You are here: home > Forum

Critique @ resaka delivrance visa

Lohahevitra : Hoy ny lalàna
Fitohizan'ny hafatra : Critique @ resaka delivrance visa
Valiny : 0
harisoa32 - 27/07/2019 10:22
Salama daholo,

Ity misy Blog iray izay amiko, analyse objective mikasika ny resaka délivrance de visa. Raha curieux ianao, mba vakio fa inter ihany:


http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2019/06/20/analyse-et-critique-sur-le-systeme-de-delivrance-de-visa-transit-faite-par-une-malgache-vivant-ici-a-auckland-en-nouvelle-zelande/

My koa pejy FB ho ahitanareo infos samihafa raha hoe mitady école ianareo ailleurs na koa hoe misy olona tsy dia salama ka mitady firenena manana hopitaly tsara ohatra kenefa tsy voatery hangalana visa na alalana izany:

https://www.facebook.com/Alternative-Places-425323798282753/?modal=admin_todo_tour

Bon courage daholo!
Valio | Miverina eny ambony