mba zaraina hoan'ireo siantifika

1. gasy1zay ( 15/03/2020 02:33)
https://emcitv.com/page/video/la-question-des-origines-et-la-notion-de-creation-132588.html
novalian'i rhaj0 ny 20/03/2020 12:41
2. rhaj0 ( 16/03/2020 01:08)
"des scientifiques prennent la parole" HONO.

DES scientifiques, miteny @ anaran'ny tenany manokana.

Hafa ny hoe, publications scientifiques efa nataon'ny scientifiques namany REVIEW ary ofisialy.


- Ka raha alahady izy mandrevirevy sy dangidangy be @ ilay hoe, "hidoladola be eny @ Rahon'ny Lanitra i Jesosy" (miaraka @ pere noel), nefa ny alatsinainy, rehefa velominy drone na jereny ny hitan'ny satelita, dia hitany tsara ny maha-absurde sy ridicule an'izany midoladola be ao ambony (rahona) ao izany,

- na koa hoe, alahady izy mitoreo sy mandrango-tena hoe, "Satana no anton'ny ratsy rehetra", nefa ny alatsinainy izy miezaka ny hanazava ny "anton'ny" coronavirus ohatra

- na akory aza hoe, alahady izy mandrevy manofahofa ny recette-nJesosy, toa ny hoe "fotaka+rano=mahasitrana jamba", nefa ny alatsinainy izy mamboatra bionic eye

- na koa hoe, alahady izy manozonozona mifiritidritika an'izao "bibilava-niresaka t@ Eva" izao, nefa ny alatsinainy izy mandalina hoe Viper venom prevents blood from clotting, which can be harnessed for anticoagulant drugs.

dia ... izay izany fa tsisy terena na vozonana io ry Gasy1zy aaa... Rehefa tsy mampiditra ny doladola be eny @ rahona izy, na izay recette-nJesosy @ marary izany, dia an'azy ny azy :-)


Na azonao avoaka tsi11 eto ny nolazain'ireo hoe "des" scientifiques, dia ndao azany resahina ee...
3. RBNIR ( 16/03/2020 06:25)
ngah ireo ihany e! efa nambarako teto fa maro ireo siantifika andrarezina (savants) no nino Azy....


https://fr.aleteia.org/2014/06/21/quand-25-savants-illustres-confessent-leur-foi-en-dieu/

dia na dia amin'izao fotoana izao koa aza mbola betsaka ireo siantifika no maneho ny finoany an'Andriamanitra...

https://www.psychologies.com/Culture/Savoirs/Sciences/Articles-et-dossiers/Ils-sont-scientifiques-et-croient-en-Dieu
4. RBNIR ( 16/03/2020 06:27)
Cauchy (1789- 1857) illustre mathématicien : " Je suis chrétien, je crois en la divinité du Christ, comme tous les grands astronomes, tous les grands mathématiciens du passé. "

ireo mathématicien sy astronomes fahiny izany no tena anisan'ny nino an'i Kristy an!!!

Io vavolombelona olona niaina tamin'izany fotoana izany manambara azy....
5. RBNIR ( 16/03/2020 06:29)
sady notsindriny tsara mihitsy hoe je crois en la divinité du Christ...

Izany hoe manaiky koa izy fa tena Andriamanitra marina tokoa i Jesosy !!!
6. gasy1zay ( 16/03/2020 09:52)
Tsy mety @ rhaj0 mintsy ilay hoe siantifika misy mino an'Andriamanitra?

7. endriny ( 16/03/2020 13:42)
Dia nahafoana ny Coronavirus ve ny finoana an'Atra?
8. rhaj0 ( 16/03/2020 13:48)
Inona @ ity indray no tsy azonao ry RBNIR:

[size=15]DES scientifiques, miteny @ anaran'ny tenany manokana.

Hafa ny hoe, publications scientifiques efa nataon'ny scientifiques namany REVIEW ary ofisialy.[/size]
9. RBNIR ( 16/03/2020 14:16)

rhaj0:

Inona @ ity indray no tsy azonao ry RBNIR:

[size=15]DES scientifiques, miteny @ anaran'ny tenany manokana.

Hafa ny hoe, publications scientifiques efa nataon'ny scientifiques namany REVIEW ary ofisialy.[/size]


tahaka ny tsy fahazoanao ilay fampianarana tsy misy kilema voizina ankehitriny lazainao tsy mifanaraka amin'ny taon'ny razana hatrizay.....
Dia tahaka ny moana sy marenina eo fa amin'ny andro farany aloha fantatro hoe iza no hitomany (raha tsy mibebaka)...
10. rhaj0 ( 16/03/2020 14:36)
gasy1zay:
Tsy mety @ rhaj0 mintsy ilay hoe siantifika misy mino an'Andriamanitra?

Tsy manisy olana @ izany aho. Ny 80% na 70%-n'ny Siantista no atheist na agnostic.

Izany hoe, 20% na 30% midogaigy :-)


rhaj0:

- Ka raha alahady izy mandrevirevy sy dangidangy be @ ilay hoe, "hidoladola be eny @ Rahon'ny Lanitra i Jesosy" (miaraka @ pere noel), nefa ny alatsinainy, rehefa velominy drone na jereny ny hitan'ny satelita, dia hitany tsara ny maha-absurde sy ridicule an'izany midoladola be ao ambony (rahona) ao izany,

- na koa hoe, alahady izy mitoreo sy mandrango-tena hoe, "Satana no anton'ny ratsy rehetra", nefa ny alatsinainy izy miezaka ny hanazava ny "anton'ny" coronavirus ohatra

- na akory aza hoe, alahady izy mandrevy manofahofa ny recette-nJesosy, toa ny hoe "fotaka+rano=mahasitrana jamba", nefa ny alatsinainy izy mamboatra bionic eye

- na koa hoe, alahady izy manozonozona mifiritidritika an'izao "bibilava-niresaka t@ Eva" izao, nefa ny alatsinainy izy mandalina hoe Viper venom prevents blood from clotting, which can be harnessed for anticoagulant drugs.

dia ... izay izany fa tsisy terena na vozonana io ry Gasy1zy aaa... Rehefa tsy mampiditra ny doladola be eny @ rahona izy, na izay recette-nJesosy @ marary izany, dia an'azy ny azy :-)

11. gasy1zay ( 16/03/2020 14:38)

rhaj0:

Inona @ ity indray no tsy azonao ry RBNIR:

[size=15]DES scientifiques, miteny @ anaran'ny tenany manokana.

Hafa ny hoe, publications scientifiques efa nataon'ny scientifiques namany REVIEW ary ofisialy.[/size]



Aza kamokamo rhaj0 fa mba ataovy koa ny devoir nao fa ny scientifiques namany mety mbola variana mitady rano any @ planete xxx any @ xxx xxx annee lumiere ... sady ry zareo hono tsy miraharaha izany fa ohatrany rhaj0 hoe ny zafiafin'i zafiafy hahita azy ao lol! Sa tsy vitan'i rhaj0 mivalider na miinvalider theorie/publication 1?
12. rhaj0 ( 16/03/2020 14:51)
Publication scientifique no iaingana ry Gasy1zay, satria ho'a ireo no efa nanaovana REVIEW, no-cross-checker-n'ny siantista namany ny fitombenany, na votoatiny na procedure.

Inona no tsy azon'i Gasy1zay @ izany?
13. gasy1zay ( 16/03/2020 18:34)

rhaj0:

Publication scientifique no iaingana ry Gasy1zay, satria ho'a ireo no efa nanaovana REVIEW, no-cross-checker-n'ny siantista namany ny fitombenany, na votoatiny na procedure.

Inona no tsy azon'i Gasy1zay @ izany?


Mazava be mintsy ka, tsy mahazo ekena raha tsy novaliden'ny siantifika hafa, ka na inona na inona valimpikarohana mivoaka na iza na iza mamoaka azy milaza tena ho siantifika dia tsy misy miraharaha raha tsy nojeren'ny siantifika hafa, noverifieny sns...azoko hoe maninona tokoa tsy niova ny theorien'i Darwin 130 taona mahery taorin'ny nafatesany nefa ny evolution ny siansa sy technologie nandritry izay fotoana izay ... dia tsy tenenina intsony na dia ilay resaka adn sy genetique fotsiny aza. Izay zany e! Refa tsisy micross check zany dia zay boky tontan'i papi darwin ihany aloha vakiana fa sao bedy eo ( ny siantifika)
14. gasy1zay ( 16/03/2020 18:48)
Iray nambarany, dia ny etude genetique hoy izy dia milaza fa tsy afaka mievoluer ny adn 1 ho lasa nouvelle espece fa trondro x million d'annee hita fossil dia mitovy ny adn misy sy miaina @ taonjato misy antsika...misy exemple vitsivitsy niraisiny tao ( gidro, vitsika, trondro, ...) jereo raha misy fotoana e!
15. rhaj0 ( 16/03/2020 18:58)
cool... rehefa hi(s)ainanao ilay "work in progress" dia tena tsy manisy olana @ n'inon'inona ianao ry Gasy1zay aa...

@ fikarohana siantifika ry Gasy1zay, dia samy manolotra ny fikarohany (ho publication), dia jeren'ny namany, avadibadika, ary dia mikezaka ny mi-reproduire ny namana, dia confirmer-na dia iny indray aloha izany no eken'ny rehetra, ambara-paha...

Ary raha misy mistakes ohatra ny naroson'i Darwin, dia izay izany, fa dia ahitsy dia miroso hatrany.

Tsy revirevy/faminaniana no iankinana fa ny zava-misy miaraka @ fanaporofoana azy. Rehefa mitombo ny fahalalana, dia lalina kokoa ny fanaporofoana. Ary dia (mety) miova ny fanazavana.


Ohatra izao @ fizika, dia misy mandroso ny string theory. Maro ny miezaka ny manaporofo ny fitombenany. Misy manome porofo. Matematika. Na kirakira. Misy maneho ny tsy fahampiany na tsy fitombenany @ tranga sasany ohatra. Misy milaza hoe loop quantum gravity no izy. Dia maninona anefany? Tsisy very torimaso ny Siantista fa vao mainka azany mazoto mifoha maraina hikaroka lalindalina kokoa,


Fa velabelaro eto hoe ny eritreritr'ilay mpino-alahady-scientifique-alatsinainy ao @ video teo ry Gasy1zay? Ameo 1 fotsiny dia iaraha-midinika eto ee.. Fanteno izay tena manitikitika ny sainao ao.
16. gasy1zay ( 16/03/2020 19:02)
Tsy haiko raha tena nijery nareo na tsia, fa noraisiny ohatra izao ilay australopitheque Lucie , nalaza be hoe grand mere de l'humanite hono t@ nahitana azy , nefa taty aorina dia hita fa tsy misy ifandraisany @ olombelona dia namboamboarina hoe " cousine eloignee" hono
17. rhaj0 ( 16/03/2020 19:13)


Dia tsy eken'ny sainao ny @ Lucy io ambony io,
fa aleonao Gasy1zay mino an'i Madame Eva ito ambany ito..

[/img]
18. gasy1zay ( 17/03/2020 00:43)
https://www.sciencesetavenir.fr/archeo-paleo/paleontologie/qui-etait-vraiment-lucy-l-australopitheque_104103

Je cite :
Lucy, notre arrière arrière arrière (...) grand-mère ? Pas tout à fait...
Du fait de sa bipédie, Coppens et ses collègues ont cru qu'A. Afarensis était un de nos ancêtres direct. Mais de nouvelles découvertes sont venues ébrécher cette idée notamment lorsque l'on a trouvé Toumaï, un squelette de pré humain âgé de 7 millions d'années, déjà bipède. On pense donc aujourd'hui qu'il y a 8 à 10 millions d'années, lorsque les lignées des grands singes et celles des humains ont pris des chemins séparés,

https://fr.wikipedia.org/wiki/Lucy_(australopith%C3%A8que)

tsy hain'ny zareo akory aza ny farany na lahy na vavy lucy fa dia saika nataony hoe lucifer hono ( ???)

19. gasy1zay ( 17/03/2020 01:02)

rhaj0:

Publication scientifique no iaingana ry Gasy1zay, satria ho'a ireo no efa nanaovana REVIEW, no-cross-checker-n'ny siantista namany ny fitombenany, na votoatiny na procedure.

Inona no tsy azon'i Gasy1zay @ izany?


ito ny tohin'ilay video
https://emcitv.com/page/video/l-evolution-darwinienne-vs-decouvertes-genomiques-132592.html

raha publication scientifique no tadiavin'i rhaj0 dia ireto ny navoakan'ingahy André Eggen

https://www.researchgate.net/profile/Andre_Eggen

mba manana doctorat izy io fa dia aza ambaniana na manohitra ny hevitrao ao aza :)
20. rhaj0 ( 17/03/2020 01:47)
Raha ny @ Lucy, dia efa hoe, "work in progress" ny Siansa, ka raha Toumai indray izany no takatra aty aoriana, dia izay izany, ka maninona moa? Mbola ho ahitsin'ny Ankizy koa izany any aoriana. Dia efa fantatra tsara koa azany ve ohatra iza no rain'i Toumai?
Io toa ny Big-Bang ihany, hay ny Big-Bang, fa fantatra ve ny taloha kelin'ny Big-Bang? Tsy mbola. Ary raha ho hazavain'ny Ankiy izany any aoriana, dia mety hiova indray koa ny fanazavana ny Big-Bang. Ary tsy olana mihintsy ny @ izany eee...

Raha ny publication an'i Andre Eggen indray, dia mazava ho azy fa Siantista ingahy rainy ary nanao publication (ilay 20-30% midogaigy). Fa ny resaka dia hoe, ilay izy mipapapapa @ ilay hoe "prend paroles" tao ilay video ve, ny publication-ny no noresahiny, sa resa-baiboly? Nojereko ny lisitry ny publication-ny fa tena TSISY resa-baiboly.

Ka ingahy Andre izany, isan'ilay hoe, alahady manindrahindra ny "eo ambany aviavy, mitaingina ny zana-boriky" araka ny soratra ao @ Lioka, ary ny alatsinainy izy mandalina ny Design and Characterization of a 52K SNP Chip for Goats sy ny boriky koa? sampona eee? izay ilay midogaigy :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1569