Dia hoe ...

161. gasy1zay ( 10/12/2019 16:55)

RBNIR:

raha tsy mahatakatra izay ny olona iray dia tsy handoa 1/10 fa avy dia akepony (fahotana mahafaty satria ny fandoavana ny 1/10 dia didy napetrak'Andriamanitra mba hianaran'ny olona hatahotra an'Andriamanitra........... "mba hianaranao hatahotra an'i Jehovah Andriamanitrao mandrakariva. » (Deotoronomia 14:23)

Raha misy izany fiangonana tsy mampandoa 1/10 dia tsy mampianatra ny mpino ao aminy hatahotra an'Andriamanitra izany fiangonana izany....(ho hita miharihary ny toetran'ireo mpino ao ireo rehefa avy eo ary aza gaga raha mivoana tsy araka ny mahakristiana intsony satria tsy nampianarina hatahotra an'Andriamanitra (araka ilay deot.14:23)

1Jean 4:18 > La crainte n'est pas dans l'amour mais l'amour parfait bannit la crainte

RBNIR a, tsy tokony hanao zavatra ianao fa matahotra an'Andriamanitra fa kosa noho ny fitiavanao azy

Efa niova hoa ny fanekena fa ny taloha natao ho anatra ho antsika
162. gasy1zay ( 10/12/2019 17:08)

RBNIR:

« ary ny Levita izay ao an-tanànanao dia aza foinao; fa tsy manana anjara na lova eo aminao izy. » (Deotoronomia 14:27)
« ary dia aoka ho avy ny Levita (satria tsy mba manana anjara na lova eo aminao izy) sy ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay ao an-tanànanao, dia hihinana izy ka ho voky, mba hotahin'i Jehovah Andriamanitrao ianao amin'ny asan-tananao rehetra izay ataonao. » (Deotoronomia 14:29)

Hodianao tsy hita v izany ireo teny manaraka aoriana ireo gasy1zay?????

Izao ary e! Moa ve zany ianao naharay lova tany toy ny an'ny zanak'israely fahiny? Ny 1/10 nareo ve zany azon'ny mahantra ampiasana sa tsia? Fa misy levita ve zany ao aminareo? Fa tsy azon'i RBNIR ve fa ny Levita dia mpisorona ary ny famonjena nataon'i Jesoa Kristy dia indray mandeha ihany ka tsy mintsy intsony ny fisoronana? Paoly, petera, barnabasy, jaona sns... nisy nandray 1/10 ve? Nisy epistily firy nosoratan'i paoly t@ fiangonana ary misy toko sy andininy ve milaza hoe aloavy ny 1/10 nareo? Sa tena tsy manaiky mintsy i RBNIR hoe misy fanekena 2 ao anaty baiboly ao?
163. RBNIR ( 10/12/2019 17:43)

gasy1zay:

Hoy paoly ry gasy1zay hoe raha tianao hotanteraka ny famonjena anao dia.....miasa amin'ny tahotra sy hovitra......

« Koa amin'izany, ry malalako, tahaka ny nanekenareo mandrakariva, tsy fony teo aminareo ihany aho, fa ankehitriny dia bebe kokoa aza raha tsy eo aho, miasà amin'ny tahotra ny ny hovitra hahatanteraka ny famonjena anareo. » (Filipiana 2:12)
164. RBNIR ( 10/12/2019 17:44)
tsy misy mifanohitra ny teny fa mila mahay mandray tsara fotsiny ihany.....tena takin'Andriamanitra ny fahatahorana Azy amin'izao fotoana iainantsika izao....

« nanao tamin'ny feo mahery hoe: Matahora an'Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro* fitsarany; ary miankohofa eo anoloan'izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano. [* Gr. ora] » (Apokalypsy 14:7)
165. RBNIR ( 10/12/2019 17:52)

gasy1zay:

RBNIR:

« ary ny Levita izay ao an-tanànanao dia aza foinao; fa tsy manana anjara na lova eo aminao izy. » (Deotoronomia 14:27)
« ary dia aoka ho avy ny Levita (satria tsy mba manana anjara na lova eo aminao izy) sy ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay ao an-tanànanao, dia hihinana izy ka ho voky, mba hotahin'i Jehovah Andriamanitrao ianao amin'ny asan-tananao rehetra izay ataonao. » (Deotoronomia 14:29)

Hodianao tsy hita v izany ireo teny manaraka aoriana ireo gasy1zay?????

Izao ary e! Moa ve zany ianao naharay lova tany toy ny an'ny zanak'israely fahiny? Ny 1/10 nareo ve zany azon'ny mahantra ampiasana sa tsia? Fa misy levita ve zany ao aminareo? Fa tsy azon'i RBNIR ve fa ny Levita dia mpisorona ary ny famonjena nataon'i Jesoa Kristy dia indray mandeha ihany ka tsy mintsy intsony ny fisoronana? Paoly, petera, barnabasy, jaona sns... nisy nandray 1/10 ve? Nisy epistily firy nosoratan'i paoly t@ fiangonana ary misy toko sy andininy ve milaza hoe aloavy ny 1/10 nareo? Sa tena tsy manaiky mintsy i RBNIR hoe misy fanekena 2 ao anaty baiboly ao?

Ireto no asa nanokanana ny levita....

« Ny firenen'ny Levita ihany no aza alamina, ary aza mba alaina isa miaraka amin'ny Zanak'Isiraely; » (Nomery 1:49)
« fa tendreo izy hitandrina ny tabernakelin'ny Vavolombelona sy ny fanaka rehetra ary ny zavatra rehetra izay momba azy; fa izy no hitondra ny tabernakely sy ny zavatra rehetra momba azy sady hanao fanompoam-pivavahana ao; ary manodidina ny tabernakely no hitobiany. » (Nomery 1:50)
« Ary raha hafindra ny tabernakely, dia ny Levita no hangorona azy; ary raha haorina ny tabernakely, dia ny Levita no hanangana azy; fa raha olon-kafa no manakaiky, dia hatao maty izy. » (Nomery 1:51)

1 hitandrina ny tabernakelin'ny vavolombelona sy ny fanaka rehetra ary ny zavatra rehetra izay momba azy.....
amin'izao fotoana izao moa tsy misy fanaka sy zavatra rehetra momba azy tokony hotandremana ao ampiangonana??? sa avela haloto sy ho potika ao io fa tsy hotandremana intsony???

2- hitondra ny tabernakely sy ny zavatra rehetra momba azy (mety hoe tsy tabernakely intsony fa misy fanaka maro ao tokony hoe tandremana)

3- hanao fanompopivavahana (fa inona kay no atao rehefa alahady na sabotsy any ampiangonana)???,

Ny tena marina raha ny tokony ho izy dia olona tsy natao hiasa intsony no tokony hanao izany rehetra izany ka na iza na iza tafiditra amin'izany dia levita izy izay....

Dia ny olona tahaka izany no mendrika handray ny ampahafolony araka ny fampianarana fahiny...
166. RBNIR ( 10/12/2019 17:56)
tsy hoe tsy natao hiasa intsony fotsiny ihany fa voatendrin'Andriamanitra mihitsy hanao izany....

sao dia lasa misy alaimpanahy hianatra an'izany....Vakio tsara fa i Jehovah mihitsy no miteny hoe tsy manana anjara intsony ireo fa hanao ny raharahako fa tsy hoe ianao no lasa manendry ny tenanao hanao tahaka izany....

MIANDRASA ANTSO!!!!
167. gasy1zay ( 10/12/2019 18:49)

Dia hodian'i RBNIR tsy hita indray zany ny Tes II 3: 8-10 ? Paoly no manoratra ary milaza izy fa niasa sy nikely aina mba tsy ny fiangonana no hiantoka azy, izay tsy miasa aoka izy tsy hihinana
168. RBNIR ( 11/12/2019 06:17)
gasy1zay:

Dia hodian'i RBNIR tsy hita indray zany ny Tes II 3: 8-10 ? Paoly no manoratra ary milaza izy fa niasa sy nikely aina mba tsy ny fiangonana no hiantoka azy, izay tsy miasa aoka izy tsy hihinana

Vakio tsara ny zavatra lazain'i paoly....

« tsy noho ny tsy anananay fahefana anefa, fa mba hatolotray aminareo ho fianaranareo ny tenanay. » (2 Tesaloniana 3:9)
9 Ce n'est pas que nous n'en eussions le droit, mais nous avons voulu vous donner en nous-mêmes un modèle à imiter.
Tsy maintsy hianatra grammaire kely indray izany isika gasy1zay....

Raha io teny io no vakiana tsara dia Nanana fahefana tokoa i paoly ary afaka nampihatra izany fahefana (hihinana ny avy amin'ny mpino) nefa te hampianatra ireo mpino (izay tsy manana izay fahefana izay) izy mba hiasa fa tsy hiantehatra amin'ny herim-pon'ny sasany...

Fehiny niasa izy mba tsy hanafitohina ireo sasany....saingy ny fahefana dia efa nomen'Andriamanitra azy afaka nataony afaka koa tsy ataony.....

ka io ilay nambarako hoe ny mpino ange "matetika fa tsy hoe tsindraindray" tsy mba mahay mankasitraka e! ary misy mihitsy aza loza be, olona miasa fatratra hamonjy ny fanahiny ataony tsinotsinona.....
Nefa ny teny dia mampianatra hoe....« Aoka izay ampianarina ny teny mba hahafoy zava-tsoa ho an'izay mampianatra. » (Galatiana 6:6)

Ireto no porofo fa nomena fahefana marina tokoa ireo iraka mivantana avy tamin'i Jesosy ireo « Ary izay tanàna na vohitra hiakaranareo, dia fantaro tsara izay miendrika ao; ka mitoera ao aminy mandra-pialanareo. » (Matio 10:11)

Ny tena marina ny atao hoe olona miendrika voalaza eto dia ireo olona fantatra fa hahay hankasitraka tsy himonomona velively rehefa hitoeran'ireo iraka ireo (na ho ela na ho aingana)....vonona hizaka tsara ireo apostoly ireto....

Iray izay fahefana mivantana avy tamin'i Jesosy io manambara fa nomena alalana ireto apostoly iraka ireto hitoetra sy hivelona ao amin'ireo mpino izay hivantanany fa ity koa manamarina fa nahazo izany fahefana izany marina tokoa izireo...

Ary teto dia velon-taraina ihany i paoly nony farany fa tsy araka ilay eritreretinao gasy1zay..

« Raha tsy Apostoly ho an'ny sasany aza aho, dia Apostoly ho anareo tokoa; fa ianareo no tombo-kase mah'Apostoly ahy ao amin'ny Tompo. » (1 Korintiana 9:2)
« Izany no avaliko izay manadina ahy. » (1 Korintiana 9:3)
« Moa tsy mahazo mihinana sy misotro va izahay? » (1 Korintiana 9:4)
« Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan'ny mino* va izahay, tahaka ny Apostoly sasany koa sy ny rahalahin'ny Tompo ary Kefasy? [* Gr. anabavy] » (1 Korintiana 9:5)
« Sa izaho ihany sy Barnabasy no tsy mahazo mitsahatra tsy miasa? » (1 Korintiana 9:6)

Hoy paoly hoe sa izaho ihany sy Barnabasy no tsy mahazo mitsahatra tsy miasa (satria nahita tsara izy fa ny ankoatran'izay tsy niasa fa nihinana sy nisotro soamantsara (aux dépend des croyants....)

169. rhaj0 ( 11/12/2019 17:35)
oops.. kay eto ity resak'ity no tokony napetrako

rhaj0:

Raha ny famakin'i RBNIR Baiboly ho'a, raha ny fahitako azy, dia @ ilay "tsimpontsimponina izay mampety ny baolinany ao",na dia TSY misy ifandraisany @resak'eto azany izany.

TSISY lojika mirindra, tsy mijery ny echelle des temps sy izay context an'ilay "tsimpontsimponina" ao, fa tonga dia kapo-batana mandray am-bolony ao fotisny ny an-dRBNIR

Ohatra. Hozy hono Jesosy hoe, tsy hanova ny lalAna sa inona izy teo Izy.
Dia h@ lalAna any @ Sinagoga no torin-dry RBNIR ho ampiharina @ revin-JEsosy.

Dia fa naninona no niova revy I Jesosy fa tsy nijanona tao @ Sinagoga raha izany?

Io sahala @ ilay ranamana iray izay. Nisy fampitaha hoe, vehivavy = leglizy angamba (ny fandraisany aza) tatsy ho atsy. Ary dia izay leglizy rehetra dia lasa vehivavy.

Dia raha hanao an'io "tsimpontsimpona" io ry RBNIR, maninona koa raha tsimponina, TSY asiana fijerena ny fotoana/context/.. sy indrindra koa, ny tohin-dresaka.. maninona raha "tsimponina" ilay hoe, ataovy sorona ny zanakao ry Abrahama, dia ajanony eo ny resaka? (nefa ny tohin'ny resaka, dia hozy Atra hoe, bilagy iny fa ondry vonoina)

ka raha serieux ianao ry Gasy1zay, dia ho fotsy rora sy ho fotsy volo eo. Nefa moa ianao efa (te-ho) lahifotsy dia tsy quoi izany

Fa izaho eto dia m(amp)ivanitika fotsiny, satria ny aty Kanada, efa nilaza ilay PM iray izay hoe, on a le droit, sa moa, le devoir de se moquer des religions...

170. gasy1zay ( 11/12/2019 18:57)

RBNIR:

gasy1zay:

Dia hodian'i RBNIR tsy hita indray zany ny Tes II 3: 8-10 ? Paoly no manoratra ary milaza izy fa niasa sy nikely aina mba tsy ny fiangonana no hiantoka azy, izay tsy miasa aoka izy tsy hihinana

Vakio tsara ny zavatra lazain'i paoly....

« tsy noho ny tsy anananay fahefana anefa, fa mba hatolotray aminareo ho fianaranareo ny tenanay. » (2 Tesaloniana 3:9)
9 Ce n'est pas que nous n'en eussions le droit, mais nous avons voulu vous donner en nous-mêmes un modèle à imiter.
Tsy maintsy hianatra grammaire kely indray izany isika gasy1zay....

Raha io teny io no vakiana tsara dia Nanana fahefana tokoa i paoly ary afaka nampihatra izany fahefana (hihinana ny avy amin'ny mpino) nefa te hampianatra ireo mpino (izay tsy manana izay fahefana izay) izy mba hiasa fa tsy hiantehatra amin'ny herim-pon'ny sasany...

Fehiny niasa izy mba tsy hanafitohina ireo sasany....saingy ny fahefana dia efa nomen'Andriamanitra azy afaka nataony afaka koa tsy ataony.....

ka io ilay nambarako hoe ny mpino ange "matetika fa tsy hoe tsindraindray" tsy mba mahay mankasitraka e! ary misy mihitsy aza loza be, olona miasa fatratra hamonjy ny fanahiny ataony tsinotsinona.....
Nefa ny teny dia mampianatra hoe....« Aoka izay ampianarina ny teny mba hahafoy zava-tsoa ho an'izay mampianatra. » (Galatiana 6:6)

Ireto no porofo fa nomena fahefana marina tokoa ireo iraka mivantana avy tamin'i Jesosy ireo « Ary izay tanàna na vohitra hiakaranareo, dia fantaro tsara izay miendrika ao; ka mitoera ao aminy mandra-pialanareo. » (Matio 10:11)

Ny tena marina ny atao hoe olona miendrika voalaza eto dia ireo olona fantatra fa hahay hankasitraka tsy himonomona velively rehefa hitoeran'ireo iraka ireo (na ho ela na ho aingana)....vonona hizaka tsara ireo apostoly ireto....

Iray izay fahefana mivantana avy tamin'i Jesosy io manambara fa nomena alalana ireto apostoly iraka ireto hitoetra sy hivelona ao amin'ireo mpino izay hivantanany fa ity koa manamarina fa nahazo izany fahefana izany marina tokoa izireo...

Ary teto dia velon-taraina ihany i paoly nony farany fa tsy araka ilay eritreretinao gasy1zay..

« Raha tsy Apostoly ho an'ny sasany aza aho, dia Apostoly ho anareo tokoa; fa ianareo no tombo-kase mah'Apostoly ahy ao amin'ny Tompo. » (1 Korintiana 9:2)
« Izany no avaliko izay manadina ahy. » (1 Korintiana 9:3)
« Moa tsy mahazo mihinana sy misotro va izahay? » (1 Korintiana 9:4)
« Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan'ny mino* va izahay, tahaka ny Apostoly sasany koa sy ny rahalahin'ny Tompo ary Kefasy? [* Gr. anabavy] » (1 Korintiana 9:5)
« Sa izaho ihany sy Barnabasy no tsy mahazo mitsahatra tsy miasa? » (1 Korintiana 9:6)

Hoy paoly hoe sa izaho ihany sy Barnabasy no tsy mahazo mitsahatra tsy miasa (satria nahita tsara izy fa ny ankoatran'izay tsy niasa fa nihinana sy nisotro soamantsara (aux dépend des croyants....)

za tsy manda hoe adidin'ny kristiana no miahy ny evanjelista na mpitarika azy arampinoana raha toa ka tsy manana atompivelomana afa tsy ny fitoariana filazantsara izy, tena mifanaraka @ baiboly zany fa kosa diso 100% ny filazana hoe nomena azy ny 1/10 ny kristiana tarihiny

Ary maninona moa ireo evanjelista sy mpitondra fivavahana no tsy haka tahaka an'i Paoly ry RBNIR ka hiasa hitady vola koa fa tsy hiantehitra @ kristiana hafa fotsiny?

Ny ahy anie hoa kianiko ny nambaran'i RBNIR hoe tsy mahazo miasa hono zareo nefa io zao mazava be hoa hoe niasa Paoly nefa izy no anisan'ny tena nahavita be t@ fitoariana.
171. RBNIR ( 12/12/2019 06:34)

1- efa bestaka ireo teny nataon'i Jesosy izay nentina teto mitaona ny olona hanantateraka fa tsy handrava ireo lalàna teo aloha (anisany ny 1/10) Mat.5:17; Mat.23:3; Mat.23:23; Mat.19:17
Ity teny iray ity moa no tena manaporofo fa mbola notohizana ny fandoavana ny 1/10 taorian'ny nahafatesan'i Jesosy...
« Ary ety dia izay olona mety maty no mandray ny fahafolon-karena, fa any kosa dia izay nambara fa velona. » (Hebreo 7:8)
Matoa i paoly niteny an'io tamin'ny hebreo dia nanao fahafolon-karena izy izay tao....

N.B : ny atao hoe kristiana dia izay rehetra mino an'i kristy (na jiosy io na jentilisa na iza na iza...sady efa nolazainy fa tsy misy intsony mahasamihafa ireo)....
2 sy 3- ry kefasy (petera) sy ny namany tsy niasa fa novelomin'ny fiangonana 1 Kor.9 tsy niasa....ny tena marina dia izay mihitsy no tena sitrapon'Andriamanitra rehefa misy olona tiany ampiasaina ho azy manontolo tahaka ireo levita dia miteny mihitsy izy hoe tsy miasa intsony ianareo fa izaho no mamelona anareo (tiany ho vita lavorary tsara ny asany fa tsy ala safay)
Izay no nahatonga an'i petera niteny hoe "indro izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra" Mar.10:28

Ny an'i paoly manokana ny fahitako azy tena sarotra tamin'ireo kristiana ny mbola nandray azy tahaka an-dry petera sy ny namany noho i paoly nanenjika kristiana fahiny....izay no nahatonga azy niteny matetika hoe izaho koa ange apostoly sns....

« [Ny nandeferan'i Paoly tsy hovelomin'ny fiangonana tao Korinto] Tsy olona afaka va aho? Tsy Apostoly va aho? Tsy efa nahita an'i Jesosy Tompontsika va aho? Tsy asako ao amin'ny Tompo va ianareo? » (1 Korintiana 9:1)
« Raha tsy Apostoly ho an'ny sasany aza aho, dia Apostoly ho anareo tokoa; fa ianareo no tombo-kase mah'Apostoly ahy ao amin'ny Tompo. » (1 Korintiana 9:2)
« Izany no avaliko izay manadina ahy. » (1 Korintiana 9:3)
« Moa tsy mahazo mihinana sy misotro va izahay? » (1 Korintiana 9:4)
« Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan'ny mino* va izahay, tahaka ny Apostoly sasany koa sy ny rahalahin'ny Tompo ary Kefasy? [* Gr. anabavy] » (1 Korintiana 9:5)
« Sa izaho ihany sy Barnabasy no tsy mahazo mitsahatra tsy miasa? » (1 Korintiana 9:6)

Vakio tsara io sora-mandry io manamarina izany voalazako izany (ny nandeferan'i Paoly tsy hovelomin'ny fiangonana......

Izany hoe raha ny tokony ho izy tokony velomin'ny fiangonana i paoly fa saingy nandefitra izy....
Ny azy moa ny lalany (manokana tsy hikambany amin'ny apostoly hafa dia efa voasortr'i Jesosy hoe....« fa hasehoko azy ny habetsahan'izay tsy maintsy hiaretany ho voninahitry ny anarako. » (Asan'ny Apostoly 9:16)

Ka io anjaran'i paoly manokana io ry gasy1zay a! efa voasoratra ny anjarany!
172. gasy1zay ( 12/12/2019 14:32)

Ary inona ry RBNIR no nahatonga an'i Paoly tsy faly t@ galatiana? Tsy ry zareo mbola niverina nanaraka ny lalana jiosy ve?
173. rhaj0 ( 12/12/2019 14:47)
gasy1zay:
Ary inona ry RBNIR no nahatonga an'i Paoly tsy faly t@ galatiana? Tsy ry zareo mbola niverina nanaraka ny lalana jiosy ve?

f'angaha tsy ilay (lalan'i) Andrmntr'i Abrahama ihany no iarahanareo rehetra ao re ry Gasy1zay? h@ Jiosy, ka h@ Kristy (izay teraka Jiosy), ka h@ Gasy1zay (Kristiana)

Mampivanitika gilady ny guerre d'imazination sy d'interpetation an'i Gasy1zay sy RBNIR..
Fa tsara fa tohizo ee.. ho voninahitry ny Kristianisma :-)

Dia hitan'i bainina "ao ambony ao" ho'a ianareo (na ny iray aminareo) mivaralila eto imasom-bahoaka eto io an... Koa na afenina azany ny eritreritrareo, dia mbola hitaNY ihany an..
Ka dia matahora r@ andro farany fa atosik'i Petera any @ trou noir... matahooorrra :-)

174. gasy1zay ( 12/12/2019 15:25)
RBNIR> vakio tsara ny galatiana 2: 12-21, il avait peur des chrestiens qui defendaient les coutumes juifs( ohatran'i RBNIR) nefa hoy paoly hoe ils ne marchaient pas droit selon la verite de la bonne nouvelle.
Ny antony dia voasoratra ao ihany :nous avons ete juste en croyant en Christ et non en obeissant a la loi
Ary saintsaino tsara ito voasoratra ito ry RBNIR sao dia hanjo anao : 18 en effet si je retourne a la loi que j'ai abandonne je me condamne moi meme

175. RBNIR ( 12/12/2019 16:58)

marina io raha ohatra ka otran'ny fitandreman'ny jiosy ny lalàna fahiny ihany no hitandremanao ny lalàna ankehitriny (ivelan'ny olona ilay lalàna fa tsy anatiny) endrika ivelany fa tsy fiainana anaty.....madio ivelany : miatsaravelatsy hoy i Kristy= tsara ny ivelany nefa ny ao anatiny rombaka feno fahalotoana......

Ny fanekena vaovao dia « Fa izao no fanekena hataoko amin'ny taranak'isiraely, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko, Sady hosoratako ao am-pony, Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko; » (Hebreo 8:10)
« "Izao no fanekena hataoko aminy, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Hataoko ao am-pony ny lalàko, Sady hosoratako ao an-tsainy," » (Hebreo 10:16)

Ary ny Fanahy Masina no hanantanteraka izany ao anatin'ilay olona.....« Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. » (Ezekiela 36:26)
« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Ezekiela 36:27)

1 Omena fo vaovao ilay olona, ary ny Fanahy Masina dia hiasa mahery ka hahatonga ilay olona handeha araka ny lalàna sy hitandrina ny fitsipik'i Jehovah,

Ilay lalàna teo aloha iny ihany fa saingy kosa tandremana avy amin'ny fo fa tsy antendromolotra fotsiny ihany......(mat.15:8)

Izay tonga amin'izay tanjona izay no manana an'i Jesosy velona ao anatiny....« Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy. » (Galatiana 2:20)

Ary izay ihany koa no manana ny atao hoe fanjakan'Andriamanitra....
« Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, ety! na ery ! fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo*.[*Na: efa eo aminareo] » (Lioka 17:21)

Ianao koa v dia mbola tsy mahatakatra an'izany ihany ry gasy1zay?????

Iza no tsara hoy aho mitandrina ihany nefa mibontsomolotra sy mivonto fo (IO ANGE NO HITAN'I JESOSY TAO ANATIN'NY JIOSY E!!!) sa mitandrina ampitiavana amin'ny fo madio tsy misy fiatsaram-belatsy (IZAY NO TIAN'I JESOSY HO TONGA AMIN'NY OLONA?????

TE HO TONGA AMIN'IZANY V IANAO????
1- ESORY ALOHA NY OTA!!! IO OTA IO NO MITONDRA NY FAKAM-PANAHY REHETRA TSY HAHAVITANA MANAO NY SITRAPON'ANDRIAMANITRA FA MANANDEVO NY OLONA
ESORINA AMIN'NY INONA????

ARAHO TSARA ILAY FANDAHARANA E!!! HAFA IHANY NY OLONA NAMPIANARIN'I JESOSY MIVANTANA...
176. gasy1zay ( 12/12/2019 17:33)

RBNIR > ny olona mibebaka sy mandray ny famonjen'i Jesoa Kristy @ finoana dia voavonjy mamaimpoana noho ny fahasoavan'Andriamanitra, mba tsy hisy hirehareha isika hoe za nanaraka ny didiny dia voavonjy, vakio tsara ny baibolinao, mamaimpoana mba tsy hisy hirehareha.

Voa voavonjy ianao dia lasa zanak'Andriamanitra, ary mitoetra ao anatinao ny Fanahy Masina, ary izay ilay Kristy velona ao anatinao maimaipoana koa io fa tsy hoe nanao 1/10, tsy nihinana kisoa, nanaja ny andro sabata, sns... vao mendrika izany

Jereo ilay parabole zanaka adala, rehefa nibebaka izy dia niverina tany @ rainy tonga dia acceuilli en tant que zanaka fa tsy mpanompo, teo no ho eo fa tsy hoe mila manaraka consigne ingahy dia rehefa hita fa hendry dia afaka miverina ho zanako...

RBNIR a, tsy ny herinao hoa ka hirehareha ianao, fa noho ny herin'ny Fanahy Masina mitoetra ao aminao sy mitarika anao, raha tena efa naterabaovao tokoa ianao
177. rhaj0 ( 12/12/2019 18:35)
gasy1zay:
tsy ny herinao hoa ka hirehareha ianao, fa noho ny herin'ny Fanahy Masina mitoetra ao aminao sy mitarika anao, raha tena efa naterabaovao tokoa ianao

- ho an'i Gasy1zay izany, dia ny herin'izany FM izany HONO no manao azy
- ho an'i RBNIR, dia TSY izany, hozy Gasy1zay, fa ny herin'i RBNIR HONO
- ho ahy TSY mino izany FM izany, hi hi hi... dia aiza aho izany?? ;-)

Tsy azoko intsony izy tiy fa lavabe ilay resaka sy ny bozaka, dia very ny kisoa sy izaho :-)

Fa ny iray @ izy roaroa, dia I RBNIR sy Gasy1zay, k'lou izany dia tena ho very eee..
Ary efa hain'ilay "ao ambony ao" iza no ho very :-)

Izaho indray tsy voakitika @ izany :-) :-)
178. gasy1zay ( 12/12/2019 19:09)
rhaj0 > tsy mila famonjena tokoa ve ingahy e? Donc ohatraotrany RBNIR ihany hoe miantehitra @ fahalalany sy ny sandriny
179. rhaj0 ( 13/12/2019 02:38)
TSY misy izany hoe, mazia-mirakla, dia "velona" indray ianao rehefa avy maty ry Gasy1zay aa... Koa na ny ankizy azany tsy mangataka an'izany @ Pere noel intsony.

TSY misy izany "fiainana any ankoatra" izany. Na any @ rahon'ny lanitra io, na any @ univers parallel. Rahefa maty ilay vatana dia maty e.. rehefa potika ny mekanika dia rava ee..

Ianao ve ohatra tsy efa nanatrika famadihana e? Dia inona ny imazination-nao tao? averiko indray "imazination-NAO" Gasy1zay irery tao? TSY no-influencer-n'ny boky na Baiboly na ny resak'olon-kafa sy ny fiaraha-monina?

Satria matahotra ny ho faty Raolona eraky ny jeogirafia sy fotoana, dia nisy foana ny bevinany mamoromporona antsanga tsy aman'orana ao, mamorona resaka tian'ilay sain-dRAolona badrahodra henoina ao, mba anamora ny tahotrany.

Halalino fotsiny ny "tantaran'ny religionS" eraky ny jeogirafia sy fotoana, dia ho hitanao fa "mivoatra" hatrany ilay "resaky ry bevinany isany" momba ilay "etre imazinera" omnipotent sy omniscient ry Gasy1zay aa...

180. RBNIR ( 13/12/2019 05:19)

gasy1zay:

RBNIR > ny olona mibebaka sy mandray ny famonjen'i Jesoa Kristy @ finoana dia voavonjy mamaimpoana noho ny fahasoavan'Andriamanitra, mba tsy hisy hirehareha isika hoe za nanaraka ny didiny dia voavonjy, vakio tsara ny baibolinao, mamaimpoana mba tsy hisy hirehareha.

Voa voavonjy ianao dia lasa zanak'Andriamanitra, ary mitoetra ao anatinao ny Fanahy Masina, ary izay ilay Kristy velona ao anatinao maimaipoana koa io fa tsy hoe nanao 1/10, tsy nihinana kisoa, nanaja ny andro sabata, sns... vao mendrika izany

Jereo ilay parabole zanaka adala, rehefa nibebaka izy dia niverina tany @ rainy tonga dia acceuilli en tant que zanaka fa tsy mpanompo, teo no ho eo fa tsy hoe mila manaraka consigne ingahy dia rehefa hita fa hendry dia afaka miverina ho zanako...

RBNIR a, tsy ny herinao hoa ka hirehareha ianao, fa noho ny herin'ny Fanahy Masina mitoetra ao aminao sy mitarika anao, raha tena efa naterabaovao tokoa ianao

Tsy azonao tanteraka ilay izy...
ary diso ny filazana fa ny olona mibebaka dia avy dia voavonjy avokoa (raha izany no marina dia voavonjy koa i Jodasy ary tsy niteny an'ity teny ity Jesosy « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3215