Fampianarana manisa amin'ny teny malagasy (1)

1. Nav ( 14/02/2020 15:28)
Fampianarana manisa amin'ny teny malagasy

FITSIPIKA FOMBA FANISANA
Fomba fanisana manara-penitra (manaraka ny fitsipika matematika) ary mahomby.

Fitsipika I : Mitenena teny malagasy

0 : Zero 1 : Iray 2 : Roa 3 : Telo 4 : Efatra
5 : Dimy 6 : Enina 7 : Fito 8 : Valo 9 : Sivy

10 : Folo 100 : Zato 1000 : Arivo
1 000 000 : Iray Tapitrisa 1 000 000 000 : Iray Miliara

10 : Folo 20 : Roampolo (fa tsy: Roapolo) 30 : Telompolo (fa tsy: Telopolo)
40 : Efampolo (fa tsy: Efapolo) 50 : Dimampolo 60: Enimpolo
70 : Fitompolo (fa tsy: Fitopolo) 80 : Valompolo (fa tsy: Valopolo)
90 : Sivimpolo (fa tsy: Sivifolo)

novalian'i Nav ny 26/07/2023 08:04
2. Nav ( 26/07/2023 08:04)
Jereo fa efa nisy endrika vaovao nampisehoana ity "Fanisana malagasy vaovao" ity 3 taona aty aoriana, izao Taona 2023 izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1858