RESAKA TAKARIVAN'i JESOSY T@ RBNIR ANDROANY[

141. gasy1zay ( 08/05/2020 13:19)
RBNIR a! Mba valio hono ilay fanontaniana e! Misy fanekempinoana ve ny fiangonan'i pasitera Nirina sa Tsia?
142. RBNIR ( 08/05/2020 21:36)

RBNIR:

[size=1]nosintomin'i rhaj0 ilay lak...dia iny tokoa i gasy1zay fa...:-)[/size]

fa hono marina tokoa hoy aho gasy1zay? ilay hoe tsy maintsy manana fanekempinoana v fampianarana voasoratra anaty baiboly marina sa mbola mety fitarihan'ny FM ihany koa indray?
143. gasy1zay ( 09/05/2020 00:07)

RBNIR:


RBNIR:

[size=1]nosintomin'i rhaj0 ilay lak...dia iny tokoa i gasy1zay fa...:-)[/size]

fa hono marina tokoa hoy aho gasy1zay? ilay hoe tsy maintsy manana fanekempinoana v fampianarana voasoratra anaty baiboly marina sa mbola mety fitarihan'ny FM ihany koa indray?



Fa maninona tsy sahy mamaly tsotra ianao RBNIR a!

valio indray ary ny fanontaniko, tsy voasoratra anaty baiboly ve ny TOKONY hanaovana fanekempinoana?
144. RBNIR ( 09/05/2020 03:11)
tsy hitako anaty baiboly aloha ilay fanekempinona notanisan'i rhaj0 ery ambony io e( notanisan'i rhaj0 hoy aho satria izaho mbola tsy nanao an'io mihitsy...dia izaho koa tsy mahafantatra ny zavatra tanisanao ao ry gasy1zay...
145. gasy1zay ( 11/05/2020 12:59)
ny fanontaniana dia tsotra RBNIR a! Izaho tsy milaza hoe ataovy ny fanekempinoan'i rhaj0 fa ny fanotaniako dia hoe: araka ny voalazan'ny BAIBOLY, tokony hanao fanekempinoana ve ny mpino sa tsia? Raha eny ny valiny dia manao ve ianao sa tsia?
146. RBNIR ( 11/05/2020 22:07)
eny ary raha otran'ilay notanisain'i rhaj0 ery ambony dia TSIA ny valiny...sa misy hafa any aminao gasy1zay...?
147. RBNIR ( 11/05/2020 22:09)
ity ny fanekena vaovao....

« Fa izao no fanekena hataoko amin'ny taranak'isiraely, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko, Sady hosoratako ao am-pony, Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko; » (Hebreo 8:10)
148. rhaj0 ( 11/05/2020 22:38)
RBNIR:
eny ary raha otran'ilay notanisain'i rhaj0 ery ambony dia TSIA ny valiny...sa misy hafa any aminao gasy1zay...?

Hotry ny izaho sy Gasy1zay no andrasan'i RBNIR hampianatra azy ny "fanekem-pinoaNY".. :-)

Ny fiolankolananao anie ry RBNIR dia efa maneho mazava ny aminao ee...
- dia hita be ianao fa kay nanao tsianjery maimbo ny fanekem-pinoana tao, tsy nisainina na ny pitiny aza
- dia hita miaraka @ izany koa ny sainao nolemen'ny finoana, ny toetranao tsy mba mahitsy, tsisy mihintsy ilay honnetete intelektoaly
- ary tsisy irahirahianao anefa ny @ izany rehetra izany, fa manohy mitsotsotsotso foana ihany Itsimahalalaafatsynysaimpantany

Fa dia zara azany anie ho'a ianao ry RBNIR miteniteny foana foana eto eee... mihahaka tsara toa io izao ny hadalanao.. tsisy ankamerim-botsotra eto @ internety fa dia ho hitan'ny olona eny ianao sy ny aminao ee...

Ireo rehefa ireo izao anefa dia mety hihomehezana fotsin ysisa any aoriana any, rahefa lasa Atheist ianao, satria ny sainao mba miasa ihany ary ho tonga ihany io sainao io @ farany ee :-)
149. RBNIR ( 12/05/2020 07:53)
izaho aloha mbola tsy nitanisa io fanekempinoana notanisain'i rhajo io miihitsy e!
150. gasy1zay ( 12/05/2020 13:38)
Mba nanantena aho hoe diso ny eritreritro kanjo tena ohatrany tsy manao fanekempinoana hono ry RBNIR. Tena disoy aho RBNIR raha tsy zay no izy.
151. rhaj0 ( 12/05/2020 13:58)
"nanao" fanekem-pinoana i RBNIr fa "tsy fantany izay nataoNY" :-) :-)
152. gasy1zay ( 12/05/2020 14:34)
RBNIR > tena fampianaran'ny BAIBOLY tokoa ny fanaovana fanekempinoana,

fanekempinoana : confession de foi

ireto misy verset biblique milaza mazava ny antony tokony hanaovana izany sy mampirisika anao hanao izany :

Philippiens: 2.11 et que toute langue confesse que Jésus Christ est Seigneur, à la gloire de Dieu le Père.

Romains: 10.9 Si tu confesses de ta bouche le Seigneur Jésus, et si tu crois dans ton coeur que Dieu l'a ressuscité des morts, tu seras sauvé

1 Jean: 4.3 et tout esprit qui ne confesse pas Jésus n'est pas de Dieu, c'est celui de l'antéchrist, dont vous avez appris la venue, et qui maintenant est déjà dans le monde.


Eto Paoly dia nanambara fa i Timoty dia nanao fanekempinoana teo imason'ny vavolombelona maro

1 Timothée: 6.12 Combats le bon combat de la foi , saisis la vie éternelle, à laquelle tu as été appelé, et pour laquelle [u]tu as fait une belle confession en présence d'un grand nombre de témoins[u].
153. rhaj0 ( 12/05/2020 19:02)
O ry GAsy1zay... dia latsaka ambany kosa ianao noho RBNIR.. notsindrohanao ny "confession" dia nakapokapokao ho fanekem-pinoana daholo izay mi-confesse. NEfa mbo ni-confessefesse fotsiny ireto olom-baiboly fa tsy ilay mijoro manao tsianjery maimbo ireny, izay ilay fenekem-pinena


Ity indray hoe anontanio @ Ineny Gogola ao ry izy roaroa?

articles of faith, ny an'ny Baptiist ohatra...

154. RBNIR ( 12/05/2020 23:48)
ay v ry gasy1zay izay no lazainao fa fanekem-pinoana e! efa nanao an'io aho talohan'ny nirobohana tao anatin'ny ranon'i batisa (teo ilay voasoratra hoe en présence d'un grand nombre de témoins) (dia mbola misaintsaina an'io hatrany mandrakariva aho isan'andro isan'andro)

fa otran'ny tsy teny lava b ilay izy dia tsy misy hoe nidina tany amin'ny fiainan tsy hita sns tsy voatanisa otran'ny notanisain'i rhaj0 teto an!
155. rhaj0 ( 13/05/2020 00:14)
Tena serieux ve i RBNIR fa TSY mba nanao ity tsianjery lavareny be toa ireo ambany ireo, na in-1 mandeha azany?
Tena tsy manao ny toatoa an'io ny Sekta HRNRN?

https://mg.wikipedia.org/wiki/Fanekem-pinoana

Toy izao ny fanekem-pinoana apostolika araka izay ampiasain'ny Fiangonana Loterana Malagasy:

"Mino an’Andriamanitra Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho; ary mino an’i Jesosy Kristy, Zanaka lahy Tokana Tompontsika. Izay notorontoronina tamin’ny Fanahy Masina, naterak’i Maria Virijiny, nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato, nohomboana tamin’ny hazofijaliana, maty ka nalevina, [size=15]nidina tany amin’ny fiainan-tsi-hita,[/size] nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo, niakatra ho any an-danitra, mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra Ray Tsitoha, avy any no hihaviany hitsara ny velona sy ny maty. Mino ny Fanahy Masina aho, ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao, ny fiombonan’ny olona masina, ny famelan-keloka, ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ary ny fiainana mandrakizay. Amena".

Toy izao ny sembolin'ny Apostoly araka ny ampiasan'ny Eglizy Katolika Apostolika Romana azy:

"Izaho mino an’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra, Mpahary ny lanitra sy ny tany. Izaho mino an’i Jesoa-Kristy, Zanany tokana Tompontsika. Noforonin’ny Fanahy Masina, naterak’i Maria Virjiny: nijaly faha-Pôntsy Pilaty, nofantsihana tamin’ny Hazofijaliana, maty dia nalevina ; [size=15]nidina tany ambanin’ny tany[/size] ; nitsangan-ko velona tamin’ny andro fahatelo ; niakatra any an-danitra, mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra Ray Mahefa ny zavatra rehetra : avy any Izy mbola ho avy hitsara ny velona sy ny maty. Izaho mino ny Fanahy Masina, ny Fiangonana Masina, katôlika, ny fiombonan’ny olomasina, ny fanalana ny ota, ny fitsanganan’ny vatantsika ho velona, ary ny fiainana mandrakizay. Amen".
156. gasy1zay ( 13/05/2020 01:53)

RBNIR:

ay v ry gasy1zay izay no lazainao fa fanekem-pinoana e! efa nanao an'io aho talohan'ny nirobohana tao anatin'ny ranon'i batisa (teo ilay voasoratra hoe en présence d'un grand nombre de témoins) (dia mbola misaintsaina an'io hatrany mandrakariva aho isan'andro isan'andro)

fa otran'ny tsy teny lava b ilay izy dia tsy misy hoe nidina tany amin'ny fiainan tsy hita sns tsy voatanisa otran'ny notanisain'i rhaj0 teto an!


Jesoa krity RBNIR dia tonga olona tahaka ahy sy ianao dia maty tahaka ny olombelona maty rehetra zay vao nintsangana t@ maty

ka raha tsy manaiky an'io Jesoa tonga olombelona nofo sy ra ary maty io ianao dia tadidio fa sao dia fanahin'ny antikristy no miresaka aminao :


1 Jean: 4.3 Et si un esprit ne reconnaît pas que Jésus est le Messie venu en homme, il n'est pas de Dieu : c'est l’esprit de l'Antichrist. Vous avez appris sa venue, et maintenant déjà il est dans le monde

ka eritrereto tsara ny zavatra hinoanao RBNIR, fa mino ve ianao hoe mesia tonga olombelona i Jesoa sa tsia?
157. RBNIR ( 13/05/2020 06:26)
tsy iandiankevitra ilay hoe Mesia tonga nofo fa iny mihitsy no antony nanandratan'Andriamanitra Azy ho Anarana ambonin'ny Anarana rehetra..

Fa ny hatahoraka dia ity teny ity...

« Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, raha mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy (Isa. 29. 13). » (Matio 15:9)

misy mantsy hono mampiditra anarana hafa ihany koa (ankoatran'i Jesoa) ao anaty fanekempinoany ao ...

ka tsy aleo v izay voasoratra ihany no atao amin'izay mandry ny saina e!
158. rhaj0 ( 13/05/2020 11:09)
RBNIR:
efa nanao an'io aho talohan'ny nirobohana tao anatin'ny ranon'i batisa ...
fa otran'ny tsy teny lava b ilay izy dia tsy misy hoe nidina tany amin'ny fiainan tsy hita sns tsy voatanisa otran'ny notanisain'i rhaj0 teto an!

DAnz be 'zany.. Izaho Atheist indray no nahatadidy sy nahalala ny @ ity tsianjery maimbo natao, satria nampanaovina fony zazakely. DIa t@ ireny aho no nieritreritra kely hoe, inona koa azany ity resaka gaigy lazaina ity, satria dia notonontononina befahatany tany foana fotsiny ilay hoe, "notorontoronin'i Pontio Pilato" t@ fatapera ...

Fa dia io izany ry RBNIR... miverena ary meteza ho zazakely, dia mba ianaro ny fenekem-penena, fa inona foana koa ary'ty (mody) dondrona foana 'ty, dia avy eo dia mibarareoka lava ao foana, dia manao hoe "tsy fantatro izay nataoko"...

Manota foana anie ianao ao izany ry RBNIR eee... f'angaha ataonao fa tsisy fetrany izy 'ty?

JEsosy ao @ Matio 17:16:
Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? mandra-pahoviana no handeferako aminareo?
[size=8]Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? mandra-pahoviana no handeferako aminareo?[[/size]
[size=6]Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? mandra-pahoviana no handeferako aminareo?[[/size]
[size=4]Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? mandra-pahoviana no handeferako aminareo?[[/size]


rhaj0:

Tena serieux ve i RBNIR fa TSY mba nanao ity tsianjery lavareny be toa ireo ambany ireo, na in-1 mandeha azany?
Tena tsy manao ny toatoa an'io ny Sekta HRNRN?

https://mg.wikipedia.org/wiki/Fanekem-pinoana

Toy izao ny fanekem-pinoana apostolika araka izay ampiasain'ny Fiangonana Loterana Malagasy:

"Mino an’Andriamanitra Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho; ary mino an’i Jesosy Kristy, Zanaka lahy Tokana Tompontsika. Izay notorontoronina tamin’ny Fanahy Masina, naterak’i Maria Virijiny, nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato, nohomboana tamin’ny hazofijaliana, maty ka nalevina, [size=15]nidina tany amin’ny fiainan-tsi-hita,[/size] nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo, niakatra ho any an-danitra, mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra Ray Tsitoha, avy any no hihaviany hitsara ny velona sy ny maty. Mino ny Fanahy Masina aho, ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao, ny fiombonan’ny olona masina, ny famelan-keloka, ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ary ny fiainana mandrakizay. Amena".

Toy izao ny sembolin'ny Apostoly araka ny ampiasan'ny Eglizy Katolika Apostolika Romana azy:

"Izaho mino an’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra, Mpahary ny lanitra sy ny tany. Izaho mino an’i Jesoa-Kristy, Zanany tokana Tompontsika. Noforonin’ny Fanahy Masina, naterak’i Maria Virjiny: nijaly faha-Pôntsy Pilaty, nofantsihana tamin’ny Hazofijaliana, maty dia nalevina ; [size=15]nidina tany ambanin’ny tany[/size] ; nitsangan-ko velona tamin’ny andro fahatelo ; niakatra any an-danitra, mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra Ray Mahefa ny zavatra rehetra : avy any Izy mbola ho avy hitsara ny velona sy ny maty. Izaho mino ny Fanahy Masina, ny Fiangonana Masina, katôlika, ny fiombonan’ny olomasina, ny fanalana ny ota, ny fitsanganan’ny vatantsika ho velona, ary ny fiainana mandrakizay. Amen".

159. gasy1zay ( 13/05/2020 13:39)

RBNIR:

tsy iandiankevitra ilay hoe Mesia tonga nofo fa iny mihitsy no antony nanandratan'Andriamanitra Azy ho Anarana ambonin'ny Anarana rehetra..

Fa ny hatahoraka dia ity teny ity...

« Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, raha mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy (Isa. 29. 13). » (Matio 15:9)

misy mantsy hono mampiditra anarana hafa ihany koa (ankoatran'i Jesoa) ao anaty fanekempinoany ao ...

ka tsy aleo v izay voasoratra ihany no atao amin'izay mandry ny saina e!


Inona ny anarana hafa ankoatra an"i Jesoa ao @ io fanekempinoana nozarain'i rhaj0 ry RBNIR?



mikasika ilay nidina tany @ fianan-tsy-hita dia tsapako hoe tsy mbola azonao ihany ny dikan'ny batisa matoa ianao tsy mino hoe nidina tany @ fianan-tsy-hita Jesoa


Inona moa ny batisa ry RBNIR? Niara-maty t@ Jesoa (nidina tany @ fianan-tsy-hita) dia miara-mintsanga @ fahafatesana miaraka aminy ary miaina fiainam-baovao (vie de réssurection)


Vakio tsara ito RBNIR fa nijanona 3 andro tao ampasana Jesoa vao nitsangana t@ maty

Matthieu: 12.40 Car, de même que Jonas fut trois jours et trois nuits dans le ventre d'un grand poisson, de même le Fils de l'homme sera trois jours et trois nuits dans le sein de la terre.

ary raha mihevitra ianao RBNIR fa tonga dia niakatra tany @ Andriamanitra Ray izy ny andro nahafatesany dia vakio tsara ito voasoratra ito dia jereo tsara hoe HOAVIANA i Jesoa no nilaza io t@ Maria : rehefa nitsangana t@ maty izy ny andro fahatelo :


Jean: 20.17 Jésus lui dit : Ne me touche pas ; car je ne suis pas encore monté vers mon Père. Mais va trouver mes frères, et dis-leur que je monte vers mon Père et votre Père, vers mon Dieu et votre Dieu.


Ka manontany anao ao RBNIR, mba hiaiky ny fahamarinan'ny Baiboly ianao sa ny fampianarana azonao tsy mifanaraka amin'ny baiboly no ambony aminao? Averiko ihany tadidio fa misy ny fanahy sandoka sy ny mpampianatra diso.
160. RBNIR ( 14/05/2020 07:05)
tsy fantatro hoy aho satria izaho tsy mpanao an'io...ary izay mihitsy no nahatonga ahy hiteny hoe "hono"...

nizara 2 kosa e, ny fanahiny niakatra avy hatrany tany paradisa...(Lio.23:43)

ny vatany kosa nijanona tao ampasana

Izany hoe raha hanao ihany dia tokony hoe ....maty ka nalevina, dia nijanona telo andro tao ampasana (= sejour des mort) ......

satria izay no tena marina fa ity mihitsy ange ilay teneniko hoe diso e! ianao nitondra teny tao amin'ny asa.2:31 nanamarinanao ny teninao ny ao anefa misy dikany mazava hoe [*Gr Hadesy] hadesy = helo toeram-pijaliana dia io mihitsy no diso...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1692