zanak'Atra sy Zanak'Atra

61. rhaj0 ( 16/03/2020 14:21)
hotry ny ahoana azany k'lou izao Jesosy midoladola eny @ rahon'ny lanitra izao ry HRNRN, mba itovizan'ny tadin-dokanga ee..

Sexy hotr'ity ve..

sa sexy hotr'ity...
62. RBNIR ( 16/03/2020 14:24)
« Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena. » (Apokalypsy 1:7)

Vinavinao araka io teny io e! Mahita daholo na aiza na aiza misy anao na pole sud , na nord, na west na est...dia saintsaino araka izany hoe otran'Iza Izy rehefa miverina...

Fa voasoratra hoe hisy ny hitomany mafy an!!! (noho ny nenina) hisy tena hifaly....satria handray valisoa.....
63. rhaj0 ( 16/03/2020 14:57)
I John the Elder mi-delire ve no vakianao ry RBNIR, dia io mi-delire io koa ianao.

Dia hoe "mahita pole sud"... ntsss.... ny farany atsimo @ Baiboly re dia ny tongotr'I Kilimanjaro eee..

Raha ilay faharoa ny ao @imazinatin-nao ao ry RBNIR, dia dieny izao dia mba hibitsiho I JEsosy rehefa miresaka aminao iny, hilazao izy hoe, aza dia mipelipelika manofahofa tanana hoe, sao latsaka eo ny lamba izay vao dangidangy mitady fafiny eo ny toa an'i RBNIR :-)
64. RBNIR ( 17/03/2020 07:00)
rhaj0:

I John the Elder mi-delire ve no vakianao ry RBNIR, dia io mi-delire io koa ianao.

Eny hoy aho ry rhaj0 a! dia mbola lazaivo fa midelira daholo ihany koa ireo olona hisehoany sy hiresahany ankehitriny e!!!

Fa ho maro hoy aho ny hanenina rehefa ho tonga eny amin'ny rahon'ny lanitra i Jesosy....

65. rhaj0 ( 17/03/2020 22:49)
66. rhaj0 ( 23/03/2020 12:33)
aiza iz'ty ry Midrou aa.. TSY ankamerim-botsotra anie ny eto ee... :-)
Aza fafana kosa ilay resakao teo fa tena lehibe anie ny fitombenany teo ee :-)
67. midrou ( 23/03/2020 13:08)

aiza iz'ty ry Midrou aa.. TSY ankamerim-botsotra anie ny eto ee...
Aza fafana kosa ilay resakao teo fa tena lehibe anie ny fitombenany teo ee

Ka adisoko ilay tena tiko hambara tsinona ko!

Dia hoe "mahita pole sud"... ntsss.... ny farany atsimo @ Baiboly re dia ny tongotr'I Kilimanjaro eee..

Raha ilay faharoa ny ao @imazinatin-nao ao ry RBNIR, dia dieny izao dia mba hibitsiho I JEsosy rehefa miresaka aminao iny, hilazao izy hoe, aza dia mipelipelika manofahofa tanana hoe, sao latsaka eo ny lamba izay vao dangidangy mitady fafiny eo ny toa an'i RBNIR

Tsy rediredy io rhajO a!
Toa ireto olona ireto no toerana misy anao ankehitriny.
Reo mantsy rehefa tsy nino dia Jesosy mihintsy no nilaza taminy izao teny izao:

Matio 26 : 64. Hoy Jesosy taminy: Voalazanao; ary koa, lazaiko aminareo: Hatramin'izao dia ho hitanareo ny Zanak'olona mipetraka eo amin'ny tanana ankavanan'ny Hery sy avy eo amin'ny rahon'ny lanitra. []

Tena ho hitan'ny maso tokoa,ary ilay hoe " ho hitanareo..." di izao tontolo izao mihihintsy no miara-mahita @ fotoana iray

Apokalypsy 1 : 7. Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena.

Koa ny maso rehetra dia hahita Azy e!!!!

Izany no andrasan'ny Kristiana rehetra .
68. rhaj0 ( 23/03/2020 15:16)
io ho'a ny Kristiana fantatrao ao @ manodidina anao ao angamba no miandry an'izany Jesosy midoladola eny @ rahon'ny lanitra izany, fa ny Kristiana sasany efa évolué, efa tsy manonofy an'izany intsony, fa tantara fakana "inspiration" ny resa-Baiboly amin-drizareo.

Ohatra hoe mamaky Blanche-neige ho'a ianao ry Midrou. Dia hoe, misy bainina kely ananki-7 samy manana ny toetrany. Dia izay izany, mba mampieritreritra sy inspiré ianao izany hoe, misy toetra 7 samy hafa izy izany. Fa TSY manao toa i RBNIR ianao, fa ny an'i RBNIR, narotsany mba ao @ tantaran'i BN koa ny tenabeny, ary dia i RBNIR HONO no bainina kely #8

Sa tsy izany ry RBNIR? :-)
69. RBNIR ( 24/03/2020 06:01)

na ny olona otranao izao aza ange rhaj0 voasoratra mazava ao anaty baiboly hoy aho e!!

ny mampalahelo fotsiny dia ratsy ny hanambarana anao ao...
70. rhaj0 ( 24/03/2020 15:36)
izaho anie mba "miresaka @ Jesosy" toa anao ihany ry RBNIR, ary Izy nefa tsy mba miteny amiko toa anao io, fa mampirisika hatrany izy hoe:
tohizo ny fampieritreretana atao eo @ seraseran,i Hery, indrindra @ i RBNIR izay mbola manompo an'i HRNRN mpanambaka vahoaka, ary ilay RBNIR koa nefa vao mainka mitady hisavisavika olona dia hampandoa ny olona ny 1/10 koa.
71. RBNIR ( 25/03/2020 08:40)
rhaj0:

izaho anie mba "miresaka @ Jesosy" toa anao ihany ry RBNIR, ary Izy nefa tsy mba miteny amiko toa anao io, fa mampirisika hatrany izy hoe:

Ilay hoe miresaka aloha dia diso satria azoko antoka 100% tsy hiresaka aminao mihitsy Izy rhaj0...

Raha niresaka taminao izy hafa mihitsy ny zavatra nambaranao teto....
72. rhaj0 ( 25/03/2020 11:43)
RAha "niresaka" taminao koa ho'a ilay teo ankavanan'ny hazo fijaliana, dia tena TSY hino ianao RBNIR (mpisoronabe), fa tonga dia ho aviavy ianao ho'a hoe: ... non non non... hozy ny Genesisy hoe ...

Fa hotr'izay i Jesosy rehefa "miresaka" amiko eee.. i RBNIR ihany anie no be filaza fa izay tiaNy iresahana no iresahaNy, ary araka izay fomba tiaNy iresahina sy isehoaNy... na hotrhotr'izany.

Fa dia ataovy eo azany fa tena halazako @ Jesosy 'le RBNIR TSY AMPY FINOANA ity.. ataovy eo foana.
73. RBNIR ( 25/03/2020 11:47)

Raha niresaka taminao Izy dia tsy nanohitra izao fampianarana izao ianao ary mijoro eto imason'ireto olona fa mino Azy amin'izay manomboka izao...

Ka ahoana???sahy hanao otran'i paoly apostoly sa???
74. rhaj0 ( 25/03/2020 12:13)
Andraso aloha fa "hiresaka" @ Jesosy indray aho izany rahariva, ary hanontaniako Izy hoe, tena mba niseho t@ Paoly tokoany va Ianao, sa i Paoly, izay ilay Saoly nanenjika Anao, no mandainga ary misavisavika ny anaraNao, nefa ny lazain'i Paoly dia MIFANOHITRA @ fampianaraNao Jesosy. Ianao Jesosy mantsy iny faramparany iny, nilaza hoe reveo MAIMAIM-POANA izy ity, nefa ny an'i Paoly nataony henjana be ny institution hikepokepohana ny hatsembohan'ny olona.

Satria koa raha niresaka tamiNao tokoany i Paoly, dia ahoana azany tsisy "fanasitranana" MIHINTSY nataon'i Paoly, nefa Ianao Jesosy ka dia reraka nampianatra fanasitranana, ary in-1 andro azany Ianao Jesosy dia leo be hoe, inona foana no iarahaNao @ ireto TSY AMPY FINOANA TSY mahavita manasitrana ireto.

HO avy tsy ho ela ny vaovao an-tsary fa mahandrasa kely ry RBNIR aa :-)
75. RBNIR ( 25/03/2020 13:41)
rhaj0:

Satria koa raha niresaka tamiNao tokoany i Paoly, dia ahoana azany tsisy "fanasitranana" MIHINTSY nataon'i Paoly, nefa Ianao Jesosy ka dia reraka nampianatra fanasitranana, ary in-1 andro azany Ianao Jesosy dia leo be hoe, inona foana no iarahaNao @ ireto TSY AMPY FINOANA TSY mahavita manasitrana ireto.

Nanasitrana i paoly ka...

« Ary ny tànan'i Paoly no nanaovan'Andriamanitra fahagagana lehibe maro, » (Asan'ny Apostoly 19:11)
« ka dia ny mosara sy ny fiaron'akanjo teny aminy no nentina hatao amin'ny marary, dia sitrana ny aretiny, ary nivoaka ny fanahy ratsy. » (Asan'ny Apostoly 19:12)
76. RBNIR ( 25/03/2020 13:44)
raha izao zavatra entinao izao dia tandremo fa mety ho voafitaky ny Jesosy sandoka ihany ianao...
mety hisy hiseho aminao ihany nefa tsy Izy fa fanahy hafa hamitaka anao ....
77. gasy1zay ( 25/03/2020 14:56)

rhaj0:

Rehefa tsy mbola manana fifandraisana marina amin'Andriamanitra ianao dia tsy ho azonao mintsy ny fiasan'Andriamanitra eo @ fiainanay miaraka aminy sy ny fifandraisanay aminy ka diso be ny remarque nao hoe choose reality raha tsy hainao akory ny safidy hafa ( ilay miaraka aminy)

78. rhaj0 ( 25/03/2020 16:03)
Dia tena henjana be ny imazination-nao ry Gasy1zay @ izao Ami Imazinera izao.

RAha ny fahitako azy, dia

- loza kokoa I GAsy1zay sy ny Itsimahalalaafatsynysaimpantany, ka ilay imazination-ny no raisiny ho ambony kokoa noho ny zava-misy

- raha miolotra @ RBNIR sy ny imazination-ny.. ny an'i RBNIR mba misy tsindrontsindroka Baiboly mba lasa balise ihany, na dia hors sujet azany ny antsasaky ny resak'i RBNIR
79. gasy1zay ( 25/03/2020 16:56)
ka lojika be ny zavatra ambarako fa i rhaj0 no tsy mahatakatra( na mody tsy matakatra)

ny kisarisary milaza hoe : Dieu est un ami imaginaire ( jugement sy fijerina olona tsy mino) dia avy eo misuggerer hoe choisis la réalité , ce serait mieux pour tout nous tous

dia maka recul kely i rhaj0, lojika ve raha misy olona manome conseil amin'ny zavatra tsy fantany na tsy mbola niainany?

Mbola tsy takatry i rhaj0 ihany? eny ary fa omeko ohatra terre à terre indray rhaj0

Misy kanadiana 1 manana fijeriny momba an'i Madagasikara, izy nefa tsy mbola nakany na nipetraka tany fa ny fantany dia Canada ihany, lojika ve izy raha hiteny hoe Canada tsara na ratsy noho Madagasikara nefa izy tsy mahalala an'i Madagasikara akory?

80. rhaj0 ( 25/03/2020 19:41)
Comparaison n'est pas raison hono, fa na izany aza,
- ampitahao @ FInoan'ny Ankizy an'i Pere Noel ny Finoanao an'ilay Ami Imazinera.
- Ampitahao @ lazain'ny ANkizy izay lazainao Gasy1zay rehetra momba ny Finoanao an'ilay Ami Imazinera.
DIa ho hitanao fa dia mirima tsara loatra nareo roaroa ireo.

Ataovy anie ny exercice, dia apetraho hoe, Ami Imazinera = Dieu/God = Pere Noel

Ohatra 1
Samy mino ianareo fa ilay Ami Imazinera dia mijery avy "ao ambony ao"

Ohatra 2
Samy mino ianareo fa raha hendry dia mahazo kadou avy @ ilay Ami Imazinera

Ohatra 3
Samy mino ianareo fa "miresaka" aminareo ilay Ami Imazinera

Ohatra 4
Samy mino ianareo fa manana mpanampy ilay Ami Imazinera (lutin na anjely)

Ohatra 5
SAmy mino ianareo fa "hidina" avy "ao ambony ao" ilay Ami Imazinera, mitaingina soavaly na bitro na whatever. Ary misy mitsoka Anjomara manambara ny fidinany

Ohatra 6
Samy mino ianareo fa misy ratsy fanahy (mean spirited) manao izay ratsy eo (the grinch na i Satana)

Ohatra 7
SAmy tezitra nareo rehefa tsy mino ny inoanareo ny olona

Ohatra 8
Rehefa miha-matotra nareo, dia lasa TSY mino an'ilay Ami Imazinera intsony.
Eto izao dia mbola TSY tonga @ ity dingana ity nefa i Gasy1zay. Koa na ny Papa azany mba mbola ao koa.

Fa dia izay ilay mampivanitika be anay izay TSY mino an'ireo abobo ireo ry GAsy1zay aaa... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6029