Mitovy endrika.

61. tealala ( 21/08/2019 13:13)
Vakio tsara ity..ao amin'ny Torah misy teny hoe bne Elohym= fils d'Elohym=> Elohym guematria 86 = guematria hateva(nature) =86 => bne elohym izany dia fils de la nature no dikany (darwin) asaina hazavain'i Rhajo fa kapaokany io.

Ny tiako hiavina dia hafa ny bne Elohim ary hafa ny bne Adam.
62. tealala ( 21/08/2019 13:15)
Ary ny taranak i Adam ihany no nahazo ilay Hoakh noresahintsika teo ny hafa ilau fanahy (f) noresahinao teo.
63. RBNIR ( 21/08/2019 13:25)
tealala:

Noah valo mianaka moa tsy taranak'i Adam ara-nofo?

Dia ianareo mihevitra fa ny mpanara-dia an i Pasitera Herinirina ihany no voavonjy?
Fa ireo olona mitombo isanandro jiosy mody ao Israely tsy faminanina hita maso?
Sa ho arin'ilay mpahary ireo fa i FVA no Israely vaovao?

Hatreto aloha aho mbola tsy niteny mihitsy hoe izahay ihany no hovoavonjy, satria tsy fiangonana no hovonjena fa ny isam-batan'olona no hovonjena....

1- Misy ilay atao hoe fikatonan'ny varavaram-pahasoavana....izay rehetra mbola manaraka sy miaina tsara ny fahamarinana izay ampianarin'i Jesosy an'ireo apostoly vaovao (anisany ny pasitera voatononao teo) ao anatiny sy aorian'io fikatonan'ny varavaram-pahasoavana io no hovoavonjy (ireo ny jentilisa avy amin'ny firenena rehetra eto ambonin'ny tany ireo ) Apok.7:9-17

2- Ny israeliana (tena sang pure izany hoe manana rà israeliana fa tsy anarana fotsiny) dia misy hovonjena ihany koa amin'ny ora farany indrindra ary ny isany dia 144 000 (12 000 avy isaky ny foko 12)....raha izay moa no andrandrainao dia hoy aho hoe ndàna aloha manao test ADN hamantarana tsara raha tena jiosy araka ny rà marina ianao na tsia) sao ho diso fanantenana eo.....Apok.7:1-8

Raha hitanao moa fa tsy manana rà israeliana ianao dia torohevitra miaraha amin'ny jentilisa ekeo ary araho ny fahamarinana ampianarin'i Jesosy an'ireo apostoly vaovao ankehitriny sao ho diso fanantenana eo ianao!
64. tealala ( 21/08/2019 13:50)
Hahaha!!!
Ka aminareo rehefa tsy manaraka sy tsy mino hoe nisehoan'i jesosy i pasiteranareo dia tsy izy izay..raha izany tokony ho voavonjy koa ny vahao ny oloko sns.

@ ilay hoe 144.000 tsy mino an zany aho..boky feno lainga vao manomboka io ve no hianteherako e.

Tsy hanao test d'ADN zany aho RBNIR ah, izaho anie tsy mitomany ho jiosy e ary tsy te ho jiosy aho fantatro hoe gasy aho ary tsy midongy ho Israely vaovao.

Ny fampianarana raisiko dia mametraka ahy amin'ny toerako hoentiko miaina eto amin'ity tany tsy ho rava ity izay hitan'ilay mpahary fa tsara ka tsy horavainy.
65. RBNIR ( 21/08/2019 13:51)
tealala:

@ ilay hoe 144.000 tsy mino an zany aho..boky feno lainga vao manomboka io ve no hianteherako e.

Manaova aloha test ADN hoy aho, ary enga anie tsy ho faty alohan'io hanasivana tombokase an'ireo 144000 io ianao....
66. tealala ( 21/08/2019 13:53)

RBNIR:

tealala:

@ ilay hoe 144.000 tsy mino an zany aho..boky feno lainga vao manomboka io ve no hianteherako e.

Manaova aloha test ADN hoy aho, ary enga anie tsy ho faty alohan'io hanasivana tombokase an'ireo 144000 io ianao....

Tsy hanao test d'ADN zany aho RBNIR ah, izaho anie tsy mitomany ho jiosy e ary tsy te ho jiosy aho fantatro hoe gasy aho ary tsy midongy ho Israely vaovao.
67. tealala ( 21/08/2019 13:53)

68. RBNIR ( 21/08/2019 13:54)
tealala:

Hahaha!!!
Ka aminareo rehefa tsy manaraka sy tsy mino hoe nisehoan'i jesosy i pasiteranareo dia tsy izy izay..raha izany tokony ho voavonjy koa ny vahao ny oloko sns.

Ny zavatra azo antoka aloha na dia ao amin'ilay fiangonana aza ianao nefa tsy manaraka ilay fahamarinana dia ho very ihany.....

Ka raha ny ao amin'ilay fiangonana (mahafantatra tsara ilay fahamarinana) aza izany mety ho very maika v ka any ivelany (tsy mahafantatra sy tsy miaina ilay fahamarinana)?????
69. tealala ( 21/08/2019 13:56)
"Ny zavatra azo antoka aloha na dia ao amin'ilay fiangonana aza ianao nefa tsy manaraka ilay fahamarinana dia ho very ihany.....

Ka raha ny ao amin'ilay fiangonana (mahafantatra tsara ilay fahamarinana) aza izany mety ho very maika v ka any ivelany (tsy mahafantatra sy tsy miaina ilay fahamarinana)?????"

Izany ve tsy 5 ny hovoavonjy ankoatr'ilay 144.000 hahaha!!!
70. tealala ( 21/08/2019 13:57)
Ny 144.000 manko izao hanaraka ny fampianaran'i Moshe.
71. tealala ( 21/08/2019 13:59)
Mba hataovy anie ny kajy ey RBNIR e, 7Mllard ny olona dia analao 144.000 dia oanarro firy no tarihin'i Pasitera? Misy 500.000 ve?
72. RBNIR ( 21/08/2019 14:02)
tealala:

Izany ve tsy 5 ny hovoavonjy ankoatr'ilay 144.000 hahaha!!!

« Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao. » (Joba 8:7)

Voasoratra hoe .....« Rehefa afaka izany dia hitako fa, indreo, nisy olona betsaka tsy tambo isaina avy tamin'ny firenena rehetra sy ny fokom-pirenena sy ny olona ary ny samy hafa fiteny nitsangana teo anoloan'ny seza fiandrianana sy teo anatrehan'ny Zanak'ondry, niakanjo akanjo fotsy lava sady nitana sampan-drofia teny an-tànany, » (Apokalypsy 7:9)

Olona betsaka tsy tambo isaina avy tamin'ny firenena rehetra sy ny fokom-pirenena sy ny olona ary ny samy hafa fiteny.......

Tamin'ny andron'i Jesosy dia olona 1 no naningana tamin'ireo apostoly...marina tokoa tsy maintsy misy ny haningana (ary raha ny fahitako azy eto.....ianao dia efa isany sa ts'izany ry tealala????
73. tealala ( 21/08/2019 14:09)
Dia misy nisehoan'i jesosy koa izany amin'ny firenzna hafa?
74. tealala ( 21/08/2019 14:20)
Dia efa nahita eropeana, amerikana, sinoa sns ve ianareo nijoro vavolmbelona hoe mitovy ny loharano fampianarana taminareo sa ianareo ao ampefiloha ihany?

Sa ve efa niseho t@ vaovao manerantany mibaribary ny faminanina hinonareo?
75. tealala ( 21/08/2019 14:26)
Tsy mitombina hoy Aho ny 144.000 manaraka ny didy nomena ny razambeny.. Ny ambiny tsy mifora.

Mba hainareo moa hoe maninona no mosquée ilay mbola mijoro ao israely io? Satria ny Silamo Islam Ismaël nifora tsy tahaka ny kristianisma tsy mifora ara-nofo. Tsy misy anjaran'ny idéologie an ny tsy mifora ara-nofo ny monde à venir.
76. tealala ( 21/08/2019 14:26)

77. RBNIR ( 22/08/2019 05:17)

tealala:

Dia misy nisehoan'i jesosy koa izany amin'ny firenzna hafa?

Araka ny fanambaran'i Jesosy dia efa misy anankiray hafa any dilam-bato any tealala...
78. tealala ( 22/08/2019 05:38)

RBNIR:

tealala:

Dia misy nisehoan'i jesosy koa izany amin'ny firenzna hafa?

Araka ny fanambaran'i Jesosy dia efa misy anankiray hafa any dilam-bato any tealala...

Dia gasy ihany izany no hovoavonjy ry RBNIR?
Dia mba omeo porofo hoe inona ny mahamarina an'izany.
79. RBNIR ( 22/08/2019 05:55)

tealala:

RBNIR:

tealala:

Dia misy nisehoan'i jesosy koa izany amin'ny firenzna hafa?

Araka ny fanambaran'i Jesosy dia efa misy anankiray hafa any dilam-bato any tealala...

Dia gasy ihany izany no hovoavonjy ry RBNIR?
Dia mba omeo porofo hoe inona ny mahamarina an'izany.

Any an-dafy re izany dilam-bato izany tealala a! izany hoe efa nifidy olon-kafa ankoatran'ny gasy Jesosy amin'izao fotoana izao
80. tealala ( 22/08/2019 06:17)
Dia efa ni contact an o Pasitera Herinirina io olona io sa mbola honohono?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2776