dongidongy - 03/09/2019 11:43
|
![]() Mba mila fanampiana ara tsosokevitra, raha misy mpanofa bail commercial dia inona avy ny hevitra hanalana azy raha toa ka efa tapitra ny fifanarahana ka tsy mety miala izy fa mipetraka ao foana. Misaotra ireo valinteny |