You are here: home > Forum

Ity no tokony ho fandaharam-pianarana taranja malagasy

Lohahevitra : Fanabeazana
Fitohizan'ny hafatra : Ity no tokony ho fandaharam-pianarana taranja malagasy
Valiny : 0
RUZ9 - 17/05/2019 11:27
Tsy mety amintsika malagasy ilay fampianarana ny taranja malagasy momba ny fanahy ao amin'ny kilasy famaranana.
Ny fanahy no olona]Ny fanahy no olona[/url]
Ny fanahy 7 mahafehy trano.
Diso izany ilay filazana hoe misy koa ny fanahy tahotra,
Ny biby koa manana tahotra, manam-panahy ve ny biby ? Tsia
Manaratsy ny maha-malagasy antsika io fanahy 4 ao amin'ny taranja malagasy io, toetra ireo fa tsy fanahy.
Alohan'ny hamalianao ahy, tsidiho aloha ity pejy ity, azafady : Ny fanahy no olona
Ny fanahy no olona
Ny fanahy no olona
Valio | Miverina eny ambony