'Zaho hanao mpitsabo

21. Jj.be ( 26/09/2019 15:30)
ie. "Toa zary nofy ihany" afa-po amin'io aho! aleo amin'io ary!! ary ianao ve manana pejy fecebook
22. Jj.be ( 26/09/2019 15:32)
aleo ary amzayy. ary ianao ve manana pejy na compte facebook?
23. Tara-masoandro ( 26/09/2019 15:35)
Ye tena mety mihitsy izay.
Nanana facebook mihitsy aho fa efa nofafako tanteraka vao volana vitsivitsy lasa izay. Niala mihitsy aho aloha fa hoatrany hitako tsy dia nahasoa loatra. Asa any aoriana any raha mbola hiverina, fa hatreto tena ampy izay. Hihihih
24. Jj.be ( 26/09/2019 15:35)
aleo ary ho amzay e! afa-po amnio aho ary enao ve manana compte facebook?
25. Jj.be ( 26/09/2019 15:37)
aleo aminio e! mety iobold textaleo aminio e! mety io
26. Tara-masoandro ( 26/09/2019 15:41)
Tena efa tsy manana facebook intsony aho. Aleo fa ho ampidiriko amin'ny tononkalo malagasy amin'izay ary ilay tononkalo io e.
27. Jj.be ( 26/09/2019 15:44)
ampidiro fa tsy manin.. strrkt@gmail.com ny Email-ko, ary nenao?
28. Tara-masoandro ( 26/09/2019 15:48)
Ok ary, aleo fa anoratako mailaka ianao dia voarainao ny mailaka raha te hifandray amiko.
29. Jj.be ( 26/09/2019 15:50)
okey,de misaotra mialoha iza mo no fiantso anao?
30. Tara-masoandro ( 26/09/2019 15:55)
Tsy misy fisaorana o. Efa nandefasako mailaka ianao e.
31. Jj.be ( 26/09/2019 16:00)
Misaotra fa voaray e! mafnartra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0964