RESAKA TAKARIVAN'i JESOSY T@ RBNIR ANDROANY[

161. gasy1zay ( 14/05/2020 13:00)

RBNIR:

tsy fantatro hoy aho satria izaho tsy mpanao an'io...ary izay mihitsy no nahatonga ahy hiteny hoe "hono"...

nizara 2 kosa e, ny fanahiny niakatra avy hatrany tany paradisa...(Lio.23:43)

ny vatany kosa nijanona tao ampasana

Izany hoe raha hanao ihany dia tokony hoe ....maty ka nalevina, dia nijanona telo andro tao ampasana (= sejour des mort) ......

satria izay no tena marina fa ity mihitsy ange ilay teneniko hoe diso e! ianao nitondra teny tao amin'ny asa.2:31 nanamarinanao ny teninao ny ao anefa misy dikany mazava hoe [*Gr Hadesy] hadesy = helo toeram-pijaliana dia io mihitsy no diso...

TSIA RBNIR a, tena milaza aminao aho fa diso ny fiheverenao satria araka ny voalazan'ny BAIBOLY, averiko ihany fa verset biblique fa tsy hoe fampianarana henoko na nampianarin'olona ahy dia mazava be fa nidina nampahafantatra ny fiaviany t@ ireo fanahy voafatotra tao @ fiainan-tsy-hita i Jesoa ka ataoko angamba fa tsy vatana mangatsiaka no nanao izany :

ndao ary hiaraka hovakiantsika ito :

1 Pierre 3 : 18-22

18 En effet, le Christ lui-même a souffert, une fois pour toutes, pour les péchés des humains ; innocent, il est mort pour des coupables, afin de vous amener à Dieu. Il a été mis à mort dans son corps humain, mais il a été rendu à la vie par le Saint-Esprit.
19 Par la puissance de cet Esprit, il est même allé prêcher aux esprits emprisonnés,
20 c’est-à-dire à ceux qui, autrefois, se sont opposés à Dieu, quand il attendait avec patience à l’époque où Noé construisait l’arche. Un petit nombre de personnes, huit en tout, entrèrent dans l’arche et furent sauvées par l’eau.
21 C’était là une image du baptême qui vous sauve maintenant ; celui-ci ne consiste pas à laver les impuretés du corps, mais à demander à Dieu une conscience purifiée. Il vous sauve grâce à la résurrection de Jésus-Christ, 22 qui est allé au ciel et se trouve à la droite de Dieu, où il règne sur les anges et les autres autorités et puissances célestes.

Araho tsara ny voasoratra RBNIR

1) Maty Jesoa noho ny fahotantsika (verset 18)
2) Nantsangan'ny FM t@ maty izy (verset 18)
3)Nandeha nitory teny t@ ireo fanahy voagadra tao fianan-tsy-hita izy araka ito traduction bible semeur ito (verset 19):
Par cet Esprit, il avait déjà prêché aux hommes maintenant prisonniers du séjour des morts qui autrefois s’étaient montrés rebelles,
4) Rehefa nitsangana t@ maty koa ny tenany dia niakatra hoany @ Ray araka ny hita ao @ Asan'ny apostoly ka mitoetra eo ankavanan'ny Ray

izay no voasoratra RBNIR fa ny ankoatr'izay dia tsy mifanaraka @ baiboly
162. rhaj0 ( 14/05/2020 14:36)
Nisy Vavolombelogna va?...

the Apostle Peter
The authorship of 1 Peter has traditionally been attributed to the Apostle Peter because it bears his name and identifies him as its author (1:1). Although the text identifies Peter as its author, the language, dating, style, and structure of this letter have led many scholars to conclude that it is pseudonymous.

O Iza Iza
indray no nanoritsoritra toa rambon'osy an'izany rehetra izany?

Mbo asivo esipiriha kiritika ihany izy io ry Gasy12zay fa tsy dia gohina sy telomina tsy am-piheverana toa io foana aa...
163. gasy1zay ( 14/05/2020 17:41)
rhaj0 > ka aona ny hahita vavolombelona nidina tany @ le séjour des morts nefa tsika zao eto @ monde des vivants :)

valiny = raisina @ finoana fa ny nanoratra ny baiboly dia notarihin'ny FM, nahazo revelation avy amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny FM

averiko hoe ny zavatra raisina @ finoana (foi) dia tsy tokony ho porofoina araky ilay eritreretin'i rhaj0 raha tsy izany dia lasa tsy misy finoana miasa intsony

raisiko exemple terre à terre :

Mino ve rhaj0 fa misy ny COVID-19 ( finoana)
sa
Mahafantatra ve rhaj0 fa misy COVID-19 (voaporofo)

efa voaporofo izao fa misy ny COVID-19 ka tsisy fanontaniana mipetraka intsony hoe mino sa tsia satria efa hita ni fisiany

164. rhaj0 ( 14/05/2020 18:27)
Ary dia inoanao Gasy1zay daholo daholo izay "voasoratra" ao anaty Baiboly ao izany an... raisinao araka ny INTERPRETASIO-nao IRERY ao.

Ary ilay interpretasio-nao irery ao @ io SAMY HAFA ny interpretasio an'ny Kristiana namanao.

Ary ohatra hoe, io Noah voatononao io ambony io. Ny Kristiana namanao (Pat Robertson) ohatra dia efa ela no TSY te-ho ridicule intsony, ka hinohino foana an'izany olona 8 mitaingina lakana izany intsony, ka hoe, dia ireto mpianadahy mpianaka 8 indray HONO no nifampiteraka tao indray avy eo.
165. RBNIR ( 15/05/2020 07:59)
gasy1zay:

18 En effet, le Christ lui-même a souffert, une fois pour toutes, pour les péchés des humains ; innocent, il est mort pour des coupables, afin de vous amener à Dieu. Il a été mis à mort dans son corps humain, mais il a été rendu à la vie par le Saint-Esprit.
19 Par la puissance de cet Esprit, il est même allé prêcher aux esprits emprisonnés,
20 c’est-à-dire à ceux qui, autrefois, se sont opposés à Dieu, quand il attendait avec patience à l’époque où Noé construisait l’arche. Un petit nombre de personnes, huit en tout, entrèrent dans l’arche et furent sauvées par l’eau.
21 C’était là une image du baptême qui vous sauve maintenant ; celui-ci ne consiste pas à laver les impuretés du corps, mais à demander à Dieu une conscience purifiée. Il vous sauve grâce à la résurrection de Jésus-Christ, 22 qui est allé au ciel et se trouve à la droite de Dieu, où il règne sur les anges et les autres autorités et puissances célestes.

sao dia mba misy hevitra miafina tokony hofantarina kosa ao ry gasy1zay satria ny tenin'Andriamanitra tsy mahazo mifanohitra?

Ianao mantsy niteny hoe sady tany paradisa Izy Lio.23:43 no tany amin'ny helo (io ambony io) satria omnipresent (raha tsy diso aho an!)

Dia ahoana izany ity tenin'i Jesosy ity?...« Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala ety, ary ny ho afa-mita hankety aminay izay eny. » (Lioka 16:26)

araka io teny io dia ny any amin'ny paradisa hono tsy mahazo mita hankany amin'ny helo ary ny any amin'ny helo kosa tsy mahazo mita makany amin'ny paradisa..;

fa ry zareo aloha afaka nifankahita dia nifampiresaka e! sa izay ilay izy gasy1zay????
166. rhaj0 ( 15/05/2020 13:57)
RBNIR:
...misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala ety, ary ny ho afa-mita hankety aminay izay eny. » (Lioka 16:26)

hi hi hi.. tsy fantatr'i Jesosy marina izany hoe Personal Flying Vehicle.

Ka i Jesosy koa kay tena mba betsaka kosa aminy ilay hoe "TSY FANTANY (izay ataony)" :-)
167. gasy1zay ( 15/05/2020 15:11)
rhaj0 > nga tsy fantatr'i rhaj0 fa i filipo aza olombelona niaina izany téléportation izany?

RBNIR > ny valiny dia efa voasoratra eto :

1 Pierre 3
18 En effet, le Christ lui-même a souffert, une fois pour toutes, pour les péchés des humains ; innocent, il est mort pour des coupables, afin de vous amener à Dieu. Il a été mis à mort dans son corps humain, mais il a été rendu à la vie par le Saint-Esprit.
19 Par la puissance de cet Esprit, il est même allé prêcher aux esprits emprisonnés,

168. RBNIR ( 15/05/2020 17:51)

izany hoe i Jesosy ihany izany no nandika ny teny nolazainy fa hoe ny any paradisa "tsy mahazo mita mankany amin'ny helo? dia hitombina v izany gasy1zay?
169. gasy1zay ( 15/05/2020 18:46)
RBNIR > Abrahama no niteny io fa tsy Jesoa RBNIR a! ary araka ny nambarako dia ny toerana nisy azy sy ilay mpanankarena dia samy tao @ fiainan-tsy-hita saingy ny toerana nipetrahany tao no tsy nitovy :

Azonao ve hoe tao @ séjour des morts no nandeha ilay mpanakarena, tao @ séjour des morts izy no nahita an'I Abrahama sy Lazarosy, samy tao @ séjour des morts ry zareo saingy nisaraka ny toerana nisy olo-marina (teo an-tratran'i Abrahama) sy ny tsy marina (toerana fijaliana) ary misy hatsana manasaraka azy...

Jereo fa tsy misy milaza mintsy ao @ io verset io hoe io no paradisa resahin'i Jesoa t@ ilay jiolahy teo @ hazo fijaliana

TSY NISY OLONA AFAKA NAKANY @ PARADISA talohan'ito fa izay olona marina maty dia miaraka @ Abrahama

Matthieu 27: 50-53

50 À ce moment, Jésus poussa de nouveau un grand cri et rendit l’esprit.
51 Et voici qu’au même instant, le rideau (qui séparait le lieu saint du lieu très-saint) dans le temple se fendit en deux en se déchirant de haut en bas. La terre trembla et les rochers éclatèrent.
52 Des tombes s’ouvrirent et les corps de plusieurs hommes de Dieu qui étaient morts ressuscitèrent.
53 Ils quittèrent leurs tombeaux et, après la résurrection de Jésus, ils entrèrent dans la ville sainte, où beaucoup de personnes les aperçurent.
170. RBNIR ( 15/05/2020 19:43)
ny teny hoe paradisa dia i Jesosy no nampiditra azy....(tsy mbola nisy niteny an'io tany alohan'i Jesosy) talohan'io dia teo an-tratran'i abrahama no fahafantaran'ny olona azy...izay no nahatonga an'i JEsosy niteny tahaka an'izay...hanambarana ihany koa fa ny olona voavonjy dia iray toerana amin'i abrahama...
Ny hitovizan'ireo (ary izay no manamarina fa mitovy ihany ny paradisa sy ny eo an-tratran'i abrahama dia "SAMY" toerana halehan'ny fanahin'ny olona "RAHA VAO MATY NY OLONA....
Izay no tena manamarina fa iray ihany ireo toerana ireo...

vakio tsara fa niandrandra ireo olona tao amin'ny fiainantsihitra...nitazana ilay toerana...

Ny paradisa dia any amin'ny lanitra fahatelo no misy azy.....2 Kor.12:2-4
171. rhaj0 ( 15/05/2020 20:31)
RBNIR:
...misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala ety, ary ny ho afa-mita hankety aminay izay eny. » (Lioka 16:26)
rhaj0:
hi hi hi.. tsy fantatr'i Jesosy marina izany hoe Personal Flying Vehicle.

Ka i Jesosy koa kay tena mba betsaka kosa aminy ilay hoe "TSY FANTANY (izay ataony)" :-)
gasy1zay:
nga tsy fantatr'i rhaj0 fa i filipo aza olombelona niaina izany téléportation izany?

Dia i Filipo irery ve no mahay teleportasio izany ry Gasy1zay, sa izay manam-pinoana rehetra?

Dia tsy rahirahin-drafilipo izany ny teny mahery ataon'i Jesosy... hi hi hi .... isidinan-dRafilipo amina teleportasio fotsiny hono, hozy i Gasy1zay, izay tevana makadiry ajadon'i JEsosy ao izany.

Ny ankehitrio indray dia, tsy ho atao misaraka @ tena izany ny Personal Flying Vehicle rahatrizay mba lasa poupoulera koa io PFV io.

Io ilay toa an'ilay hoe Jesosy midoladola eny @ rahon'ny lanitra. Dia velomina koa izany na Drone na PFV dia basy ee...

Mbo tsy hitan'ny BAiboly sy ireo mpaminany be tao moyen-orient de l'an zero mihintsy nefa ireo izao, na dia hoe, mpaminany be tahak'n'inona ireto izy
172. RBNIR ( 19/05/2020 23:03)
rhaj0:

Dia i Filipo irery ve no mahay teleportasio izany ry Gasy1zay, sa izay manam-pinoana rehetra?

Ny Fanahy no mitondra ary tsy hoe izay irin'i filipo no natao fa ny sitrapon'ny Fanahy no notanterahina....

« Ary rehefa niakatra avy teo amin'ny rano izy roa lahy, dia nentin'ny Fanahin'ny Tompo Filipo ka tsy hitan'ilay tandapa intsony; fa nandeha tamin'ny nalehany izy sady nifaly. » (Asan'ny Apostoly 8:39)
« Fa Filipo hita tany Azota, dia nitory ny filazantsara tany amin'ny tanàna rehetra izay nalehany ambara-pahatongany tany Kaisaria. » (Asan'ny Apostoly 8:40)
173. rhaj0 ( 22/05/2020 00:35)
[size=10]Dia tsy haiko ny famakin-dry GAsy1zay ny resak'eto, fa raha ilay tevana makadiry ajadon'i JEsosy no noresahin'i RBNIR, dia noranitiko hoe, firan'ny Personal Flying Vehicle fotisny izany, dia aviavy be i Gasy1zay, ary nitondra ny teny manao hoe, teleportasio teleportasio...
dia nokitikitihiko nedala, fa vao mainka niveraka beee ... :-)
I don't get it :-) .. fa mety izany tokoany angamba rehefa "tarihin'ny FM" :-)[/size]
174. RBNIR ( 29/05/2020 00:16)
rhaj0:

Ny ankehitrio indray dia, tsy ho atao misaraka @ tena izany ny Personal Flying Vehicle rahatrizay mba lasa poupoulera koa io PFV io.

mbola tsy tonga saina ihany v isika rhaj0 a!
mbola tamin'ny taona 0 i Jesosy dia nahavita an'izao...

« Ary nony nahita Azy nitsangantsangana tambonin'ny ranomasina ny mpianatra, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Matoatoa io; dia niantso izy noho ny tahotra. » (Matio 14:26)
« Ary Jesosy niteny taminy niaraka tamin'izay hoe: Matokia, fa Izaho ihany, aza matahotra. » (Matio 14:27)
« Ary Petera namaly Azy ka nanao hoe: Tompoko, raha Hianao ihany, dia asaovy manatona Anao eny ambonin'ny rano aho. » (Matio 14:28)
« Ary hoy Izy: Manatona. Dia nidina niala tamin'ny sambokely Petera ka nandeha tambonin'ny rano hanatona an'i Jesosy. » (Matio 14:29)

Tsy Izy ihany fa nomeny koa i petera....

Isika amin'izao taona 2020 vao manomboka mahita rirany amin'ity zavatra lazainao ity (ny an'i Jesosy anefa tsy nampiasa na inona na inona)....

Alefalefaso ihany hoy aho ny fisainana e! olona v sa Andriamanitra i Jesosy????

io tahaka ilay resaka trou noir ihany (tsy nisy teleskopy, tsy nisy satelita tsy nisy vidéo satelita nefa dia fantany amin'ny antsipirihany ny zavatra hitranga rehefa hisy trou noir (farihy Afo) tafiditra ato amin'ny galaxie misy antsika ato....

http://forum.serasera.org/forum/message/m5d3e8e2616077
175. rhaj0 ( 29/05/2020 11:17)
Oadray.. dia niveraka tahaka an'i GAsy1zay koa i RBNIR

Ilay Personal Flying Vehicle re ry izy roaroa dia ampiasaina handinganana izay tevana makadiry ajadon'i JEsosy any izany aaa...

Vasoka be Jesosy, fa na nataony makadiry tahak'n'inona azany izao tevany izao, dia dinganin'ny mpanota mpanan-karena toa an'i HRNRN izay nangorona ny 1/10-karenan'ny olona fotsiny izany
176. RBNIR ( 02/06/2020 05:56)

Tsy azoko??? ny tenin'Andriamanitra mihitsy no mametra fa hoe...

« Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala ety, ary ny ho afa-mita hankety aminay izay eny. » (Lioka 16:26)

Izany hoe ny olona ao paradisa no tsy afa-mita mankeny amin'ny elo ary ny olona any amin'ny helo tsy afa-mita mankeny paradisa...

Izany hoe izay any amin'ireo toerana 2 ireo ihany no tsy afaka mifampiampita

fa ny olona mbola velona kosa afaka mankany paradisa....

« Mahalala olona anankiray ao amin'i Kristy aho, tokony ho efatra ambin'ny folo taona lasa izay - na tao amin'ny tena, na tsy tao amin'ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala - ilay anankiray dia nakarina ho any amin'ny lanitra fahatelo. » (2 Korintiana 12:2)
« Ary mahalala ilay olona anankiray aho - na tao amin'ny tena, na tsy tao amin'ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala - » (2 Korintiana 12:3)
« fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain'olona. » (2 Korintiana 12:4)

I paoly izao ohatra fahavelony nakarina tany paradisa....

dikany tsy hoe tsy mahay i Jesosy fa misy tenin'Andriamanitra tsy azo dikaina mihitsy na mahay tahaka ny inona aza ianao....
Izay no mahatonga ahy namerimberina tamin'i gasy1zay hoe Jesosy tsy handika an'io teny io mihitsy hoe sady tany paradisa Izy no tany amin'ny helo fa ny mety hoe nisy ngamba dia teny paradisa Izy no niresaka tamin'ireo olona tao amin'ny helo (tahaka an'i abrahama niresaka tamin'ilay mpanakarena).....

177. rhaj0 ( 04/06/2020 10:48)
rhaj0:
Oadray.. dia niveraka tahaka an'i GAsy1zay koa i RBNIR

Ilay Personal Flying Vehicle re ry izy roaroa dia ampiasaina handinganana izay tevana makadiry ajadon'i JEsosy any izany aaa...

Vasoka be Jesosy, fa na nataony makadiry tahak'n'inona azany izao tevany izao, dia dinganin'ny mpanota mpanan-karena toa an'i HRNRN izay nangorona ny 1/10-karenan'ny olona fotsiny izany
RBNIR:
Tsy azoko??? ny tenin'Andriamanitra mihitsy no mametra fa hoe...

« Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala ety, ary ny ho afa-mita hankety aminay izay eny. »

Letia ee... rehefa manana Personal Flying Vehicle dia AFAKA mitamita n'aiza n'aiza, n'inon'inona tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika

Kay tokoany moa mbola tsy nahita PFV ny voamason'i RBNIR, fa izy nihoboka tao @ lava-bato ary tsy mahalala afa-tsy resakin'ny tao moyen-orient de l'an zero ao @ io BAiboly io
178. RBNIR ( 04/06/2020 12:02)
rhaj0:

Letia ee... rehefa manana Personal Flying Vehicle dia AFAKA mitamita n'aiza n'aiza, n'inon'inona tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika

teto koa izao i Jesosy afaka nitsambikina tsara mihitsy saingy noho ny sitrapon'Andriamanitra (tsy maintsy tandremana) dia tsy nanao ilay demostrasio Izy...

« dia nanao taminy hoe: Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, mianjerà any ambany any; fa voasoratra hoe: Izy handidy ny anjeliny ny aminao; Ary eny an-tànany no hitondran'ireo Anao, fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao (Sal. 91. 11, 12). » (Matio 4:6)

179. RBNIR ( 04/06/2020 12:11)
rehefa misy tenin'Andriamanitra milatsaka mandrara anao tsy hanao zavatra, na dia mahay tahaka ny inona aza ianao dia ilay tenin'Andriamanitra no tokony hotanterahina fa tsy izay eritreretin'ny sainao...
Ny devoly (sy ireo olona tsy mpino) no mihevitra fa tokony nanao demostrasio Jesosy raha tena Zanak'Andriamanitra marina....saingy tsy izay ilay tena fihevitr'Andriamantra....

180. rhaj0 ( 04/06/2020 13:39)
Ary dia tena tsy takatrao ve ry RBNIR, fa olona t@ fotoan'androny no "nanoratra" io tantara io, ary dia ny takatry ny sain-keliny tao, dia hoe, "tevana" fotsiny no ajadona dia tsy afaka mita ny mpanota. Dia nakapony ho izay koa HONO no "tenin'i Dieu".

Ary dia izao izao lasa hotry ny vendrana be ilay Dieu, fa "tevana" anie, na mangitsogitsoka tahak'n'inona azany, dia TSy hahasakana ny olona hiampitampita any @ izay tiany alehany. Satria tena hotry ny hoe, TSy takatr'iliay Dieu fa m/hisy anie izany PFV izany.

Ary dia ohatra izao, rahefa mba mividy Personal Flying Vehicle koa ry HRNRN sy RBNIR, mampiasa ilay 1/10-karen'olona norambosany tao, dia tena AFAKA mitamita tokoany zareo anaty robe lava fotsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1005