Mitovy endrika.

121. tealala ( 22/08/2019 12:59)

RBNIR:

tealala:

Mba alefaso alavitra ny saina e, raha ny sarivongan'i Maria ve no hivavahako dia tsy sampy izany fa tsy maintsy tapakazo ihany? sa tsy azo alefa alavitra mihitsy ilay saina hoe ny tiako hahatongavana dia ny sampy azo refesina.

Jesosy aloha izao no resahantsika fa tsy ny sarivongan'i Maria a!
Jesosy no lazainao fa sampy mantsy...
Raha mety aza avoaka mihitsy ny resaka fa afatohy tsara e!

Fa io jesosy ivavahanao isanandro io ve tsy azo refesina e? Tsy azo lanjaina?

Tsy miala amin'ilay resaka aho fa ianao no tsy mamaky ny zavatra soratako.

Nenao a/tra azo refesina azo lanjaina tahaka ny tapa-kazo
122. tealala ( 22/08/2019 13:05)
Fa sarotra ne angamba ny mandray ilay famaritana ny hoe sampy ve?
123. tealala ( 22/08/2019 13:08)
Raha n'y fampianarana harahiko tsy famaritana maivana ne hoe tsy maintsy tapakazo vao sampy no andeha ho haraikitro ato an dohako.

Tahaka ny hoe kristiana rehafa mandray ny TV ianao dia kristiana izany fa tsy hoe katolika, FVA, vahao ny oloko.
124. RBNIR ( 22/08/2019 13:09)
tealala:

Fa io jesosy ivavahanao isanandro io ve tsy azo refesina e? Tsy azo lanjaina?

Tsy miala amin'ilay resaka aho fa ianao no tsy mamaky ny zavatra soratako.

Nenao a/tra azo refesina azo lanjaina tahaka ny tapa-kazo

Ny testameta taloha no manamarina fa "Andriamanitra mahery" i Jesosy

« Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina*, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.[Na: mpanolo-tsaina mahagaga] » (Isaia 9:5)

Ary raha niteny Ilay Andriamanitra Ray, nanao hoe "andeha isika" hamorona olona tahaka ny endrin-tsika dia teo ihany koa i Jesosy tamin'izay andro izay

Hoy tokoa mantsy Jesosy hoe « Hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Fony tsy mbola ary Abrahama, dia Izy Aho. » (Jaona 8:58)

Mbola tsy ary Abrahama dia efa teo JESOSY.....izay no marina....
125. tealala ( 22/08/2019 13:10)
Ka io na judaisme mandray TV aza dia kristianna izany fa fanakonana ny hatao fotsiny ilay reny hoe judéo-chrétienne.
126. RBNIR ( 22/08/2019 13:11)

tealala:

Ka io na judaisme mandray TV aza dia kristianna izany fa fanakonana ny hatao fotsiny ilay reny hoe judéo-chrétienne.

Inona izao no ifandraisan'izany amin'ny resaka ataontsika eto??
127. tealala ( 22/08/2019 13:17)

RBNIR:

tealala:

Fa io jesosy ivavahanao isanandro io ve tsy azo refesina e? Tsy azo lanjaina?

Tsy miala amin'ilay resaka aho fa ianao no tsy mamaky ny zavatra soratako.

Nenao a/tra azo refesina azo lanjaina tahaka ny tapa-kazo

Ny testameta taloha no manamarina fa "Andriamanitra mahery" i Jesosy

« Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina*, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.[Na: mpanolo-tsaina mahagaga] » (Isaia 9:5)

C'est qu'un enfant nous est né, un fils nous est accordé: la souveraineté repose sur son épaule, et on l'a appelé Conseiller merveilleux, Héros divin, Père de la conquête, Prince de la Paix.

Aiza i paix dia inona ny lokony?
128. tealala ( 22/08/2019 13:19)

RBNIR:

tealala:

Ka io na judaisme mandray TV aza dia kristianna izany fa fanakonana ny hatao fotsiny ilay reny hoe judéo-chrétienne.

Inona izao no ifandraisan'izany amin'ny resaka ataontsika eto??

Very anaty katesizy enao an..
Ny ahy rehefa mandray TV dia kristianina amiko.
129. tealala ( 22/08/2019 13:20)
Ary raha niteny Ilay Andriamanitra Ray, nanao hoe "andeha isika" hamorona olona tahaka ny endrin-tsika dia teo ihany koa i Jesosy tamin'izay andro izay

=> Misy ny hatao hoe créature céleste ry RBNIR a. Anjely sns...
130. tealala ( 22/08/2019 13:22)

tealala:

RBNIR:

tealala:

Fa io jesosy ivavahanao isanandro io ve tsy azo refesina e? Tsy azo lanjaina?

Tsy miala amin'ilay resaka aho fa ianao no tsy mamaky ny zavatra soratako.

Nenao a/tra azo refesina azo lanjaina tahaka ny tapa-kazo

Ny testameta taloha no manamarina fa "Andriamanitra mahery" i Jesosy

« Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina*, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.[Na: mpanolo-tsaina mahagaga] » (Isaia 9:5)

C'est qu'un enfant nous est né, un fils nous est accordé: la souveraineté repose sur son épaule, et on l'a appelé Conseiller merveilleux, Héros divin, Père de la conquête, Prince de la Paix.

Aiza i paix dia inona ny lokony?

Tsy vao maika aza ve exilé ilay vahoaka 2000 taona? Mbola nandalo Hitler, ny tany Espagne manginy fotsiny ny conversion catholishisme
131. RBNIR ( 22/08/2019 13:34)

C'est qu'un enfant nous est né, un fils nous est accordé: la souveraineté repose sur son épaule, et on l'a appelé Conseiller merveilleux, Héros divin, Père de la conquête, Prince de la Paix.

Andriamanitra mahery = Héros divin

Divin jereo ato amin'ny larosy ny dikany: https://www.larousse.fr/dictionnaires/francais/divin_divine/26157
132. RBNIR ( 22/08/2019 13:40)
tsy esao no nahazo ny teny fikasana fa ismael tealala a!

« Ary hoy koa Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Hataoko maro indrindra ny taranakao, ka tsy ho azo isaina izy noho ny hamaroany. » (Genesisy 16:10)
« Ary hoy indray Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Indro, manan'anaka ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataonao hoe Isimaela, satria efa nihaino ny fahorianao Jehovah. » (Genesisy 16:11)
« Ary izy ho lehilahy toy ny boriki-dia; ny tànany hamely ny olona rehetra, ary ny tanan'ny olona rehetra kosa hamely azy; ary honina eo tandrifin'ny rahalahiny rehetra izy. » (Genesisy 16:12)

Esao halan'Andriamanitra!
« fa Esao no halako, ka nataoko tany lao ny tendrombohiny, ary ny lovany natolotro ho an'ny amboadia* any an-efitra. [Na: jakala] » (Malakia 1:3)
« araka ny voasoratra hoe: Jakoba no tiako, fa Esao no halako (Mal. 1. 2, 3). » (Romana 9:13)
133. RBNIR ( 22/08/2019 13:47)
tealala:

Ary raha niteny Ilay Andriamanitra Ray, nanao hoe "andeha isika" hamorona olona tahaka ny endrin-tsika dia teo ihany koa i Jesosy tamin'izay andro izay

=> Misy ny hatao hoe créature céleste ry RBNIR a. Anjely sns...

Izany v? izany hoe ny anjely koa izany manana fahefana hamorona raha azoko tsara araka ny torah????
134. RBNIR ( 22/08/2019 13:52)
RBNIR:

Esao halan'Andriamanitra!
« fa Esao no halako, ka nataoko tany lao ny tendrombohiny, ary ny lovany natolotro ho an'ny amboadia* any an-efitra. [Na: jakala] » (Malakia 1:3)
« araka ny voasoratra hoe: Jakoba no tiako, fa Esao no halako (Mal. 1. 2, 3). » (Romana 9:13)

Tena diso base tanteraka mihitsy ange ianareo izany ry tealala e!
Tena mampalahelo, sao dia gasy aza no nandika ny torahnao tao????

vakio tsara tsy manan-dova esao na dia iray aza fa ny lovany efa natolotr'i Jehovah ho an'ny ambodia any an-efitra......

Lasa miteniteny foana mahamenatra olona.....
135. tealala ( 22/08/2019 13:59)

Marina izany kristianisma tsy manana anjara amin'ny monde à venir ianao ihany ar dia efa mahalaza izany hahaha
136. tealala ( 22/08/2019 14:01)

RBNIR:

tsy esao no nahazo ny teny fikasana fa ismael tealala a!

« Ary hoy koa Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Hataoko maro indrindra ny taranakao, ka tsy ho azo isaina izy noho ny hamaroany. » (Genesisy 16:10)
« Ary hoy indray Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Indro, manan'anaka ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataonao hoe Isimaela, satria efa nihaino ny fahorianao Jehovah. » (Genesisy 16:11)
« Ary izy ho lehilahy toy ny boriki-dia; ny tànany hamely ny olona rehetra, ary ny tanan'ny olona rehetra kosa hamely azy; ary honina eo tandrifin'ny rahalahiny rehetra izy. » (Genesisy 16:12)

Esao halan'Andriamanitra!
« fa Esao no halako, ka nataoko tany lao ny tendrombohiny, ary ny lovany natolotro ho an'ny amboadia* any an-efitra. [Na: jakala] » (Malakia 1:3)
« araka ny voasoratra hoe: Jakoba no tiako, fa Esao no halako (Mal. 1. 2, 3). » (Romana 9:13)

Very ny kristianisma izay tsy mifora :-)
137. RBNIR ( 22/08/2019 14:04)

tealala:

RBNIR:

RBNIR:

Esao halan'Andriamanitra!
« fa Esao no halako, ka nataoko tany lao ny tendrombohiny, ary ny lovany natolotro ho an'ny amboadia* any an-efitra. [Na: jakala] » (Malakia 1:3)
« araka ny voasoratra hoe: Jakoba no tiako, fa Esao no halako (Mal. 1. 2, 3). » (Romana 9:13)

Tena diso base tanteraka mihitsy ange ianareo izany ry tealala e!
Tena mampalahelo, sao dia gasy aza no nandika ny torahnao tao????

vakio tsara tsy manan-dova esao na dia iray aza fa ny lovany efa natolotr'i Jehovah ho an'ny ambodia any an-efitra......

Lasa miteniteny foana mahamenatra olona.....

Marina izany kristianisma tsy manana anjara amin'ny monde à venir ianao ihany ar dia efa mahalaza izany hahaha
?????? sao dia mba efa miv.....ary tealala izany, aleo ajanona ny resaka sao tsy zakan'ny lohanao intsony vakio tsara ity valiteny ange e????miresaka kristiana v aho eo fa tsy esao no lazaiko eo esao lazainao fa edao sa iza moa???hanjakazaka hatrany europa sns.....nefa voasoratra fa tsy hanana lova intsony....
138. tealala ( 22/08/2019 14:39)
Ianao mihitsy no tsy mahazo ny resako..
Ny personnage biblique ao anaty Torah dia concept ana civilisation.

Esav/Edom dia idéologie occidentale eo amin'ny lafiny religion izy dia Christianisme
Ismael dia Islam

Mazava ve, tena raha ianao no mianatra Kabalah dia mitapy ianao ny farany satria mianatra ny lettre hébreu sns.

Principe kely io aza dia efa fanina ianao, satria raisinao hoe Esao en personne ilay izy fa tsy civilisation.. Voalaza anefa vao tao an-kibon i Rivka ireo zaza dia efa niady ary firenena 2

Vakio tsara ny texte
139. tealala ( 22/08/2019 14:43)
Mazava ve?
Ary ao am Torah tsy misy Israely vaovao izany zavatra mba naparitaka izany dia nijoboka ianareo ao @ FVA.
140. tealala ( 22/08/2019 14:53)
Dia Izaie 9 io miresaka an'i Ezekiasy zanak'i
Ahaza, fampianarana efa talohan'i jesosy izany ar fantatr'i jesosy tsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9725