dia izay hitany sy reny avy any ambony any (tsy hita maso) no ambarany ka izay no mahatonga ny maro tsy handray ny fanambarany....

34. rhaj0 ( 15/04/2020 10:40)
RBNIR:
...Midira amin'ny vavahady èty ...

Mbo sampona koa izany raha fampianarana..

Toa ny hoe, manaova pataloha tery....

dia maninona? @ izay voaporiporitra dia marary tsara ao ny voam-baolina?

Tena araka ny filazan'i Endriny azy izay, "tena sadikadikan-draha mihintsy" ilay olombe nanoratra Baiboly tao.

Dia ry RBNIR koa @ io dia mamerimberina tsy am-piheverana toa ny boloky..
sa nahita fafiny t@ io RBNIR? :-)
35. gasy1zay ( 15/04/2020 13:38)

RBNIR:

tokony mba faritanao tsara ihany satria ity izao ohatra antony iray...

« [Fananarana ny Galatiana noho ny fivadibadihany, sy ny fanambarana ny mah'Apostoly an'i Paoly] Gaga aho, raha mifindra faingana toy izao ianareo hiala amin'izay efa niantso anareo tamin'ny fahasoavan'i Kristy ho amin'ny filazantsara hafa, » (Galatiana 1:6)

raha io izao dia hoe nivadibadika hono ny galatiana dia tsy nanaiky fa apostoly i paoly...

ka dia niezaka i paoly nanambara fa tena apostoly (olona fidin'i Jesosy mivantana sy nampianarin'i Jesosy mivantana ihany koa fa tsy nandray fampianarana avy amin'ny olona) marina tokoa izy...

« Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany. » (Galatiana 1:11)
« Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany. » (Galatiana 1:12)

sa mbola nisy antony hafa koa gasy1zay?

Manasa anao ary hijery ito video famintinana ito

https://youtu.be/3elnA_n3nWc
36. gasy1zay ( 15/04/2020 13:48)
Mbola ampiko an'ireto famintinana ny Romana ito mba ho fantatr'i RBNIR mba hampisokatra ny masompanahinao

http://youtu.be/8EJmsrA0H4M

37. RBNIR ( 15/04/2020 16:55)
gasy1zay:

Manasa anao ary hijery ito video famintinana ito

https://youtu.be/3elnA_n3nWc

edrey io ange ilay efa nazavaiko hoe ny resaka famorana hoy aho no fototry ny olana tao e!

ny resaka famorana no lalàn'i Mosesy resahiny aho....

ary ery ampamaranana ny teniny dia tsindriny i paoly mazava tsara mihitsy izany...

« Fa ao amin'i Kristy Jesosy dia tsy mahasoa na ny famorana na ny tsi-famorana, fa ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana. » (Galatiana 5:6)
« Fa izaho, ry rahalahy, raha mbola mitory ny famorana ihany, nahoana aho no mbola enjehina? Dia afaka tokoa ny fahatafintohinana noho ny hazo fijaliana. » (Galatiana 5:11)
« Fa samy tsy mahasoa na ny famorana na ny tsi-famorana, fa ny ho olom-baovao. » (Galatiana 6:15)

ny fahadisoankevitra ankehitriny dia raisin'ny olona hoe foana ny lalàn'i Mosesy rehetra noho io teny nataon'i paoly ho an'ny galatiana io io nefa ny tena marina dia famorana no nanakianan'i paoly ny galatiana....

P.S : ny didy 10 dia tsy azo sarahina amin'ny lalàn'i Mosesy nefa ny didy folo dia mbola tena tandremana hoy i Jesosy raha te hiditra amin'ny fiainana ny olona iray....

« Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin'izay tsara? Iray no tsara*; fa raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao, tandremo ny didy.[*Na: (Nahoana Aho no ataonao tsara? Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany dia Andriamanitra.)] » (Matio 19:17)
« Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga, » (Matio 19:18)
« Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20:12-16), ary: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19:18). » (Matio 19:19)
« Hoy ilay zatovo taminy: Izany rehetra izany efa voatandriko avokoa; fa inona no tsy mbola mahatanteraka ahy? » (Matio 19:20)

Ho an'ny rehetra io fa tsy hoe ho an'ny jiosy irery ihany...ireto ny teny manamarina fa ho an'ny rehetra io teny io...

« Fa raha minia manota isika rehefa nahazo ny fahalalana tsara ny marina, dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony, » (Hebreo 10:26)
« fa fiandrasana mahatahotra amin'ny fitsarana ary fahatezerana mirehitra izay handany ny fahavalo rehetra kosa. » (Hebreo 10:27)
« Izay manohitra ny lalàn'i Mosesy dia maty amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo ka tsy asiana famindram-po; » (Hebreo 10:28)

Efa nambarako teto ny dikan'ny hoe manota = mandika ny lalàn'Andriamanitra satria ny atao hoe ota dia fandikana ny lalàn'Andriamanitra....

« Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. » (1 Jaona 3:4)

38. RBNIR ( 15/04/2020 17:14)
fanampiny dia izao marina fa indraindray i paoly miresaka lalàn'i Mosesy hafa efa foana tahaka ny famorana...

Ireto izany lalàna hafa i izany (efa nampianariny ny koritiana sy ny kolosiana koa izany)...

« Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosiana 2:16)

ireo andro firavoravoana telo (paska, pentekosta ary ny fetin'ny taberinakely , ny voalohambolana ary ireo Sabata jobily )...

Ireo lalana voalaza fa tandindona na aloka fahiny no foana rehefa tanterak'i Jesosy teo amin'ny hazo fijaliana....

efa nazavaiko tsara tato izany....ny didy 10 tsy foana akory fa mbola tena hiainan'ny kristiana...

http://forum.serasera.org/forum/message/m5e76c0a7bbccf/
39. gasy1zay ( 15/04/2020 19:12)

RBNIR a! Fa aona no dia tena tsy mety misokatra ny masom-panahinao? Tsy izaho no nanao io video io fa jereo ny video eo @ 2:36 min fa milaza hoe selon Paul exiger à ces nouveaux chrétien la circoncision et le respect de la torah est une erreur

raha mbola tsy azonao ilay respect de la torah dia jereo indray eo @ 0:47 min fa inona ilay respect de torah tian'ny jiosy harahin'ireo jentilisa niova fo : circoncision-nourriture casher-sabbat

RBNIR a! tena gaga aho hoe ahoana ny olona milaza miresaka @ Jesoa mivantana no mandika ny fampianaran'ny baiboly araka io epistily hoan'ny galatiana io
40. RBNIR ( 15/04/2020 19:39)
et le respect de la torah est une erreur interpretation an'ilay nanao video io fa ny voasoratra anaty baiboly no tena izy
io efa efa nazavaiko io ambony io e! tsy ny lalàna rehetra no resahina hoe lalàn'i moizy tsy tandremana intsony fa ireo lazaina fa aloka teo aloha no tsy tandremana intsony...(ireo efa vitan'i Jesosy teo amin'ny hazo fijaliana....

ity koa mbola manamafy fa hoe ny famorana no tena olana amin'i paoly fa ny didin'Andriamanitra dia mbola tena tandremana marina tokoa...

« Tsinontsinona ny famorana, ary tsinontsinona ny tsi-famorana; fa ny mitandrina ny didin'Andriamanitra no izy. » (1 Korintiana 7:19)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3601