harisoa32 - 27/06/2019 18:21
|
![]() Ity misy Blog iray izay amiko, analyse objective mikasika ny resaka délivranc ede visa. Raha curieux ianao, mba vakio fa inter ihany: http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2019/06/20/analyse-et-critique-sur-le-systeme-de-delivrance-de-visa-transit-faite-par-une-malgache-vivant-ici-a-auckland-en-nouvelle-zelande/ My koa pejy FB ho ahitanareo infos samihafa raha hoe mitady école ianareo ailleurs na koa hoe misy olona tsy dia salama ka mitady firenena manana hopitaly tsara ohatra kenefa tsy voatery hangalana visa na alalana izany: https://www.facebook.com/Alternative-Places-425323798282753/?modal=admin_todo_tour Bon courage daholo! |