Mitovy endrika.

101. tealala ( 22/08/2019 11:17)

RBNIR:

Any amin'ny lanitra any indray misy ny anjely; misy izany zava-manan'aina 4 izany koa any

Dia misy koa ny être supreme atao ho Dieu : Tafiditra ao ny Ray, Zanaka ary ny Fanahy Masina.....

Ka race de Dieu i Jesosy no tena Marina fa tsy race humaine.....(tafiditra ao amin'ilay lazaina hoe Andriamanitra Izy)...

Tena hainao ve ny dikan'ny hoe Éternel na infini na illimité?
102. tealala ( 22/08/2019 11:20)
Andraso ampianariko ianao hoe inona no hatao hoe sampy.

Ny hatao hoe sampy dia zavatra iray mety ho azo tsapain-tanana na mety tsy azo tsapain-tanana fa voafaritra anaty teny iray na anarana iray.

Ex: Jesosy = hita maso, azo refesina azo lanjaina ary misy fetrany ny ainy = Jesosy=Sampy.

i YHVH dia na ny anarany aza tsy azo tonotononina akory.

Ny an'ny kristianina A/tra dia fitiavana : fitiavana tsy azo tsapain-tanana fa azo aseho kosa anefa fa azo refesina.
103. tealala ( 22/08/2019 11:22)
apiko kely ilay hoe fitiavana :
1 - Ny an'ny kristianina A/tra dia fitiavana : fitiavana tsy azo tsapain-tanana fa azo aseho kosa anefa fa azo refesina.

Fa aiza ny toeran'ny hoe A/tra dia fitiavana rehefa misy tsunami mahafaty olona maro, cyclone mahafaty olona maro, horohorontany mahafaty olona maro, doro-tanety mahafaty olona maro. Aiza ao ilay hoe A/tra fitiavana no mipetraka sa ahoana ny hatao hoe fitiavana amin'izay lafiny iray izay.
104. tealala ( 22/08/2019 11:23)
Conclusion : A/tra fitiavana = jesosy = sampy
105. RBNIR ( 22/08/2019 11:47)
vakio ny Matio 24 fa hitanao ao ny zavatra rehetra efa nolazainy fa hotanteraka efa maro no efa tanteraka Mat.24:1-13
Tsongaiko manokana ireto izay efa hita miharihary ny fisiany....

« Ary handre ady sy filazana ady ianareo; koa mitandrema, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga izany; nefa tsy mbola tonga ny farany. » (Matio 24:6)
« Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa. » (Matio 24:7)
« Ary dia hatolony ho amin'ny fahoriana ianareo ka hovonoiny; ary ho halan'ny firenena rehetra ianareo noho ny anarako. » (Matio 24:9)
« Ary amin'izany andro izany dia ho tafintohina ny maro, ary hifampiampanga sy hifankahala izy. » (Matio 24:10)
« Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro. » (Matio 24:11)
« Ary noho ny haben'ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan'ny maro. » (Matio 24:12)

Dia mbola nilaza koa Izy ao hoe « Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hahazava; ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin'ny lanitra hohozongozonina. » (Matio 24:29)

Masoandro hohamaizinina (rehefa handevona ilay masoandro ilay Afo be (TROU NOIR BE) dia homaizina tanteraka io masoandro io..
Tahaka ity étoile (karazana masoandro) iray ity...

https://www.20minutes.fr/sciences/2291627-20180618-video-scientifiques-filment-premiere-fois-trou-noir-avaler-etoile

Rehefa maizina ny masoandro dia tsy hazava intsony ny volana satria ny masoandro no nanazava ny volana

Kintana hiraraka : hoy ny manampahaizana ato amin'ity rohy ity hoe: https://www.maxisciences.com/trou-noir/voila-ce-qui-arriverait-si-un-trou-noir-s-approchait-de-la-terre_art34546.html

En s'approchant de nous, le trou noir commencerait par rencontrer le nuage d'Oort, une zone où les comètes s'accumulent. Cela projetterait violemment un grand nombre de ces astres vers la Terre et les autres planètes.

herin'ny lanitra hozongozonina: ny trou noir iray mahavita mamily ny trajectoiran'ny planete iray izay miodidina amin'ny masoandro (hiala amin'ny orbitany avokoa ny planeta sy ireo singa rehetra eny amin'ny lanitra eny.....

ao amin'io rohy io izao misy ity teny ity. manamafy izany lazaiko izany... Déjà, même à une année-lumière de notre système solaire, un trou noir pourrait fortement le perturber. Sa force gravitationnelle est si forte qu'il pourrait déjà altérer l'orbite des planètes extérieures. Ceci menacerait les autres planètes, en les envoyant se fracasser les unes sur les autres

Dia vakio koa fa izao no voasoratra ao amin'ny apokalipsy 16 aloha kelin'ny hifaranan'izao tontolo izao AORINA KELIN'NY handrenesana ilay teny hoe VITA!

« Dia nisy helatra sy feo sy kotrokorana, ary nisy horohorontany mafy, izay tsy mbola nisy toy izany hatrizay nisian'olona tety ambonin'ny tany, eny, tsy mbola nisy horohorontany mafy sy lehibe toy izany. » (Apokalypsy 16:18)
« Ary ny tanàna lehibe dia vaky ho telo toko, ary rava ny tanànan'ny firenena maro; ary Babylona lehibe dia notsarovana teo anatrehan'Andriamanitra, mba homena azy ny kapoaky ny divain'ny firehetan'ny fahatezerany. » (Apokalypsy 16:19)

dia vakio amin'io rohy io ihany fa hoy izy hoe rehefa tena akaiky hitelina ny tany amin'ny izay ilay trou noir (ora farany indrindra)....Quand la Terre serait assez proche, son atmosphère elle-même serait arrachée par le trou noir, avant qu'il n'avale la planète entière, morceau par morceau. Un cataclysme qui provoquerait de terribles tremblements de terre et l'apparition de super-volcans.

106. RBNIR ( 22/08/2019 11:49)

tealala:

Andraso ampianariko ianao hoe inona no hatao hoe sampy.

Ny hatao hoe sampy dia zavatra iray mety ho azo tsapain-tanana na mety tsy azo tsapain-tanana fa voafaritra anaty teny iray na anarana iray.

Ex: Jesosy = hita maso, azo refesina azo lanjaina ary misy fetrany ny ainy = Jesosy=Sampy.

i YHVH dia na ny anarany aza tsy azo tonotononina akory.

Ny an'ny kristianina A/tra dia fitiavana : fitiavana tsy azo tsapain-tanana fa azo aseho kosa anefa fa azo refesina.

otran'ny tsy izany ny ato amin'ny rakibolana malagasy an! sa tianao ovaina ny definition????

http://www.rakibolana.org/rakibolana/teny/sampy
107. tealala ( 22/08/2019 12:12)

Mbola plagiat an n'y Torah ihany izany..
108. tealala ( 22/08/2019 12:15)

RBNIR:

tealala:

Andraso ampianariko ianao hoe inona no hatao hoe sampy.

Ny hatao hoe sampy dia zavatra iray mety ho azo tsapain-tanana na mety tsy azo tsapain-tanana fa voafaritra anaty teny iray na anarana iray.

Ex: Jesosy = hita maso, azo refesina azo lanjaina ary misy fetrany ny ainy = Jesosy=Sampy.

i YHVH dia na ny anarany aza tsy azo tonotononina akory.

Ny an'ny kristianina A/tra dia fitiavana : fitiavana tsy azo tsapain-tanana fa azo aseho kosa anefa fa azo refesina.

otran'ny tsy izany ny ato amin'ny rakibolana malagasy an! sa tianao ovaina ny definition????

http://www.rakibolana.org/rakibolana/teny/sampy

Ny malagasy anga mo nomena Torah?
Famaritana araky ny kabalah io nomeko io RBNIR a. Saingy nataoko araky ny niveau de compréhension atsoka Samy gasy ilay izy.
109. RBNIR ( 22/08/2019 12:30)
tealala:

Mbola plagiat an n'y Torah ihany izany..

Miaiky ianao izany fa tena misy ilay izy satria voalaza ao amin'ny Torah? dikany manaiky ianao fa horavana trou noir tanteraka izao tontolo izao masoandro ny volana kintana ary NY TANY.

Dia nahoana ary ianao no tsy miaiky raha izany fa ity tany ity dia horavana (tsy eto ilay tany vaovao nampanantenaina)??? ary tsy haharitra mandrakizay izany ity tany ity fa horavana...

Misy mijery ange isika eto ry tealala e!
110. tealala ( 22/08/2019 12:32)
Omeko ohatra manazava amin'ny fanaovana interprétation ana prophétie ianao à Echelle international sady nandeha t@ vaovao :
tadidio ireto anarana ireto Edom/Esav

2015 : bataclan
Esao na Esav dia rain'ny civilisation occidentale, misy fotoana izy io antsoina hoe Edom..
Rehefa voa izy dia antsoina hoe EDOM, arak'ilay tantara gen 25:30Ka hoy Esao tamin'i Jakoba: Mba avelao aho hihinana amin'ny mena, dia amin'io mena io, fa reraka aho. Izany no nanaovana ny anaran'i Esao hoe Edoma.
Rehefa reraka i Esao na hoe voa dia lasa hoe Edom no anarany.

t@ 2015 dia nisy fampisehoana tao France tao amin'ilay toerana hoe bataclan, ka ny "eagles of death metal" no niantsehatra tao. ny sigle izy ireo dia EODM=> anagramme an'ny teny hoe Edom mena Dia jereo amin'ny internet ny sigle fa mbola mena ihany koa io soratra hoe EODM io.
111. RBNIR ( 22/08/2019 12:34)

tealala:

RBNIR:

tealala:

Andraso ampianariko ianao hoe inona no hatao hoe sampy.

Ny hatao hoe sampy dia zavatra iray mety ho azo tsapain-tanana na mety tsy azo tsapain-tanana fa voafaritra anaty teny iray na anarana iray.

Ex: Jesosy = hita maso, azo refesina azo lanjaina ary misy fetrany ny ainy = Jesosy=Sampy.

i YHVH dia na ny anarany aza tsy azo tonotononina akory.

Ny an'ny kristianina A/tra dia fitiavana : fitiavana tsy azo tsapain-tanana fa azo aseho kosa anefa fa azo refesina.

otran'ny tsy izany ny ato amin'ny rakibolana malagasy an! sa tianao ovaina ny definition????

http://www.rakibolana.org/rakibolana/teny/sampy

Ny malagasy anga mo nomena Torah?
Famaritana araky ny kabalah io nomeko io RBNIR a. Saingy nataoko araky ny niveau de compréhension atsoka Samy gasy ilay izy.

Raha testameta taloha dia izao no definition'ny sampy : « Halako izay mivavaka amin'ny sampy*; fa Jehovah kosa no itokiako.[Heb: zava-poana mandainga] » (Salamo 31:6)

Io ambarany io dikan-teny amin'ny teny hebreo: zava-poana mandainga (tapakazo hivavahana) tsy mifanalavitra amin'ilay rakibolana malagasy "Taty aoriana, zavatra (tapakazo) natao fitokiana sy hianteherana ka nivavahana"
Isika dia mahafantatra tsara fa ny tapakazo tsy mamaly rehefa hivavahana (zava-poana entin'ny mpamitaka mandainga)....
112. tealala ( 22/08/2019 12:34)

RBNIR:

tealala:

Mbola plagiat an n'y Torah ihany izany..

Miaiky ianao izany fa tena misy ilay izy satria voalaza ao amin'ny Torah? dikany manaiky ianao fa horavana trou noir tanteraka izao tontolo izao masoandro ny volana kintana ary NY TANY.

Dia nahoana ary ianao no tsy miaiky raha izany fa ity tany ity dia horavana (tsy eto ilay tany vaovao nampanantenaina)??? ary tsy haharitra mandrakizay izany ity tany ity fa horavana...

Misy mijery ange isika eto ry tealala e!

Tsy hoe manaiky aho fa ho lanin'ilay trou noir isika fa ny zavatra soratany dia ny ao amin'ny Tanakh ihany no averiny ko inona ny dikan'izany plagiat.
Raha manoratra boky ve aho ka ny tantara nosoratan'i Ed Randriamalala no hovaiko ny personnage ao anatiny fa ny tantara dia iray ihany tsy plagiat ve no anaran'zany?
113. tealala ( 22/08/2019 12:36)
"Dia nahoana ary ianao no tsy miaiky raha izany fa ity tany ity dia horavana (tsy eto ilay tany vaovao nampanantenaina)??? ary tsy haharitra mandrakizay izany ity tany ity fa horavana..."
Dia tena adala izany ilay Abrahama nampanatenaina ny mandrakizay anefa dia ho rava ilay izy fa tsy hahazo anjara ireo taranany mandrakizay?
114. tealala ( 22/08/2019 12:39)
"Io ambarany io dikan-teny amin'ny teny hebreo: zava-poana mandainga (tapakazo hivavahana) tsy mifanalavitra amin'ilay rakibolana malagasy "Taty aoriana, zavatra (tapakazo) natao fitokiana sy hianteherana ka nivavahana"
Isika dia mahafantatra tsara fa ny tapakazo tsy mamaly rehefa hivavahana (zava-poana entin'ny mpamitaka mandainga)...."

Fa @ i RBNIR izany ny tapakazo tsy azo refesina tsy azo lanjaina?
115. tealala ( 22/08/2019 12:41)
Sa ve hoe raha tsy tapakazo dia tsy sampy izany raha toa ka mivavaka amin'ny rano zany aho na rivotra dia tsy sampy no anarany fa andriamanitra?

Sa ny rano sy ny rivotra tsy azo faritana anaty zavatra iray hoe rano 1kg na 1L, na ny rivotre tsy manana masse molaire?
116. tealala ( 22/08/2019 12:42)
Mba alefaso alavitra ny saina e, raha ny sarivongan'i Maria ve no hivavahako dia tsy sampy izany fa tsy maintsy tapakazo ihany? sa tsy azo alefa alavitra mihitsy ilay saina hoe ny tiako hahatongavana dia ny sampy azo refesina.
117. RBNIR ( 22/08/2019 12:44)

tealala:

Omeko ohatra manazava amin'ny fanaovana interprétation ana prophétie ianao à Echelle international sady nandeha t@ vaovao :
tadidio ireto anarana ireto Edom/Esav

2015 : bataclan
Esao na Esav dia rain'ny civilisation occidentale, misy fotoana izy io antsoina hoe Edom..
Rehefa voa izy dia antsoina hoe EDOM, arak'ilay tantara gen 25:30Ka hoy Esao tamin'i Jakoba: Mba avelao aho hihinana amin'ny mena, dia amin'io mena io, fa reraka aho. Izany no nanaovana ny anaran'i Esao hoe Edoma.
Rehefa reraka i Esao na hoe voa dia lasa hoe Edom no anarany.

t@ 2015 dia nisy fampisehoana tao France tao amin'ilay toerana hoe bataclan, ka ny "eagles of death metal" no niantsehatra tao. ny sigle izy ireo dia EODM=> anagramme an'ny teny hoe Edom mena Dia jereo amin'ny internet ny sigle fa mbola mena ihany koa io soratra hoe EODM io.

Inona no tianao hahatongavana Jesosy izao aloha no porofoina fa marina ny prophetiany ary echelle mondial daholo ireo notanisako ireo......

Tsy nahasahy nanohitra ianao fa hoy fotsiny ianao hoe plagiat torah io (izany hoe te hiteny ianao hoe tao amin'ny torah no nangalan'i Jesosy an'io...

Mbola tsy hitako mazava tao amin'ny torah aloha ireo zavatra nolazain'i Jesosy ireo nefa tsy holaviko satria Jesosy tsy nandà ny torah fa tonga kosa hanantanteraka azy....

Ka averiko hatrany manaiky v izany ianao fa tsy haharitra mandrakizay ity tany ity fa holevonina TROU NOIR BE ANANKIRAY IZAY HO AVY handevona ny masoandro sy kintana ary volana ihany koa e?????
118. RBNIR ( 22/08/2019 12:47)

tealala:

Mba alefaso alavitra ny saina e, raha ny sarivongan'i Maria ve no hivavahako dia tsy sampy izany fa tsy maintsy tapakazo ihany? sa tsy azo alefa alavitra mihitsy ilay saina hoe ny tiako hahatongavana dia ny sampy azo refesina.

Jesosy aloha izao no resahantsika fa tsy ny sarivongan'i Maria a!
Jesosy no lazainao fa sampy mantsy...
Raha mety aza avoaka mihitsy ny resaka fa afatohy tsara e!
119. RBNIR ( 22/08/2019 12:49)
tealala:

Tsy hoe manaiky aho fa ho lanin'ilay trou noir isika fa ny zavatra soratany dia ny ao amin'ny Tanakh ihany no averiny ko inona ny dikan'izany plagiat.
Raha manoratra boky ve aho ka ny tantara nosoratan'i Ed Randriamalala no hovaiko ny personnage ao anatiny fa ny tantara dia iray ihany tsy plagiat ve no anaran'zany?

Mbola tsy nahita aho, nefa koa tsy handà hoy aho fa mba eto eto ary hoe ho hitan'ny olona ilay plagiat tealala???
120. tealala ( 22/08/2019 12:55)
Tsy misy tany ho rava izany eo ry RBNIR a, ny tany hitako ary efa mitranga dia ny idéologie chrétienne dia efa miarava tsy misy fika io.
Jereo fotsiny i France e tsy efa ho silamo io atsy ho atsy? Immigration islamique hiainantsika ankehitriny io dia.. Te hifangaro ny tany sy ny vy ny tandrefana blanc aux yeux bleu Lasa daesh ny silamo Lasa ay eropa ny tandrefana (Esao=mpihaza milanja lefona "vy") Lasa aty @ny silamo, ny silamo mitady tany manakarena amin'ny petrol harena ankibon'ny tany Lasa any eropa manafika..
Ny tany sy ny vy alefa tsy hitambatra fa civilisation sadasada ka efa io matanjaka ne Io Israel ilay vato tsy nokasian tanana amotika Azy ireo dia Samy vita.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2286