You are here: home > Forum

Lehilahy vs Vehivavy nampirafy

Lohahevitra : Resa-dehilahy
Fitohizan'ny hafatra : Lehilahy vs Vehivavy nampirafy
Valiny : 14
Felantsoa14 - 04/03/2019 17:22
Ianareo lehilahy mihitsy no tiako hamaly eto fomba fijerinareo:

Maninona ny vehivavy no voahenjika raha vao fantatra fa efa nampirafy ? fa ny lehilahy toa tsy voahenjika ? Kanefa anie ny hampirafesan
Valio | Miverina eny ambony
hery - 05/03/2019 16:08
Tohizo fa ohatry ny tapaka
Valio | Miverina eny ambony
0341063933 - 05/03/2019 19:21

Felantsoa14
Ianareo lehilahy mihitsy no tiako hamaly eto fomba fijerinareo:

Maninona ny vehivavy no voahenjika raha vao fantatra fa efa nampirafy ? fa ny lehilahy toa tsy voahenjika ? Kanefa anie ny hampirafesan
Valio | Miverina eny ambony
Felantsoa14 - 05/03/2019 21:53
Ianareo lehilahy mihitsy no tiako hamaly eto fomba fijerinareo:

Maninona ny vehivavy no voahenjika raha vao fantatra fa efa nampirafy ? fa ny lehilahy toa tsy voahenjika ? Kanefa anie ny hampirafesanareo ka vehivavy mety mahalala koa fa manambady na efa manana sipa hafa ianareo eh.

Amiko raha te-hanenjika ianareo dia enjeho daholo na lahy na vavy mampirafy fa raha tsy te-hanenjika ny lehilahy ianareo dia aza enjehina koa ny vehivavy mampirafy.

Mazava kosa angamba izay
Valio | Miverina eny ambony
elien8 - 06/03/2019 05:23

Felantsoa14
Ianareo lehilahy mihitsy no tiako hamaly eto fomba fijerinareo:

Maninona ny vehivavy no voahenjika raha vao fantatra fa efa nampirafy ? fa ny lehilahy toa tsy voahenjika ? Kanefa anie ny hampirafesan



tsy anjara ny vehivavy ny hanao any zany fampirafesana zany
hitanao nama
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 14/03/2019 12:34
Izaho aloha tsy lehilahy fa mba hamaly ihany. Izao fotsiny ny ahy Inona moa antony tokony hampirefesantsika vehivavy raha toa ka hendry ilay lehilahy.
Raha ohatra ka maditra be indray aloha dia amiko azo iafiana ihany raha toa ka manafina aminao izay ataony any izy ary mbola mody ao antranonao.
Raha toa ka efa misehoseho sy mampiseho tsy fitiavana kosa eo vao tokony hampirafy koa isika mba hamaly faty.
Izany hoe efa tsy zaka intsony ny ataony.
Ny fanenjeha indray eto dia ny lehilahy tsy mazaka, izay mahatonga azy ireo hanenjika. Moa vehivavy natao hanaja tena hono e
Valio | Miverina eny ambony
booboo - 16/03/2019 10:08
Mandreraka ara-bakiteny izany manenjika izany a :-D :-D :-D, fiainana efa hazakaza-dava ity mbola hanenjika an'izany koa ? :-D
Valio | Miverina eny ambony
McFy - 22/03/2019 22:13
salama daholo,

Tsy tokony hipetraka amiko manokana alaoha ilay fanontaniana e
Ianareo vehivavy ihany dia efa mety namaly azy.

Ny fanampiny kely avy aty amiko fotsiny dia hoe koa raha tsy p... aho koa andeha hanenjika lehilahy

Fa izaho aloha tsy manenjika e. Araka ny tenin'ny Boboo hoe fiainana efa hzakazadava inty ka mbola handeha hanenjika ny zavatra efa ao anaty fandaharanm-potoana aho
Valio | Miverina eny ambony
Felantsoa14 - 29/08/2019 20:16

McFy
..............
Ny fanampiny kely avy aty amiko fotsiny dia hoe koa raha tsy p... aho koa andeha hanenjika lehilahy
..............


Tsy manenjika lehilahy toy ny hoe mikôty lehilahy no tiako hiaviana ry McFy fa hoe mi-accuser azy ah. Ny vehivavy mahazo enjika (accusation) fa ny lehilahy toa mahazo dera aza indraindray
Valio | Miverina eny ambony
elienantenaina - 30/08/2019 05:32
bonjour
misaotra
Valio | Miverina eny ambony
mikaorntsoaa - 07/10/2019 14:57
Ka raha le fampirafesana fotsiny no fohanana dia amin'izay tsy mifanenjika zany eee,
Valio | Miverina eny ambony
elienantenaina - 07/10/2019 16:00

Felantsoa14
Ianareo lehilahy mihitsy no tiako hamaly eto fomba fijerinareo:

Maninon
a ny vehivavy no voahenjika raha vao fantatra fa efa nampirafy ? fa ny lehilahy toa tsy voahenjika ? Kanefa anie ny hampirafesan



eka izy vehivavy
Valio | Miverina eny ambony
elienantenaina - 07/10/2019 16:02

hery
Tohizo fa ohatry ny tapaka

inona no tapaka
Valio | Miverina eny ambony
elienantenaina - 07/10/2019 17:47
angaha tianao ny tohina sao tezitra amiko anao ko
Valio | Miverina eny ambony